Diam's Mode

Diam's Mode

Share

🤍 Magasin De Vente En Gros Et En Détails❗🤍

[♡ Bienvenue sur La Page De DIAM'S BOUTIQUE♡

Contact☎️:038 06 357 61
WhatsApp 📞 : 032 70 691 81

Photos from Diam's Mode's post 11/11/2025

😍tonga indray ny parfum ilay tena tiantsika😍
👉Victoria's Secret 💗
✨1 ère qualité 😍
✨ 30 000 ariary fotsiny 😱😍
iza ary no mety aminao...aza taraa😉
🛵 Mandefa Faritra et sur Tana aussi
Mandefa en gros ihany ko

Photos from Diam's Mode's post 02/10/2025

Papier hygiéniques
Mouchoirs, serviettes de table , Wc. Ect.....
👍Qualité top🧻
prix : 25.000ar ❌ 8 pacques ❌
Gros : 20.000ar ❌ 8 pacques ❌
Mandefa amin'ny Faritra izahay ho anareo any amin'ny Faritra.. afaka Tonga dia miantso avy antrany
Téléphone📞 : 0380635761

Photos from Diam's Mode's post 04/06/2025

❌TUMBLING BOX❌
Tsy Mila courant
*:Vetivety Dia vita ny zavatra atao aminy
*:Afaka irapena légume,voanjo,Anaovana chips
*:Mora diovina
30000ariary fa araraoty
PRIX: 35.000AR
CROS: 30.000AR
Contact ☎️038 06 357 61
WhatsApp 📞 032 70 691 81

Livraison Partout à Madagascar !

Photos from Diam's Mode's post 03/06/2025

Mbola misy Sady arrivage milay bé reo. Efa vitsi2 fa Tongava maro🥰❌

Photos from Diam's Mode's post 02/06/2025

❌ ARRIVAGE VAOVAO BE ❌
Izy rehetra sady complet
MANDOLINE 16 EN 1 MIHINTSY AN ,ilay sady misy passoire mihintsy
SY MATEZA BE,hahavita izay forme sakafo rehetra tinao !
PRATIQUE BE TENA MORA AMPIASAINA AN !(sary tena izy io nohezahina mazava tsara,photo réel
Détails :35.000ar
Gros: 27.000ar
CONTACT ☎️ 038 06 357 61
WHATSAPP 📞 032 70 691 81
LIVRAISON TANA/PROVINCE

02/06/2025

🔉🔉🔉Arrivage Arrivage Arrivage
Double Cheval (misy entana maro ze ilaina)
Tena tsara be misy izay rehetra ilainareo 🥰🥰🥰
Midira mp
afaka manao livraison tana sy province

Contact : 038 06 357 61
WhatsApp : 032 70 691 81

20/05/2025

✅Mitady b***e akanjon ankizy mora amidy be amin’izao vanimpotoana somary mangatsiaka somary mafampana izao ve ianao?

Ity misy b***e spéciale ho anao:
ahitana :
-Suedine
– Teddy
– Moumoute
– Capuchon
– Pantalon jeans
– Pataloha jogging
- Pyjama Polaire
- Pyjama coton
Misy afa koa fa tsy b***e ihany fa sationany fotsiny ireo

✅ à partir de :180.000Ar dia mahazo Ball.

Tonga lafatra ho an’ny fotoana izao: manome hafanana, style, ary tena mora
Contact ☎️ : 038 06 357 61
WhatsApp 📞 : 032 70 691 81

B***e tsara, vidiny mirary, entana tena mandeha!
🔥❄️🧒👖🧥👶💥

13/05/2025

❌PROMOTION MORA BE❌
√BALAI SÉRPILLIÈRE MOP RASTA LUXE
*matevina tsara ny tahony lava tsara mitsy
*Mifoka rano tsara tsy manahirana mora ampiasaina mety anadiovana careaux ciment gorodona sns.....
*Tsy mila miondrika tsony énao refa hanadio
Tsy Mikasika rano tsony re-fa manolana fa sitomina
fotsiny de mitsika ny rano
mora Ampiasaina sady haingana mpiasa
PRIX: 30.000ar
CROS: 25.000ar
Contact ☎️ 038 06 357 61
WhatsApp 📞 032 70 691 81
Couleur : Rose sisa disponible 🩷

Photos from Diam's Mode's post 06/05/2025

❌𝐇𝐀𝐂𝐇𝐎𝐈𝐑 𝐄́𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄❌

*3 litres

Afaka itotona karazan-tsakafo toy ny légumes, fruits , viande , poisson , épices,sns....
4 Lâme maranitra tsara
Manao livraison izahay; mandefa Faritra rehetra.
Prix: 60.000ar
Cros: 50.000ar
Contact ☎️ : 038 06 357 61
WhatsApp 📞: 032 70 691 81

Photos from Diam's Mode's post 06/05/2025

❌Barquette en Plastique 3 pièce❌
Prix: 22.000ar
Cros: 20.000ar

Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra!
Contact ☎️ :038 06 357 61
WhatsApp 📞 :032 70 691 81

06/05/2025

❌ARARAOTY FA PRIX MISERANA❌

OFFRE SPÉCIAL FÊTE DE MÈRE‼️
Haingon-trano farak'izay mihaja izy ity, afaka atao cadeau tsara ankoatry ny maha ara-pahasalamana azy.

*Maro be isika no mbola tsy mahafantatra tsara ny ilana azy izay mihevitra azy ho haingitraingitra fotsiny ihany,vakio ary ny fanazavana

*ILaina be ny diffuseur (300ml) rehefa fotoana tsy fisian'ny orana ka hielezan'ny aretina toa izao(gripa,sery,kohaka,alerzia,sns...).

Ny Asany:
✔️Hanamando an'io rivotra maina be sy feno vovoka hiainantsika io
✔️Hanadio sy hanome rivo-baovao
✔️Hanamanitra ny maimbo2 bona sy mamono ny virus entin'ny rivotra koa izy,indrindra raha asiantsika "parfum"na "huile essentielle". Afaka atao rano tsotra raha tsy mahazaka fofona manimanitra na tsy tia fofona huile

Prix: 30.000ar
Cros: 20.000ar
Contact ☎️: 038 06 357 61
WhatsApp 📞 : 032 70 691 81
Mandefa any amin'ny Faritra izahay🥰

Photos from Diam's Mode's post 05/05/2025

🥰🥰ARRIVAGE ARRIVAGE
👉👉Gourde Stanley isotherme
disponible de suite.
Livraison Tana et province👈
Couleur : Rose ; Noir; Cris ; Bleue disponible
Prix: 35.000ar
Cros: 30.000ar

Contact ☎️ : 038 06 357 61
WhatsApp 📞: 032 70 691 81

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Behoririka
Antananarivo