Minah - boutique
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Minah - boutique, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
16/07/2026
Disponible chez nous
Authentique
Prix abordables
Livraison possible
โฃ๏ธ๐จ๏ธMaro soa azo avy @ False Teeth Eelhoe
Azo ampiasaina eo ho no eo.
๐Manampina nify banga ,tapaka, loka, silaka ...
โ
Mafy tsara ,miraikitra tsara,
Miaro nifinao sisa
Azo esorina
Mora ampiasaina,ianao ihany dia mahavita azy
Tsy mifidy taona mety hoany olona rehetra maรฑana olana am nify
๐1 boite : 30 ml
Fanazavana fanampiny : 038 65 332 22 / MP
๐ดLivraison tana
๐Madefa any faritra
โจ VIPABC Hairdressing Pen โ
๐ฆ Fandokona volo fotsy
๐Mety tsara ho an'ireo tsy mazaka loko-bolo
๐Mety ho an'ireo tsy manam-potoana
๐Mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy
2 min de Maina tsara
Tsy manaraka tanana
Tsy manaraka lamba
Couleur disponible :
Marron cafรฉ,
Noir
Prix :20.000ar
Mp commande livraison partout
Plus d'informations 038 65 332 22
12/06/2026
๐๐ต ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ผ๐ฎ?
๐จ Misy torohevitra tsy takatsika raha tsy efa aty aoriana..
Fony aho mbola tao aminโny kilasy famaranana (Terminale), dia nisy mpampianatra matematika iray izay naverimberiny matetika taminay hoe : ๐๐คฆ๐คฆ
"๐๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ, ๐บ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ต๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ถ๐ฝ๐ฎ๐๐ถ๐ฝ๐ฎ. ๐๐๐ฎ๐ ๐ฒ๐ป๐ท๐ฒ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ. ๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ, ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ. ๐ ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ, ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐๐ ๐๐ผ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ ๐ต๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐."
Tamin'izany fotoana izany dia nihomehy ny iray kilasy, indrindra rehefa nilaza izy hoe hiara-mandry amin'ny vadintsika mandritry ny 365 andro isika. Rehefa nihomehy izahay dia hoy izy tamim-pahamatorana :
"๐๐ค ๐๐ฏ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ค." ๐
๐Nihevitra izahay fa manitatra izy.
Mbola tanora izahay.
Tsy mbola takatray ny halalin'ny hafatra nomeny.
๐Ankehitriny kosa, rehefa mijery ny lasa aho, dia tsapako fa tsy nataony hampihomehy anay izany, na hampatahotra anay, fa mba hanokatra ny masonay.
Tiany ho takatray fa ny fiainam-panambadiana dia tsy romantika sy fitiavana fotsiny, fa misy koa andraikitra, havizanana, faharetana ary fanoloran-tena.
๐Momba ny laharam-pahamehana no tiany hampianarina anay. ๐
Tiany ho fantatray fa misy fotoana hanorenana ny hoavy, ary misy fotoana hankafizana izay efa naorina.
๐ฆTe hampianatra anay izy mba hanorina ny hoavinay aloha, hanatsara ny tenanay, ary tsy ho voasariky ny zavatra mety hanakorontana ny tanjonay.
๐Ankehitriny dia maro ny tanora manao sorona ny fianarany, ny tetikasany ary ny nofinofiny noho ny fitiavana izay mety haharitra volana vitsy monja.
Mihazakazaka mankany amin'ny fahafinaretana mandalo, ka manadino ireo zavatra afaka manova ny fiainany manontolo.
Ny marina dia izao ( ilay resaka):
๐ Tsy hahasolo ny fahaiza-manaonao ny fitiavana.
๐ Tsy hahasolo ny fahalalanao ny fitiavana.
๐ Tsy hahasolo ireo ezaka tsy vitanao anio ny fitiavana.
Mety hahatsara ny fiainanao ny fitiavana, saingy tsy afaka manatanteraka ny nofinofinao rehetra akory.
Rehefa mbola tanora ianao, ny tokony handanianao fotoana dia ny :
โ๏ธ Fivavahana
โ๏ธ Fahalalana
โ๏ธ Fahaiza-manao
โ๏ธ Fanomanana ny hoavy
Satria indray andro any :
๐ Ho lany ny hatsarana.
๐ Hiova ny fihetseham-po.
๐ Hihena ny hery.
Fa izay nianaranao sy naorinao tao anatinao kosa dia hijanona ho fanananao mandritry ny androm-piainanao.
Oufff๐ฅฐ๐ฅฐ
Ankehitriny vao tena azoko ny antony nanizingizinan'ilay mpampianatra anay.
๐๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ.
Tsy tiany handalo nenina izahay.
๐ Aza manao sorona ny hoavinao noho ny fanapahan-kevitra vonjimaika.
Ny tanora mahomby dia tsy ireo izay manenjika izay rehetra mahasarika azy.
Fa ireo izay mahafantatra ny fotoana mety ho an'ny zavatra tsirairay.
๐ Aoka samy handray izay mahasoa.
Mirary soa e! โค๏ธ
Toky Ravo Arinirainy
OUHOE Mint Essence Eye Roller.
Manala Ilay reraka bรฉ eo ambany maso
Manala mivonto ambany maso
Manala ride s'y ketrona ambany maso
S'y Zay faritra miketrona
Manala mangana eo ambany maso
Manala fanaitainana eo maso
Vao mampiasa mahita fiovana
Mora ampiasaina
Mety hoany lehilahy sy vehivavy
Tsisy effet secondaire
Livraison eto Antananarivo
Madefa any faritra
Prix : 20 000 ar net 10 ml
038 65 332 22
๐HAINGA-PIASA Sady MORA AMPIASAINA
๐ฟNATUREL 100%
๐ฉโ๐ณTSISY EFFET SECONDAIRE
Erinandro mampiasa, mahita vokatra
๐งด PATCHS SKIN TAG REMOVE EELHOE
๐ฉโ๐ณManala hatramin fakany :
๐ Votry
๐ kambo
๐point noir
karazana kambo @ tarehy sy vatana
Na vomaniry ,na EFA ela
Livraison ihany izahay eto tana
Madefa any faritra
038 65 332 22
1 boite 144 patchs
๐ 4Tip brow hi-tracรฉna volomaso effet naturel
Crayon tatoo waterproof.
๐ Dessinez facilement vos sourcils avec nos crayons tatoo waterproof
๐ Peut aussi rectifier la chevelure, moustache
๐Stylo liquide impermรฉable ร lโeau, stylo tatouage, 4 points,
๐ Effet Microblading.
๐ Prix 15000ar = 1 piece
๐ Couleur : noir
marron
๐Mp. 038 65 332 22
Manao livraison manerana Nosy.
TOLOTRA VAOVAO BE
@ ENDRINY VAOVAO BE
๐ฅฐ๐ฅฐFOND de Teint Stick tsy miala na mivadika
Pendant 24 h
๐ผManakona tasy rehetra @ tarehy
๐คKetrona , tatou,cernรฉe,panda,Mony,...
๐Mazaka rano,mazaka masoandro
โ๏ธManamandina tarehy
โผ๏ธโผ๏ธEFA misy blender miaraka aminy
Tsy misy effet secondaire, naturel
๐ซMisy hoany karazana tarehy rehetra
Prix : 25 000 ariary
Livraison ihany izahay eto tana
Madefa any faritra
07/05/2026
โ๏ธESORY NY HOLATRA
AVERENO HO SALAMA
SY MANDINA NY HODITRAO
๐ขCollagen Scar And Acne Removaln Repair Essence๐ข
๐๏ธManala HOLATRA @ tarehy s'y vatana
๐Manala tasy navelany mony
MAMPIHAENA HITA MASO NY HOLATRA
MANAMAIVANA NY MARIKY NY MONY
MANATSARA NY TOETRY NY HODITRA
MAMPITONY SY MIADY AMINโNY FIVONTOSANA
MAMPITOVY LOKO NY HODITRA
๐ฏVokatra MALEFAKA SY VOAJANAHARY
HODITRA MALAMA, MADIO ARY FENO FAHATOKISAN-TENA
Livraison ihany izahay tana
Madefa any faritra
038 65 332 22
05/05/2026
๐ฅNouveau modรจle hoany volofotsy
lokombolo shampooing Maharitra
โtsy manaraka tanana
๐tsy miraikitra @ hodi- doha
โค๏ธMora ampiasaina
Miaro volo tsy hitsana
๐ฅNaturel nny vokatra
Tsisy effet secondaire
Mety hoany lehilahy sy vehivavy
Prix 25 000 ar @ lanjany 440 ml bรฉ zao
Couleur : Noir
Marron
Livraison ihany izahay eto tana
Madefa any faritra
038 65 332 22
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Minah - boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.