Kata-logue

Kata-logue

Share

Live talata ,Zoma ,Alahady 😜prix bojo

Photos from Kata-logue's post 05/12/2024

❌❌Ahoana fahitanareo ireto Arrivage ireto?
🤤Aleo ianareo no hiteny ny hatsarany hoe atraiza
👀27.000ar (miha-tsara hatrany foana ny vokatra hoetina mba anomezana fahafahampo anareo)
🏃🏽‍♀️Ataovy aingana jp

Photos from Kata-logue's post 05/12/2024

💃🏾Tsetsetse araraoty fa 18.000ar daholo ny arrivage robe 😎

Photos from Kata-logue's post 29/08/2024

👻Ireto ilay Arrivage à seulement 40.000ar
🤤TENA HOE TSARA LOATRA
(Taille M-L-XL)
❌Taille M ilay anaovany modèle photo

24/08/2024

😘Arrivage ensemble sweat -jogging 2ans deux tons
👻 3 pieces fotsiny dia izay Tonga aloha
🤤20.000ar

Photos from Kata-logue's post 16/08/2024

🤤🤤Arrivage Trop chou ❤️❤️Prix cadeaux
👍Manches courtes rose et bois de rose :30.000ar
👍Manches longues blanc et violet clair :35.000ar

🤤Coton tsara be daholo lamba,malefaka tsara

12/08/2024

👻Lundi ndray ny Andro oh!!!
❤️Jogging avec capuche 40.000ar girl power !

😉Iza ilay mahafatram-po mipartage Sy micoms ato amin'ny pejy?

Photos from Kata-logue's post 06/08/2024

❌❌Arrivage
📢Fa izay tonga aloha ihany
📢Ensemble pant Bleu et vert :37.000ar efa tsy atao 40.000ar nf Arrivage matevina be
📢 Ensemble short :30.000ar (3 pieces sisa)

😅Tsisy liquidation kosa amireto an Tena tsara loatra

Photos from Kata-logue's post 03/08/2024

📢😋 Bodysuit importé disponible en taille L-M-S
❌20.000ar prix cadeau

Category

Website

Address


Antanimenakely
Antananarivo