Ara Bika mpanao solonify na postiche dent
cabinet de prothèse dentaire
10/05/2026
Akoatra ny mahazatra kely indray aloha
Misy Golf type 4 ito hoan'ireo izay mitady ilay tsy kitihina firy
Atao poste, voakarakara tsara ny fiara
Afaka tonga dia entina lavitra tsisy olana
Moteur SDI, jante 04 allu
2 vitres éléc -
Tsisy devoir akoatra izay fanatsarana tianao
Prix : mirary
034 26 475 30 na mp miresaka
bonne année Jiaby eeeee 🎆🎆🎉🎊🎊 tous les meilleurs voeux du bonheur
Akaiky ny fety! 🙌👄😸
02/01/2020
Bonne annEe hoatsika mpanaraka ny pejy eeee
26/12/2019
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy nahatratra ny noely 2019. Dia hosamy ahatratra ny taona 2020 daholo eeee
24/08/2019
asa niangalina
24/08/2019
asa niangaliana, tsy hita rehefa mipetaka. tsy fantatra mihitsy
24/08/2019
Ny famirampiratan'ny nifinao no ahitana ny endrikao
19/08/2019
Solonify ambany, prothèse antéro et postéro inférieur, miantoka ny famotehana sakafo, satria ny 80% ny famotehana dia anjaran'ny nify ary ny 20% no anjaran'ny vavony
06/07/2019
Miantoka ny fahasalaman'ny taova ny fahatsaran'ny solonify
mitsako sady mitsiky tsara
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Anosizato
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |