Fenugrec Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fenugrec Mada, Health/Beauty, Antananarivo.
Fenugrec Mada vous propose uniquement de produits à base naturel, notamment à base de Fenugrec déjà certifié par là Ministère de la Santé Publique, de première qualité🍃
24/08/2026
Salama e, ✨
Nanao ahoana ny week-end nareo ?
Afaka manomboka manorina ny nofinofinao ianao, na dia androany aza no vao manomboka. ✨
Tsy misy tara mihitsy raha mbola vonona ny hanomboka ianao. 🤍
Aza miandry ny fotoana “tonga lafatra”. Manomboha amin’izay anananao, amin’izay azonao atao androany. 🌱
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra😊
18/08/2026
Salama e 🍃 Aloha sa aoriana ny sakafo no tsara hinana ny Fenugrec ?!☺️
Fanontaniana mipetraka matetika izy ity, raha ny tena izy dia mety foana na ao aloha na aoriana ny sakafo fa tsara kokoa raha ao aloha ( 20 na 30min mialoha )
💡 Antony:
* Manampy mampitombo ny fahazotoan-komana
* Mahomby kokoa amin’ny tanjona raha te hitombo lanja
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP na raha hanao commande ihany koa 🌿
Prix Poudre de Fenugrec : 15.000Ar/200g
Prix gélule de Fenugrec : 25.000Ar/boîte
29/07/2026
🍂 | POUDRE DE FENUGREC | 🍂
Maro be hatrany vokatsoa azo avy @ fenugrec
🍃 Hoan’ireo olona sarotsarotra mitombo, ny poudre de Fenugrec dia afaka manampy anao azahoana 2 hatr@ 7kg anaty iray volana monja. Na miotra aza
🍃 Manena ny tahan’ny siramamy anaty rà hoan’ireo diabetika
🍃 Manatsara fandevonan-kanina
🍃 Mampitombo ronono hoan’ny Reny mampinono
🍃 Mampilamina fo
🍃 Afaka mihinana azy avokoa na ankizy na tanora na efa lehibe ankoatran’ny vehivavy bevohoka ihany
Manao livraison izahay ary mandefa faritra 🚚
Prix : 15.000Ar / 200g
📞 +261 34 45 386 90
23/07/2026
Salama ee, 🌿
Faly foana izahay rehefa mahazo retour mamikely ohatrany izao😊 Mankasitraka antsika hatrany izahay ary vonona ny hanome fahafam-po anareo hatrany✨
Mandray commande foana izahay ka aza misalasala mandefa MP aminay 😁 manao livraison ary mandefa faritra ihany koa 🤍
Prix poudre de fenugrec : 15.000Ar /200g
Prix gélules de fenugrec : 25.000Ar
15/07/2026
Ity ary ilay zava-baovao🤩 efa vokatra nanananay taloha izy ity fa averinay sady tsara kalitao kokoa🥰
✨ CRÈME COIFFANTE à base de Fenugrec & Romarin & cire d’abeille ✨
Inona avy ny vokatsoa azo avy aminy ⁉️
🌿 Mamelona sy manamafy ny volo hatrany amin’ny fakany
🌿 Mampijanona fihitsanambolo
🌿 Mampijanona tapatapaka
🌿 Manome sakafo ny volo
🌿 Mampangirana sy mampalefaka volo
🌿 Manampy @ fanalavana ny volo
🌿 Mamelombelona sy mitazona ny hamandoan’ny volo
🌿 Manamora ny fibangoana sy ny fanaovana taovolo
🌿 Manala frisottis
🌿 Miaro ny volo tsy ho maina sy tsy ho vakivaky
🌿 Manampy ny volo mba hie salama hatrany
🌈 100% natoraly sady tsara kalitao ny vokatra amidinay
💌 MP raha hanao commande ary fa manao livraison izahay ary mandefa faritra na aiza na aiza misy anao😊
📞 034 45 386 90
15/07/2026
Salama daoly tsika ato😊 ela ela kely e? Fa eto foana izahay, mamaly MP anareo sy mandray commande foana🌿
Itondra zava-baovao anareo izahay, inona ary ity izay mahalala oh ?😄 Fanao @ volo aloha ilay izy,
Aza miala lavitra fa lazainay anareo rariva daholo @ 19h ny momba azy rehetra ✨
30/06/2026
Misy efa manimanina vacances ve ato ?😊
Aza adino fa eto Tana misy anay fa nefa mandefa eran’ny Madagasikara , na aiza misy anao na aiza 🍃
Afaka manao commande izah produits tianao alaina ianao ✨
📍Raha hanao récupération kosa dia manao commande mialoha dia afaka alaina ety Andrefana Ambohijanahary eo @ arrêt Toby Ratsimandrava
📞 034 45 386 90
26/06/2026
Izahay eto @ Fenugrec Mada dia miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny Asaramanitra eh ! 🇲🇬
23/06/2026
Iresaka momba ny Huile de Fenugrec sy ny volo isika androany ! Eny… mety @ karazambolo rehetra ny Huile de Fenugrec 💛
🌿 Volo maina ?
➡️ Manome hydratation sy mampalefaka
🌿 Volo tapatapaka / marefo ?
➡️ Manamafy sy mampihena chute
🌿 Volo tsy mety maniry ?
➡️ Manampy @ repousse sy volume
🌿 Misy pellicules ?
➡️ Mampitony ny hodidoha
🌿 Mihintsana
➡️ Mampijanona fihitsanambolo
📩 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP aminay. Disponible ato @ Fenugrec Mada @ vidiny 15.000Ar / 100ML
📞 034 45 386 90
21/06/2026
🎉 Tratry ny Fetin’ny Ray! 💙
Ho an’ireo Ray rehetra, misaotra anareo noho ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny fahafoizan-tena ataonareo isan’andro.
Ianareo no andry iankinan’ny fianakaviana, mpanabe, mpiaro ary loharanon-kery ho an’ny zanaka.
Mirary fahasalamana, fifaliana ary fitahiana be dia be ho anareo rehetra amin’ity andro manokana ity. 💙
Mada 😊
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
TANA101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |