Soa Beauté

Soa Beauté

Share

Salon de coiffure et Esthétique

19/05/2026

Manasa antsika hanaraka hatrany ny page fa ahita soa ato foana.ianareo manomboka zao 🙏

19/05/2026

Ho avy am zay za fa ela zay 😀🥰zay 5 voalohany tonga manao volo aty amin ny sabotsy ny Pentecôte dia mahazo remise 20% .zay aloha ary henjikenjeho.ary oh🏃‍♂️🏃‍♂️😀

19/05/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny pageko rehetra hanome astuce tsara be ho anareo za fa araho hatrany 1🙏❤

10/06/2025

Miarahaba antsika ato ndray oh

Ity ndray ny astuce Kely hiarovana ny tarehy am Zao andro mangatsika Zao :

Sasana tsara ny tarehy dia Aveo hosorana huile d'amandes atao manify tsara atao matetika ho hitanareo fa sady mandina ny hoditra no tsy ho vaky mihintsy
Andramo ndray Ary oh 🥰❤️ mazoto !!!

Photos from Soa Beauté's post 15/01/2024

miandry anao ny coiffure fenosoa tongava fa ho afapo😍❤️

15/01/2024

miarahaba ny manaraka ny pejy rehetra nahatratra ny taona ho taona feno fahombiazana ho àntsika anie ity taona ity ❤️

Photos from Soa Beauté's post 06/06/2023

RETO NY ANKAJO MAFANA N'NY ZAZAKELINTSIKA OHH TENA TSARA BE DAHOLO REO. 👌👍

Photos from Soa Beauté's post 23/03/2023
Photos from Soa Beauté's post 21/03/2023

Coucou daholo ,misokatra ny fianarana coupe sy brushing rapide adin 2ihany 15000 ar mivoka ato efa mahay tsara ,voafetra ny toerana an ,aiza ary ohh!!!

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.