PiPo Produits authentiques de France
Produits authentiques de France
09/07/2026
🤍🖤 ARRIVAGE VAOVAO 🖤🤍
✨ Veste Abercrombie & Fitch Original ✨
Mitady veste mafana, tsara kalitao ary lamaody? Ity no safidy tonga lafatra! 🥰
✔️ Original
✔️ Tissu matevina sy mafana
✔️ Tsara finition
✔️ Mora ampifandraisina amin’ny jeans na pantalon rehetra
✔️ État mbola tena tsara
📩 Asio “INFO” na “PRIX” amin’ny commentaire, na alefaso mivantana ny message raha mila antsipiriany.
🚚 Manao livraison.
⚡ Stock: 1 ihany, ka izay tonga aloha no mahazo.
❤️ Raha tianao ity modèle ity dia asio ❤️ amin’ny commentaire mba hahitanao ihany koa ny arrivage manaraka.
06/06/2026
✨🌿 Des pellicules, un cuir chevelu sec ou des démangeaisons ? 🌿✨
Offrez à votre cuir chevelu le soin qu’il mérite avec la gamme Head & Shoulders DERMAxPRO 💙
✅ Aide à éliminer les pellicules
✅ Apaise les démangeaisons du cuir chevelu
✅ Hydrate et nourrit en profondeur
✅ Enrichi en Niacinamide, Aloe Vera et Vitamine E
🌴 Une gamme adaptée à chaque besoin :
✔️ Hydratation intense au lait de coco
✔️ Soin revitalisant pour cheveux secs
✔️ Soin apaisant pour cuir chevelu sensible
💯 Produit authentique
📦 Stock limité
Parce qu’un cuir chevelu sain est la base de beaux cheveux, choisissez un soin cliniquement prouvé pour renforcer la barrière cutanée et restaurer l’hydratation naturelle du cuir chevelu.
📩 Contactez-nous dès maintenant pour plus d’informations ou pour passer votre commande.
✨ Prenez soin de vos cheveux aujourd’hui pour révéler toute leur beauté demain !
🇲🇬💙
29/05/2026
27/05/2026
🎉 PROMOTION SPÉCIALE AU PARKING KIBO 🎉
Manomboka anio hatramin’ny sabotsy izao, miandry anareo izahay aty amin’ny Parking KIBO 😍
🛍️ Izay mividy manomboka ny 100.000 Ar dia mahazo cadeau surprise 🎁😊
Ary tsy izay ihany fa mbola misy ihany koa ireo prix promotion exceptionnels amin’ny articles maro 😁🔥
👉 Tongava maro fa sady manao bonnes affaires no mbola mety hahazo surprise mahafinaritra ihany koa 💖
📍 Parking KIBO
📅 Anio ➜ Sabotsy
23/05/2026
🎉✨ FOTOANAN-TSIKA AO @ PARKING KIBO ✨🎉
📅 27 - 28 - 29 - 30 MAI
📍 Parking KIBO
📌 Stand n* 14
😊 Tongava mitsidika fa betsaka ny produits vao tonga ary AUTHENTIQUE foana ihany 🥰
🎁 Surprise spécial ho an’izay manao achat manomboka amin’ny 100.000 Ar 🎁
💝 Efa manakaiky ny fetin’ny reny ka aza adino mandalo haka cadeau tsara sy manokana ho an’i maman 😍
🔥 Stock limité
🔥 Qualité assurée
🔥 Prix intéressant
👉 Inviteo koa ny namanao ary aza tara fa mety ho lany haingana ireo nouveautés 😁
23/05/2026
🎉✨ FOTOANAN-TSIKA AO @ PARKING KIBO ✨🎉
📅 27 - 28 - 29 - 30 MAI
📍 Parking KIBO
😊 Tongava mitsidika fa betsaka ny produits vao tonga ary AUTHENTIQUE foana ihany 🥰
🎁 Surprise spécial ho an’izay manao achat manomboka amin’ny 100.000 Ar 🎁
💝 Efa manakaiky ny fetin’ny reny ka aza adino mandalo haka cadeau tsara sy manokana ho an’i maman 😍
🔥 Stock limité
🔥 Qualité assurée
🔥 Prix intéressant
👉 Inviteo koa ny namanao ary aza tara fa mety ho lany haingana ireo nouveautés 😁
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo