Oui je le veux
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oui je le veux, Health/Beauty, Antananarivo.
17/02/2026
❗❗ALERTE❗❗
Ialana tsiny fa noho ny olana nisy teto amin'ny pejy dia tsy afaka namaly mp izahay 🙏
Efa miverina miasa tsara ny pejy an 😁
Efa miverina dispo ihany koa ny tsihy platsikantsika 🥰 manja be foana ny couleur
💰 Prix tokana amin'izy telo ireto an
💰 40000ar ny iray
Dimension :
Rose et doré : 1m95x1m30
Rouge sy doré sy marron : 2m×1m20
Bleu sy noir sy doré : 2m×1m20
Ao amin'ny commentaire ny sary détail an'ny tsirairay 🤗😘
29/01/2026
📣Dispo de suite 💐
📣Tsihy plastique 🦋
📣azo sasana
📣mahazaka rano ⛈☔
📣mateza 🥳
📣idéal pour pique-nique 💃🏼
📣mety be ho an'ny manana zazakely koa an 👼🏽
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo