Islamo isika

Islamo isika

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Islamo isika, Health/Beauty, 67h, Antananarivo.

12/09/2025

Assalamou Anlaykoumo WarahmatollAh Wabarakatuh

26/04/2025
26/04/2025

N'y toetra ratsy dia tsimisoratra ankandrina.
Mahaiza misafid olona atao namana. Fa n'y namana ratsy dia mamarina ankady

16/04/2025

Allah dia tsiambigny sitrapontsika izay tiantsika hialana eto antany.ka noho izany dia mahaiza magnararotro fotoana fohy izay mbola ananantsika nomeny atsika

16/04/2025

Aza variagna mitsikera n'y hafa ,na koa faly magnome tsigny lava n'y hafa.fa tsihaintsika hoe inona n'y olana mitsy aminy

15/04/2025

Ny fitsikianao manoloana n'y rahalahinao,n'a rahavavinao na ny namanao dia Swadaka

15/04/2025

Assalamo Alaykom Warahmatoll'Ahi Wabarakãtuh

15/04/2025

ان الله مع صابرين.
Tena marina Allah dia miaraka amin'ireo mpanana faharetana

15/04/2025

Assalamo Alaykom Warahmatoll'Ahi Wabarakãtuh. Ity dia Pejy ahitantsika fampianarana sy torohevitra, mombany fiainany zanak'olombelona

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


67h
Antananarivo