Prix savon svp?
Vente en ligne de savons
(savon de ménage, toilette, détergent, pâte de savon, shampooing solide, savon à froid)
01/02/2025
Hello Febroary ❤️❣️
Le mois de l'Amour 🥰🌹🥀
Tsarovy fa afaka manatitra NOSY MANJA eny amin'ny toerana misy anao izahay
Raha te ho manjamanja amin'ny Saint-Valentin 🌸💁🏽♀️🧖🏽♀️
Amin'izao afanana izao dia tsara izy afangaro amin'ny masonjoany dia atao amin'ny alina
Manosonosotra NOSY MANJA izao no vahaolana
Mba hikojana ny hoditra tarehy 🥰 rehefa avy nosorana makiazy 💄💋
07/05/2024
💰COMPLEMENT DE REVENU 💰
❌ Sahirana ve ianao mitady ny savony ny Savonnerie Tropicale?
❌ Te hivarotra ve ianao nefa tsy manana NIF & STAT?
❌ Te hanana fidiram-bola fanampiny 200Ar hatramin'ny 10.000Ar isan'andro?
❌ Te hanampy anay amin'ny fanaparitahana ny savony vitantsika Malagasy ve ianao?
🤩 Azo atao daholo izany ato amin'ny pejy
Araraoty ary! 💸
Tena azahona tombony izany an!!
Alefaso mp ny hoe "Savony" raha liana ianao
25/03/2024
👚🍽🧼 Savony RAVINALA
Savony ho an'ny sasa rehetra
Lovia, vilany, lamba...
Mora, mateza, mandroatra tsara
🌸Vidiny mirary🌸
Ravinala V8 80gr ▶️ 9.600 Ariary
Ravinala V12 115gr ▶️ 15.600 Ariary
18 isa ny anaty carton iray
🛵 Livraison 4.000 Ariary
19/03/2024
✨✨✨
Vita Malagasy 🇲🇬 hatrany no atolotray anareo Mpanjifa
Prix: 4.100 Ariary
Misy savony hafa ihany koa ato amin'ny pejy koa tsidiho
mp commande
16/03/2024
🌸 Savony manitra fandroana 🌸
Misy izay ilaina rehetra
Ireo tena vita Malagasy 🇲🇬🇲🇬
🌈 NOFY
🌼 NOSY Kelly
🌀 REVA
💛 TROPICAL
Misy 80gr sy 150gr
Manomboka 1.500Ar
Hanotanio izay ilaina 🥰
12/03/2024
Mankasitraka anareo 7 sahady manaraka ny compte
Rehefa tonga 50 isika dia misy kilalao ho ataotsika azahona savony gratuit 😍
Inviteo daholo ny namana hanaraka ny pejy
12/03/2024
✅Nos conditions de vente✅:
Merci de bien prendre en compte toutes les informations ci-dessous s'il vous plaît 🥰:
🦋🏷️ Pour toute commande le client doit envoyer la/les photos de(s) l'article(s) souhaité(s) avec nom, grammage, parfum,....en envoyant un message privé pour confirmer.
🔥Aucun acompte exigé, paiement à la livraison
Conditions de livraison 🛵:
🦋🛵Seulement vente en ligne, pas de récupération (pour l'instant)
🦋🚐Veuillez préciser votre lieu ( votre quartier).Le responsable vous contactera par appel ou message privé 1 à 2 jours avant la livraison. La livraison se fait à partir de 9h jusqu'à 18h le lundi à samedi.
📤🖇️ Envoie des colis: on envoie votre commande par service rapide ou autre prestation. Le frais vers Province est à votre charge.
📌Mode de paiement 💸💸:
🦋 💎Pour ce qui sont à Antananarivo, le paiement se fait via Mobile money ou en espèces au moment de la livraison. ( Le tarif de livraison est de 4.000ar)
La livraison se fera selon le planning du livreur
🦋💎 Pour ceux qui sont en province, le paiement via mobile money est exigé, à effectuer 24h avant l'envoi du colis incluant la totalité de la commande + frais de déplacement du livreur. Cela est appuyée avec preuve de transaction ( capture d'écran ou référence d'envoi).
📌📌 Retour d'articles : une fois la livraison faite, aucun retour ou échange ne sera accepté sauf erreur de notre part. Nous vous prions de bien VÉRIFIER votre commande, et nous exigeons que vous payez le frais du livreur que vous preniez les colis ou pas.🥰
Mirary soa tompoko 🌼🙏
Salama tompoko,
Tsy ho vaovao aminareo ny produit ho atolotray ato amin'ny pejy
Fa mba tianay fantatra ny hetahetanareo mba hahafa-po anareo mpanjifa
Sorato ao amin'ny commentaire ary izany
Misaotra tompoko
12/03/2024
🤩🤩 Prix de lancement 🤩🤩
Vovon-tsavony MADIO citron sy bleu
✅ 340 Ariary ny sachet iray 30gr
Izany hoe 3.400 Ariary ny sachet 10
✨ Manadio ny lamba
✨ Tsy mampiofo
✨ Mandroatra tsara
✨ Manaja ny hoditry ny tanana
✨ Afaka hanasana fiara
Araraoty ary ny prix de lancement ny vovon-tsavony MADIO ato amin'ny pejy!
Hatramin'ny 22 marsa ity tolotra ity ka aza tara 🥰
🛵 Manao livraison
MP commande
12/03/2024
Tsy dia hita eny amin'ny tsena mahazatra ny savony vokarin'ny orinasa Malagasy satria dia mirongatra ny importé
Izahay dia afaka manolotra ireo savony vokarin'ny Savonnerie Tropicale koa dia anao sisa ny safidy
Hanotanio izay mahaliana anao
🛵 Manao livraison
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
| Sunday | 08:00 - 18:00 |