Eva Produits Mg
✨N'hésitez pas à nous écrire pour passer votre commande ! 🌸
06/08/2026
Hello ! ✨
Ianareo ve efa nisy niteny hoe misy tepérature tokony arahana io rano anasana loha io ❓
Tonga dia tsorina aooha fa ny manasa loha amin'ny rano MAMAY dia ❌TSY METY❌. Lasa mampisokatra ny écaille, ka lasa tsy mitazona soin intsony ilay volo fa vetivety dia miala.
✅Rano matimaty eo amin'ny 30° eo dia efa mety.
Na raha tena tsy zaka fa hoe rano mamay na mafana no mety aminao dia aza adino manakobana farany ny volonao amin'ny rano matimaty 🌸
Tsy misy resaka bena'droany fa izay fotsiny 🤭
Abonnez vous pour plus d'astuce 🥰
05/08/2026
Rehefa inona ianareo no mampiasa bonnet en satin de soie ? 😊
✅Astuce iray azonareo ampiasana azy :
🌸Rehefa manao méthode azahoana boucle na ondulation sans chaleur dia tsara ny manao bonnet satin mba tsy ho rava ilay izy na hivoraka.
✨Izany hoe manao méthode enao androany ka raha mila entina matory, dia fonosy anaty bonnet mba tsy hivoraka ny alina .
Et vous ? Vous l'utilisez comment ?
🚴🏻♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar en centre ville
30/07/2026
🌸SERUM THERMO-PROTECTEUR🌸
Raha azavaina tsotsotra dia serum fanao amin'ny volo izy io hiarovanaazy amin'ny hafanana .
Eritrereto hoe rano mangotraka 100°c aza mahamay ny tananao, maika fa hafanana fer lisser ou brushing, brosse soufflante à 200°c 🔥😅
Avy eo izy maina be dia tapatapaka, vakivaky....💔
✅Ny serum thermo protecteur dia tsy serum tsotra fa natao hiarovana ny volonao amin'izany "agression" mamay be izany..
✅ 180°C ny degré farany ambony tokony atao amin'ny volo. Matetika izy io no degré ambany indrindra amin'ireny karazana appareil chauffants ireny. Mamay izy fa tsy mandoro.
✅Ny fanaovana volo matetika be dia tsy mety ❌ fa matoa izy izay mora mibontsina, dia na izy ratsy sintona, na ianao karazan'olona mora tsemboka😊
Abonnez-vous pour plus de conseils 🥰
29/07/2026
Hello ! ✨
Ianareo ve efa naheno hoe "Ny shampoing manamaina volo" ?❓
Betsaka no mbola manao ilay hoe ny shampoing no ataony soin dia rehefa maina le volo dia miova shampoing eny foana.
Ilay Shampoing anefa natao anadio fotsiny ihany.
🌸Ny odidoha no tena asina fa tsy ny taom-bolo.
🌸Izay no mahatonga ny hoe mila miezaka mampiasa shampoing tsy be produit chimique ⚠️⚠️
🌸Ilaina ihany koa ny APRÈS SHAMPOING fa mbola betsaka ihany koa no tsy dia manisy lanjany an'izy io. Ny après shampoing no osorana amin'ny taom-bolo fa tsy ny odi-doha. Manjary maha be angadrano sy maha mora gras ny volo.
🌸Misy temps de pause 10 à 15 mn dia kobanina tsara mihitsy vao amainina ny volo.
Routine kely atao hoe tsotsotra nefa tena misy dikany be ❤️
Abonnez-vous pour plus d'astuce ✨
27/07/2026
Hello ! ✨
Nareo ve nahalala hoe manimba volo be ireny elastique tsotra ireny ? Nefa dia misy amin-tsika manery mafy dia mafy.ny volo amin'izy ireny, dia lasa TAPATAPAKA na lasa MAMARITRA BE ilay volo izy aveo.
❤️Scrunchie n satin de soie ny vahaolana ❤️
Mety koa izy raha satin tsotra fa saingy raha 🌸ZAVATRA DURABLE🌸 no tadiavinao dia ✨satin de soie ✨ safidina .
Nous avons des GM et des XL
6000 Ar et 10.000 Ar
Livraison à partir de 3.000 Ar
15/07/2026
Hello ! ✨ Andao hiresaka kely indray 🥰
Onona ny mbola tsy maharesy lahatra anao hampiasa matière en satin sy en satin de soie rehefa matory ? ❤️
06/07/2026
Hello ! ✨
Quelle couleur vous parle le plus ? 🥰🤗
Nos bonnet en satin de soie et scrunchie sont toujours disponible UNIQUEMENT. sur commande !
💐Bonnet : 12.000 Ar
💐Scrunchie : à partir de 6000 Ar
🚴🏻♀️Livraison possible à partir de 4.000 Ar
🏘️Récupération possible ( uniquement dite à l'avance)
17/06/2026
Hello ! ✨
Mba hialàna amin'ny tanana maina lava dia ireto ny vahaolana afaka entinao anaty poketra na kitaponao na aiza na aiza alehanao ❤️
Tena ilaina izy itony.
Prix : 6.000 Ar /1
14/06/2026
Hello ! ✨
Autre que le bleu nuit, bleu marine, noir, vert emeraude, Il existe aussi une magnifique couleur qui impose de l'élégance rien qu'au regard 😍
💠Bleu canard 💠
Elle est très limitée !
Comamndez le votre dès aujourd'hui 🌹
prix : 12.000 Ar
Matière : satin de soie
🚴🏻♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar (selon le lieu)
# accessoirhomme
31/05/2026
Hello !
Mirary fetin'ny Reny Sambatra ho an'isika rehetra 🌹 Andro manan-danja anio ho anay eto amin'ny Eva produitsatria Renim-pianakaviana 2 no ambadiky ny vokatra sasany rehetra hitan-tsika eto ❤️❤️
Category
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |