Beauté Céleste

Beauté Céleste

Share

Votre beauté, de GLOIRE en GLOIRE✨🕊️


Contactez-nous
034 13 819 00

Photos from Beauté Céleste's post 03/04/2026

Bon vendredi saint les beautés ✨❤️

Photos from Beauté Céleste's post 29/03/2026

Soft✨glowy✨makeup

La prestation à domicile est de retour,je serai disponible pour accentuer votre beauté 🤍

Appelez le 034 13 819 00

21/03/2026

Hello mes beautés 🌸❤️

Vous m’avez énormément manqué 🥺…
Après 2 mois de pause, je suis enfin de retour avec plein de belles surprises à partager avec vous ✨

Alors si ce n’est pas encore fait, abonnez-vous pour ne rien manquer 💫

26/01/2026

❌IL N'Y A PLUS DE PLACE POUR LA FORMATION EN LIGNE DU 30 ET 31 JANVIER❌

Pourtant j'ai une autre bonne nouvelle pour vous 😍:

Toutes les informations sont écrites dans l'affiche et je vous invite déjà à m'envoyer un message privé pour les réservations ou appelez le numéro mentionné

21/01/2026

Noho ny fangatahanareo dia ataontsika en ligne Ilay formation amin'ny 30 et 31 janvier ❤️

Afaka miditra mp ianao manontany ny andinindininy

NOHO IZANY DIA MIOVA NY FRAIS DE FORMATION🥰

Araho ny pejy fa alefako eto ny andinindininy rehetra❤️

19/01/2026

🤍MOTD & HOTD🤍

Veuillez appeler le numéro mentionné ou venez directement en message privé pour votre mise en beauté à domicile 🥰

Photos from Beauté Céleste's post 15/01/2026

Fa maninona ndrie no manao manja?
Satria ve tiandrie be ilay tenenenin'olona hoe manja akie ndryy?
Sa satria ve amin'izay mijerijery andrie daholo ny olona?
Sa amin'izay manenina ilay olona nanary andrie😅?
Sa inona ?

💌Fa rehefa manao manja ndrie dia ataovy ho an'i Jesosy aloha,manaova manja be mba hanomezana voninahitra Azy, mamy be rehefa Jesosy no miteny andrie hoe "MANJA BE NY ZANAKOOO🥹"
💌Avy eo manaova manja be ho an'ny tenandrie
(Ireo roa ireo ihany no tena eo foana ho andrie dia ataovy izay rehetra hampifaly an'ireo)

Fa andao aloha mba asiana astuce pour cheveux ndray ary ee, sa ahoana?🤍

Raha mitady mpanao maquillage à domicile ianareo dia antsoy foana ny 034 13 819 00 na hafatra miafina aingana🥰

Aza adino ihany koa fa mampanao formation maquillage aho😋

Enfin abonnez vouuuuuuuuuuuus 😘

13/01/2026

Azavaiko kely aminareo ilay formation izay atao ny 30 et 31 JANOARY ho avy izao 💜

Contact: 034 13 819 00

Abonnez-vous

Beauté Céleste

12/01/2026

Hello mes beautés 💜
Alefako aminareo rahampitso ny détails momban'ilay formation sady hamaly ny fanontanianareo aho

Stay tuned

Beauté Céleste

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo