Best shop By Rinah
Ma passion,Mon business
16/04/2025
Live kilalao fripe mora be ao Ny Rinah fa aza tara
Sady mora no mafy reto an 🥰
12h30mn live reo
19/07/2024
kely aloha🥰
Ndao karakaro ilay endrika dia ny Zao fa tsy oe rampitso hamonjy mariage na fety vao hikosokosoka tarehy eo 😁🥰
Zao mbola tsy tonga Zao ilay andro malaza dia gommio ny tarehy ary masque_o😁
Betsaka zavatra natoraly afaka atao @ io endrika io fa tsy voatery hividy lafo be,fa raha manana fahafahana mividy lafo ko anefa tsy olana😊🥰
Gommage Zao afaka atao ny café+tantely
Masque indray poudre de riz+yaourt nature 🌾🥰
Santionany fotsiny reo fa betsaka no azo atao fa ndao atao😊🥰
⚠️Betsaka loatra le manontany oe inona ny gommage atao na masque fa hamonjy mariage rampitso na oe hamonjy fety 😁aaaa Zao de karakarao fa @ le andro andehana iny manaova make up fa mety tsy hotakona intsony le izy raha oe anio Alina vao hikosoka 🥰😊
Mirary torimaso mamy ho antsika 🥰❤️❤️❤️
05/07/2024
misy pack toy zao afaka jifaina an🥰🌾🌺🌺
⚠️Vidiny tena mora 20 000ar monja
🥰 Ahitana fleur d'hibiscus séché 02
🥰Savon à base de riz 01
🥰Ary gommage 01 à base de riz 🌾
🌾Efa haintsika ny asany vary amin'ny fanadiovana endrika🥰
🌺Ny hibiscus afaka atao détox,afaka hanamboarana produits maro isankarazany hoany reo mpikirakira 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo