Gileada SANTÉ
Gileada Santé dia Page izay hanomezana torohevitra mahasoa ho an'ny fahasalamanao.
‼️FILAZANA :‼️
📩Somary misy olana ara-teknika kely izahay, dia niato Kely vetivety ny fandraisana mp.
📞Mandra-piverina dia Afaka miantso ny laharana 0382077361 isika izay mila miresaka amin'ny dokotera na te hanao commande.
📅 Rahampitso ihany Fara fahatarany dia hiverina amin'ny laoniny ny fifandraisantsika eto.
😊Mankasitraka tompoko.
01/10/2026
☀️ Atombohy amin’ny fomba tsara ny marainanao! 🍹🌿
Ny Oméga-3 dia karazana menaka ilain’ny vatana, izay mandray anjara amin’ny fiasan’ny atidoha sy ny fo. 🧠❤️
🥄 Ahoana no fampiasana azy?
Isa-ny maraina mialohan'ny sakafo, afangaro ao anaty ranom-boankazo tianao ny 1 sotro fihinanana (1 càs). 🍊🍍🥭
✨ Fomba tsotra hampidirana ny Oméga 3 Magnésium ao anatin’ny fahazarana ara-tsakafo andavanandro.
🍹 Ranom-boankazo maraina, complément tsy hadino! 💚
30/09/2026
😰 Mety hisy fiantraikany amin’ny lanjanao koa ve ny STRESS?
Rehefa be stress matetika isika, dia mety hiova ny fahazotoan-komana sy ny torimaso. Mety hahatonga antsika hihinana bebe kokoa, hitady sakafo mamy na be tavy, ary hihena koa ny fahazotoana mihetsika. 🍫😴
Izany no mahatonga ny fitantanana lanja tsy tokony hifantoka amin’ny sakafo ihany. 🌿
💚 Mikarakara ny vatana, fa aza adino koa ny saina:
🥗 Mihinàna ara-dalàna sy voalanjalanja
💧 Misotroa rano ampy
🚶♀️ Mihetsiketsaha isan’andro
😴 Omeo torimaso sy fitsaharana ampy ny vatana
🌬️ Makà fotoana hampitoniana tena rehefa be stress
✨ Ny vatana salama dia mila sakafo tsara, fihetsiketsehana ary fiadanam-po ihany koa.
👉 Te hahafantatra torohevitra tsotra hafa hanampy anao amin’ny fitantanana lanja? Araho hatrany Gileada Santé. 🌿💚
29/09/2026
💚 Cholestérol, tavy ratsy, lanja be… mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana raha tsy voalanjalanja.
🥗 Sakafo voalanjalanja + 💧 rano ampy + 🚶♀️ fihetsiketsehana isan’andro = fototra iray lehibe amin’ny fahasalamana.
🌿 Ny DETOX - GILEADA dia natao hanampy anao amin’ny fikarakarana ny lanja sy ny fifandanjan’ny tavy ao amin’ny vatana, ao anatin’ny fahazarana ara-pahasalamana.
📍Azo jifaina eny amin'ny points de vente Gieadaa Santé rehetra.
📩Raha te hanao commande kosa dia mandefasa hafatra miafina eto amin'ny pejy.
⚠️N.B : Tsy natao hanoloana ny fanafodin'ny dokotera ity vokatra ity. Mandraisa hatrany torohevitra avy amin'ny mpitsabo mialohan'ny ampiasana vokatra.⚠️
❤️ Karakarao ny vatanao, karakarao ny fonao.
26/09/2026
‼️CONSULTATION GRATUITE‼️ eny amin'ny Gileada Santé Météo Ampasapito.
📆Ny 29 Septembre hatramin'ny 02 Octobre📆 ny fotoanantsika, miomàna tsara.
✅Mandray ny olona rehatra izahay, ary manome torohevitra ho an'ny fahasalamana miaraka amin'ny dokotera efa hitanareo eto amin'ny pejy ireny.
✅Hisy tests mivaly eo no ho eo ihany koa eny an-toerana, izay natao amin'n sarany mirary ho an'ireo izay mila izany.
📍Toerana : ampitan'ny SSSM Vetclinic, lalana ho any Andraisoro (miainga rond point Ampasapito)
🕖Ora fisokafana : 08h - 17h
Tongava maro e !
26/09/2026
⁉️Fantatrareo ve fa misy Gileada Santé eny Antsahabe ?
📍ANTSAHABE indray no toerana iarahantsika amin'ny dokotera amin'ny herinandro raha eny amin'ny manodidina eny no misy anao .
🏷️🏷️Toy ny efa mahazatra dia GRATUITE ny CONSULTATION, ary amin'ny sarany mirary kosa ireo karazana tests mivaly eo no ho eo. 💉💉
Ireto avy ary ny tests azo atao eny :
Diabète Fièvre typhoide Hépatite B/C Toxoplasmose Combo VIH Palu
📍Ny toerana ahitàna anay : Antsahabe, ampitan'ny alliance française (lalana mihazo an'Ambanidia miainga eo amin'ny tunnel)
🕖Ora fisokafana : 08h - 17h
Miroso hatrany isika !
25/09/2026
🌿 BEROBEROKA GILEADA 🌿
Fantatra ny Berobeoka ho zavamaniry manohana ny fanadiovana voajanahary ny vatana. Izy indrindra no ampiasaina hanohanana ny fiasan’ny voa sy ny aty, ary hanampy ny vatana amin’ny fizotry ny fanalana ireo zavatra tsy ilainy. 🌱
✨ Fanohanana voajanahary ho an’ny voa, aty ary ny fahadiovan’ny taova.
💚 Ho ampahany amin’ny sakafo voalanjalanja sy fomba fiaina ara-pahasalamana.
📍 Azo jifaina eny amin'ny points de vente Gileada Santé rehetra.
📩 Mandefasa hafatra miafina ato amin'ny pejy raha hanao commande ianao
✅CONSULTATION GRATUITE au Siège MAHAMASINA (eo akaikin'ny Bazar du quartier ampitan'ny Palais de sport)
🗓Jour 3
🥰Ny FAHASALAMANAO no FIFALIANAY.
❤️Hankasitrana ianareo rehetra izay tonga namaly ny antso tamin'ity androany ity.
👉Maro tokoa ianareo no te hisitraka izao tolotra izao ka mbola mitohy ny hetsika:
RAHAMPITSO ZOMA amin'ny 8h maraina ka hatramin'ny 17h hariva sy ny ASABOTSY TAPANY MARAINA IHANY amin'ny 8h ka hatramin'ny 13h atoandro.
😊Miandry anareo izahay.
🌿Miroso hatrany isika!
24/09/2026
🌿 Une alimentation équilibrée commence par de bons choix.
Avec OMEGA 3 & MAGNÉSIUM de GILEADA, complétez votre routine nutritionnelle au quotidien et accompagnez votre démarche vers une alimentation plus équilibrée.
✨ Un complément alimentaire à intégrer dans une hygiène de vie saine, avec une alimentation variée et une activité physique régulière.
📍 Produit disponible dans tous les points de vente Gileada Santé.
📩 Pour commander, contactez-nous en message privé.
‼️CONSULTATION GRATUITE au siège de Gileada Santé Mahamasina : Jour 02 .
💛Toute l'équipe est aux petits soins pour vous.💛
📍L'offre ne dure que jusqu'à vendredi .
⚠️Ne ratez surtout pas ce moment ⚠️
à bientôt !
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Mahamasina
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:30 |
| Tuesday | 08:30 - 17:30 |
| Wednesday | 08:30 - 17:30 |
| Thursday | 08:30 - 17:30 |
| Friday | 08:30 - 17:30 |
| Saturday | 08:30 - 12:30 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Gileada SANTÉ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.