Éden beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Éden beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Andraharo, Antananarivo.
Maquilleuse et coiffeuse à domicile
Événements, anniversaire,pack Mariage,pack, fiançailles,soins pédicure et main ✋
‼️ PRIX ABORDABLE ‼️
✅ N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations
☎️0389904755
11/05/2026
Mbola mandray rendez Vous foana za hoan'I izay te anao manjamanja hotranah 😁😁
Tongava Mp aingana fa mirary anie ♥️
Coiffure
Chignon
Pack Mariage
Pack fiançaille
Service à domicile 🏠
☎️0389904755
09/05/2026
Coucou Les filles 👋
Iza tia manao Maquillage !?
Nefa misy zavatra tsy ainao mihitsy
Andao ary ifampizara ao izay Tena olanao
Ho valiko izay liana 🤗
08/05/2026
Mamii foana
Tonga dia manala mony manala tasy Make up ato beaute anh 😅
🌑Sary sans filtre ✨
Tongava aingana Maka rendez Vous fa sody Tara anh ☺️
Service à domicile 🏠
☎️0389904755
30/04/2026
Mamii kely ehh 😍😍
Na tsy afaka Alaina sary ary Maquillage nareo dia angalainay fy foana NY sary alainay amin'ny volonareo ♥️♥️♥️
Dia tsy manin koa rehefa izay tinareo cliente 💗
Mp izay haka rendez Vous fa ho voakarakara tsara anie nareo
Prix abordable ✨
☎️0389904755
29/04/2026
Ity ary ilay Astuce manaraka 🌸
✨Huille capillaire à base d' oignon 🧅🧅
Fampiasana azy
👉ataovy amin' NY afo malefaka mandritra NY 10-15 minitra
👉Avela angatsiaka alohan' NY hanivanana azy
👉Rehefa anositra azy dia somary atao massage kely hodi- doha
👉Fonosina mandritrany 15 minitra
Kobanina tsara aloha dia vita izay dia sasao mahazatra anao amin'NY izay
Tombontsoa azo aminy:
🔸Manampy be amin'NY fitomboan' NY volo
🔸Mamamora NY fikorian' NY ra ao amin' NY hodi- doha
🔸Manatsara NY endriky NY volo
🔸Manatevina iany koa
Ho anao izay ho te ho lava volo aingana dia ampiasao io.tsotra sady tsy mandany fotoana beuh 🤗
Afaka atao in- droa isan- kerinandro
Mino za fa mahasoa anao ☺️
Sorato izay mbola tinao anotaniana momban' NY volo
29/04/2026
Nandramako fontsiny 🤣🤣
Aona fahitanareo azy? 😅🤣
Tinareo ve ra ivarotra Robe, ensemble iany koa Éden beauté 😁😅
Eny, fa izany eo ihany fa anome astuce manalava volo aingana za reveo anh! 🤗
Aza miala alavitra pagetsika ✨
28/04/2026
Tiako NY mikarakara anareo
Tiako koa NY asako
Avant/ après ✨
Tsisy ho tantaraina be zah,fa efa izao itanareo izao angamba 🤗
Produit Éden beauté dia couvrante tsara anh
Produit Authetique iany koa
Ponctuelle tsara Éden beauté ra resaka rendez Vous
Tongava Mp fa sady voakarakara tsara enao no tsy mitaintaina lera
Service a domicile iany aloha atreto
Midira Mp ar Raha malahiana anao eh ☺️
☎️0389904755
Service à domicile 🏠
☎️0389904755
27/04/2026
Coucou Les filles 👋
Chignon mamii kely indray no atolotro anareo 💖
Service a domicile teny andohotapenaka moa ity nataoko ity
Nanao Make up izy fa tsy Alaina sary ony tarehany
Tsy manin izany fa maro mihitsy moa tsy tia Alaina sary dia manaja NY safidinareo foana
Malalaka za ity Hoan'I izay haka rendez Vous
Tongava Mp 📩
Prix abordable foana
24/04/2026
Coucou Les filles 👋
ASA androany 💖
Tinareo cliente Ako mihitsy ilay Make up simple ✨
Ozizy nareo izay oe juste manakona tache fontsiny ☺️
Ouii afaka atao tsara daholo izay tinareo na coiffure na Maquillage
ASA vita androany ♥️
Tongava Mp ho anareo izay mitady fikarakarana manokana any antrano
Rehefa raisiko dia ataoko afa- Po tsara fa aza manahy 🤗
Prix abordable ✨
☎️0389904755
22/04/2026
Coucou daholo 👋
Efa hoavy zao ririnina dia aza mataotra fa tratrako foana rendez Vous anao na maraina be ary ✨
Efa vonona foana zah 🙂
Miaraka fitaovako kely ireto 💗
Tongava Mp ra haka rendez Vous
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Andraharo
Antananarivo
ANDRAHARO