Glow up
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glow up, Health/Beauty, Ville, Antananarivo.
19/07/2025
Te hanana tokatrano sambatra enao ??
Hajao ny tokatranon'ny hafa ..
Rehefa fantatrao fa manambady aman-janaka ny olona ireo de ialao avy atrany . Ekenao oe tena tinao IZY de ianao koa mihevitra fa tena tiany ianao. Satria IZY dia nanome Toky Anao foana. Milaza IZY fa tsy mahay manambitamby azy ny vadiny, tsy mahay mikarakara tokatrano, tsy masiaka be loatra aminy,.... SNS
Dia iny ianao fa roboka .
Tsarovy fa misy tokatrano Simba ao ambadika ao ary tsy ho zakanao mihintsy raha ianao no eo amin'ny toerany.
Eny mety oe raha tsy ianao de vehivavy afa indray no hiaraka amin'io lehilahy Io . Nefa tsarovy fa tsy ho tsininao ra nahay nanaja tena ianao . Ny vady mariaziny aza vitany ny nampirafy azy maika mo fa ianao ??
Ny sary fanehoana de entina hitaritana ny sain-tsika vehivavy mihintsy .
Marina diso ny lehilahy mampirafy fa hajao ny tenanao de hajao koa ny hafa .
β Andao re isika vehivavy hifanohana fa tsy hifandrafy π mampalahelo loatra n'y mahazo ny vehivavy sasany β
19/07/2025
π₯ππππ₯πππ ππ ππ’πππ πππππ: π π£ππ₯ππ¬ π§ππ π£π’ π ππ§π¬ .
Tsy misy teny mahalaza ny fahoriana zakain'ny Ray aman-dRenin'i π’π‘ππ sy π‘π’π πππ‘π , mpianadahy namoy ny ainy vokatr'ilay fanapoizinana nitranga tamin'ny fety teny Ambohimalaza.
I ONJA no namoy ny ainy voalohany raha toa ka vao omaly no lasa i Nombana zandriny, tovovavy vao 17 taona monja , tokony hiatrika ny fanadinana BaccalaurΓ©at ny Alatsinainy ho avy izao.
Izahay eto amin'ny pejy dia mankahery sy mitondra ny teny fampiononana amin'izao fahoriana tsy roa aman-tany Mahazo ny fianakavian'izy mianadahy izao sy ireo namoy havana rehetra tamin'iny tranga iny.
Glow Up
19/07/2025
18/07/2025
π΄πππππππ πππππππ π²π¬β€οΈ
ππ² ''π
πππππ''
β‘π
πππππππππ πππππππππ
ππ ππππππ ππ ππ π
πππππ!
Fantaro fa raha misy olona maty dia ny FOITRANY mbola MAFANA foana hatramin'ny ora 3 aorian'ny fahafatesany.
β
οΈNy foitra (Nabhi) dia fanomezana lehibe nomen'Ny Nahary anao.
β
οΈTeo amin'ny foitra no nametrahany ny rohy mankany amin'ny ahitrin'ny vehivavy fony ianao tany ambohoka hifandraisana.
β
οΈTeo amin'io foitra io ny sakafo no miditra ny kibo fony tany am-bohoka!
βοΈAnisan'ny MAMPIAINA koa ny foitra raha aminβny fampizarana Μ''oxygΓ¨ne''sy famoahana ''dioxyde de carbone''!
βοΈNy ankamaroan'ny lalan-drΓ sy ny retsika rehetra amin'ny vatana sy ratsam-batana ary taova dia mifandray amin'ny foitra.
βοΈNy"PECHOTI" izay hita ao ambadiky ny foitra dia misy lalan-drΓ miisa 72 000 mifandray, aminβio vatana rehetra io no hita izany.
βοΈNoho ireo lalan-drΓ amin'ny foitra ireo no ahafan'ny foitra mifandray amin'ny taova sy ratsambatana rehetra ka ahafana mitsabo ny aretina.
π΄Misy ireo menaka na lohamenaka azo ampiasaina atao aminβny foitra, fa diloilo cocoπ₯₯ dia mety tompoko.
βRaha maina ny maso indrindra ireny olondehibe ray aman-dreny ireny dia asio menaka ny foitrany.
βAfaka manala ny mony maharitra sy ratsy ny hanasiana menaka ny foitra,
βRaha manana olana amin'ny maso dia asio menaka ny foitra,
βManana olana amin'ny SARAKATY izay isan'ny mahatonga ny aretin'ny VOA sy DIABETA dia asio menaka ny foitra.
βMaina molotra lava na simba ny volo na maina ny tarehy dia asio menaka ny foitra,
βMarary lohalika na mangovingovitra, mararirary ny ratsam-batana dia asio menaka ny foitra,
βSimba ny hoho na vakivaky, toa izany ny hoditra asio menaka ny foitra,
βMafana hoditra ny zaza, asio menaka ny foitra,
πTaloha ny fomba fatao asiana alikaola ny foitra, mampiafana iny ekena, fa amin'izao asio menaka ny foitra dia hidina ny hafanana,
βNa inona na inona mahazo ny zazakely na menavava dia asio menaka kely foana ny foitrany!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Ville
Antananarivo