FDFSoins
Salon d'esthetique et de coiffure sis a Ambatonakanga.
Mampatsiahy kely fotsiny ... Misy salon FDFSOINS ihany koa ety AMBOHIDAHY Amparibe an ! Misy ny Prestations rehetra mitovy @ ny eny AMBATONAKANGA : Γ©pilations - soins du visage - massages - onglerie ...
13/07/2026
Mijaly mihitsy ny tongotra sy ny faladia @ izao ririnina izao ! Sady vakivaky no miofaka ... Ento aty @ salon fa karakaraintsika tsara !
** PΓ©dicure classique Ar 17 000
** Footspa Ar 30 000
Tsy voatery maka RDV fa afaka tonga dia mandalo.
Bonne semaine daholo Γ΄
- AMBOHIDAHY AMPARIBE (misy parking)
- AMBATONAKANGA
034 03 887 28
034 29 366 04
032 02 268 65
09/07/2026
Ireto avy ireo π’πππ₯ππ¦ π£π₯π’π π’π§ππ’π‘π‘πππππ¦ rehefa weekend :
β
ππππ πΏπ ππππΌππ πΎππππππ Classique : Γ 25 000Ariary* pour une sΓ©ance d'une heure avec les produits de RaSoa Cosmetics
β
πππ½ππππ : Coiffage (Brushing et Steampod) + Demi soin du visage Γ 22 000Ariary et Γ 30 000Ariary pour cheveux longs
β
ππππππΜπ : Manucure + PΓ©dicure + Une pose vernis Γ 30 000Ar
β
ππΌπππππΌπππ : Soin du visage complet + Coiffage (Brushing et Steampod) Γ partir de 35 000Ar (cheveux courts)
Tsy voatery maka RDV fa kosa tsara kokoa raha miantso mialoha tompoko, @ izay mba tsy miandry ela ...
* Soin du visage Classique : 25 000Ar
* Soin du visage Anti-Γ’ge et Anti-taches : 30 000Ar
Maniry ny hiaona aminareo indray ary Γ΄ πΈ !
AMBATONAKANGA
AMBOHIDAHY
034 03 887 28
032 02 268 65
08/07/2026
Fantatrareo ve ny atao hoe REFLEXOLOGIE PLANTAIRE ? Fomba fanorana ny faladian-tongotra izy io mba hanatsarana ny fahasalamana @ ankapobeny. Ireto avy ny soa azontsika avy aminy :
β¨ Manampy hampihena ny adin-tsaina
β¨ Mampiala sasatra ny vatana sy ny saina
β¨ Manamaivana ny havizanana
β¨ Mety hanatsara ny torimaso
β¨ Mety hanampy amin'ny fikorianan'ny rΓ
β¨ Manome fahatsapana fahasalamana sy fahatoniana
Tongava hankafy "sΓ©ance de rΓ©flexologie plantaire" ary omeo fotoana ny vatanao hiala sasatra sy hiverina amin'ny heriny!
Ar 15 000 fotsiny ny sΓ©ance !
fans
26/06/2026
Arahabaina daholo ooo
09/06/2026
Mandritry ity ππππππ ππππ ity dia α°α©αΌα©αO αα©αͺEα©α daholo izay mandoko volo ka mihoatra ny Ar 50 000 ny manao azy. Omenay πππππ πππ©π’π₯π₯ππ’π«π avokoa ianareo ;) Ho hitanareo fa sady salama ny volo no malefaka be na vao avy nolokoina aza ...
'Ndao handramana anie e !
03/06/2026
PACK anisany tsara ity DΓTENTE ity ... "De la tΓͺte aux pieds" mahazo ny anjarany daholo π
1h15 eo ho eo ny fotoana hanaovantsika azy.
Afaka maka RDV dia @ izay tonga dia voaray !
02/06/2026
Mamerina ny π
ππππππππ antsika rehetra nandalo t@ WE teo π Feno be ny RDV antsika ... Faly be izahay nandray anareo π Miezaka izahay manome "Prestations" tsara nefa takatry ny besinimaro ! Vonona foana koa izahay hanatsara raha misy indro kely tsy nahafa-po ...
Averinay kely eto ity TARIF ity fa maro ianareo no manontany :)
Afaka miantso mialoha foana na manoratra raha haka RDV :
- 032 02 268 65
- 034 03 887 28
31/05/2026
Ny Tsara indrindra no hirarianay ho antsika RENY rehetra ! MENDRIKA izany ianareo π
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatonakanga
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 17:30 |
| Tuesday | 07:30 - 17:30 |
| Wednesday | 07:30 - 17:30 |
| Thursday | 07:30 - 17:30 |
| Friday | 07:30 - 17:30 |
| Saturday | 07:30 - 17:30 |