Soa coiffure
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa coiffure, Beauty, cosmetic & personal care, Mazava Ivato, Antananarivo.
16/04/2024
Miarahaba antsika rehetra ooo
Ato indray ny PROMOTION tsika ary e🥰🥰🥰🥰
Brushing avec finition steam 9000ar daholo na lava be aza🥰
Pose faux ongle avec vernis permanent 8000ar🥰🥰
Coloration avec finition 40000ar daholo🥰🥰
Soin du visage 10000ar🥰🥰
Pedicure 12000ar🥰🥰
Tongava maro fa afapo daholo zay rehetra tonga teto eee🥰🥰
Toerana tsy miova, Ankadindravola entre Mazava sy Masikita🥰🥰
Tel: 0344642356
0337416450
0346196875
Ianao afapo no Fanambinay🥰🥰🥰🥰
Miarahaba antsika rehetra ô.
Manimanitra fety a, andao hanao Manajamanja ry maman sy demoiselle a😍😍
Izahay eto aminy 😘😘SOA COIFFURE😘😘
Dia Faly mandray antsika rehetra ô
Manao sy asa rehetra momba ny fahamanjana 😍😍😍
Toerana 200m miala n arret bus mazava
Tongava mandalo Fa Ianao afapo no fanambinay a😍😍😍🙏🙏🙏🙏
22/03/2024
Salama daholo e
Toy izao ny asa vitanay ato COIFFURE a🥰🥰
Tongava raha hanao manjamanja e🥰😘
Toerana 200m miala ny arret bus Mazava 🥰😘😘
Miarahaba dhlo o.
Mbola mitohy hatrany ny promotion antsika a, ato de Coiffure SOA
8000ar dhl ny manao volo(brushing)
8000ar ny pause faux ongle miaraka permanent
8000ar ny Make Up
Toerana 200m miala ny arret bus Mazava Ivato
Ianao sisa no andrasana fa afapo avokoa zay rehetrra nandalo a.
18/03/2024
18/03/2024
Miarahaba daholo o,
Mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato Coiffure a
Ianao sisa no endrasana a.
Toerana 200m miala ny arret bus Mazava Ivato.
Tel:0344642356
0346196875.
13/03/2024
Miarahaba antsika rehetra o, toy izao ny asatananay ato @ Soa Coiffure a, tongava mandalo tena ho afapo Ianao.
Toerana eto Ivato, 200m miala ny arret bus , coter gauche.
Faly miarahaba antsika rehetra ô,
Izahay eto coiffure dia Faly manolotra antsika ny promotion rehetra.
Promotion :
Brushing:8000ar
Coloration :35000ar
Make up :8000ar
Soins du visage :10000ar
Manucure :10000ar
Pedicure :12000ar
Toerana 200m miala eo bus MAZAVA IVATO cote gauche.
Manasa antsika rehetra handalo o
IANAO AFAPO NO TANJONAY.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mazava Ivato
Antananarivo