Beauté Tsanta
Ity pejy ity dia natao ahafantaranareo bebe kokoa ny Tsanta Beauté sy hifaneraserana aminareo client(e)ary namana tsy tapaka rehetra
22/05/2021
21/04/2020
Astuce kely hanamafisatsika ny hoho tsy ho tapatapaka,ireto avy ny akora ilaitsika :
*citron
*tongolo gasy
*huil d'olive
Alaina ny tongolo gasy dia totohina ary afangaro sy huile d'olive.Hosorana lay izy dia avela eo mandritrany adiny ;2 na 3 isakerinandro afaka manao azy.
Marihina fa afaka tehirizina tsara lay izy raha betsaka ny atao;afaka atao anaty bocal na tranon vernis efa lany.
Mankasitraka ary manantena fa ho mafy daholo ny hoho antsika 😉😊
17/07/2017
01/01/2017
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Beauté Tsanta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.