Nani Nanu
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nani Nanu, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
11/03/2024
Coucou les filles!!!
**LANCEMENT DE PAGE - NANI NANU **
Tsy ho ela dia ho jifaina amintsika ireo karazana produits misy ato aminay ( cosmetique, mode, accessoires divers)
Fa alohan izay alou, sy mba ho fanomezana tombony ny tsirairay dia andao anao kilalao kely isika ka ireto manaraka ireto no loka ho zaraina :
🌸 Loka 1: Perruque semi naturelle 66cm, lisse avec frange, afaka atao fer tsara, premiere qualité hatrany (noir ou rouge)
🌸 Loka 2 : Perruque semi naturelle 76cm, lisse sans frange, afaka atao fer tsara ihany koa, premiere qualité hatrany (noir ou rouge)
🌸 Loka 3 : Extension tresse cheveux queue de cheval semi naturelle 32" (noir)
Tandremo ary fa toy izao ny fitsipi dalao : ☝️☝️☝️
1- Manao Jaime na mi s'abonner an'ny page Nani Nanu
2- Mi mentionner namana 3 minimum
3- Partagenao am mur nao (public) ity publication ity.
dia izay commentaire be reaction indrindra no ometsika ny loka
Mila arahina tsara ireo fepetra eo ambony ireo an.
Amin'ny Alahady 24 mars no mifarana ny lalao.
Ndao ary!!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo