Itaosy Frip

Itaosy Frip

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Itaosy Frip, Health/Beauty, Andranonahoatra Itaosy, Antananarivo.

13/04/2025

Hamaly b***e hhr sy ondana Ary robe pull rahampitso.
Iza vonona Haka lohany?

01/01/2025

Arahaba nahatratra ny taona vaovao daholo e 🥰
Ho taona zina feno fahasoavana, fitahiana Ary fanambinana avy amin'Andriamanitra ho antsika rehetra anie ity taona ity 🙏🙏😍

Ho fanokafantsika izao taona ianao a Dia promotion bé isika 🥰
Misokatra Alatsinainy amin'ny 8 Ora ny tsena 🙂
Ka izao avy ny promotion atsika
👉Robe maxi : 5000-7000ar daholo
👉Mini robe: 3000ar
👉Slim jean:7000ar
👉Tee shirt /polo homme:2000ar
👉Tee shirt femme : 1000ar
👉Pallazo mivelatra: 4000ar
Mbola maro bé zareo a 🥰
Tongava fa tsy ho diso fanantenana nareo 😍🙂🥰🤤
📱0381651790
🏠 Itaosy andranonahoatra akaikin bricodis 🙂

02/07/2024

Mbola anaty hatsiaka isika aaa ☺️
Ireto ny entana mora nefa mirary a
Aza tara mandefa commande
Mandefa amin'ny faritra hatrany 🥰
👉Velours miracle
👉Medium
👉 Rideaux voile
👉 Jogging capuchon
👉 Jogging pantalon
👉 Kiraro andehibe sy an'ankizy
👉Robe pull
👉Drap
Mbola maro fa tongava mitsidika e

25/06/2024
Photos from Itaosy Frip's post 09/05/2024

Arrivage mora bé ooooo
Tsy misy resaka lava bé fa mora oa
📱 0381651790
🎁 Itaosy
Ireto ny arrivage
👉Medium manify sy matevina
👉 Jogging pataloha andehilahy
👉 Manteau ambehivavy
👉Pataloha an'ankizy
👉 Botofotsy matevina sy manify
👉Boots
👉Crocs
👉 Kiraro andehibe
👉 Kiraro an'ankizy
👉 Robe pull
👉 Cartigan lava
👉Pijama ensemble

B***e Europe :
👊Pataloha mihaja/jean andehilahy
👊Pataloha ambehivavy
👊 Jogging capuchon
👊Sweat tee shirt
👊Pull homme
👊 Pull kids
👊 Rideau voile
👊 Couette

Aza misalasala miatso sy manantona fa vonona handray ana zahay e

Photos from Itaosy Frip's post 09/05/2024

Arrivage ooooo
Iza Mila entana tsara nefa mora?
Tongava aty amin'ny Itaosy Frip
0381651790
Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra eto madagasikara a 🥰

Photos from Itaosy Frip's post 31/03/2024

Bonsoir daholo eeee 🥰
Hasintsika jeu amin'izay Ary e 😊
👉 Manao j'aime page
👉 Invité 'o ny namanao 10 hanaraka ny pejy ao amin'ny commentaires
👉 Partagé 'o ilay publication amin'ny sary
👉loka telo no zaraintsika
🎀Olona 3 no mahazo loka 🎁
🎀Izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo loka a

Mardi amin'ny 8 isika hisarika ny tsara viana

31/03/2024

Coucou daholo eee 🥰
👉Entana arrivage bé
👉B***e premier choix
👉B***e européenne
🎀Prix cadeau 🎁
Ireto avy izy ireo
🎀Baby light 45kg: 550.000ar
🎀Baby light medium 45kg: 570.000ar
🎀Tank top(crop top)45, kg 450.000ar
🎀Slip femme 45kg: 720.000ar
🎀Mix dress :515.000ar
🎀Mini dress:565.000ar
🎀Cargo short homme45kg:720.000ar

Araho tsy tapaka pejy ☺️
Ho maro ny cadeau ho zaraina

26/03/2024

Salama daholo e 😊
Izahay ato amin'ny Itaosy Frip Dia afaka manome fahafaham-po amin'izay entana ilainao rehetra na gros na détails 🥰
Koa aza misalasala miatso sy mandefa hafatra fa vonona handray anao hatrany zahay 😘😘

Mandefa amin'ny faritra sy afaka manao livraison 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Andranonahoatra Itaosy
Antananarivo