I Our Institute
Salon de beautΓ© βΉοΈ - Our Institute
Rendez-vous au : π² 034 81 008 19
25/08/2026
Ny zanakareo koa ve lava noho nareo πππΆ???
Manomboka aminβny 12taona dia afaka manao tarehy anie e ... satria akora 100% natoraly tsy misy atahorana , eny fa na dia anao soin fotsiny aza πππ
Coucou les enfants RAMANANA πππ₯°π₯°π₯°
βοΈ 0348100819
Jereo nareo anie ny fahendreny ito olona mamikely ito e ππβΊοΈππ
Mila oetina foana anie oa ny routine anareo na mandeha vacance aza e ...
Ho anizay efa mahalala dia efa sitrana ny tarehy any Valiha Rak fa rehefa oe ela be tsy manao routine izy dia besesiko kely eo π€£π€£π«£π
Gros bisous ma cherie dia misaotra foana foana oa e ππππ
Bon dimanche isika rehetra dia aza adino manao ecran solaire fa manomboka mafana ny andro an π«‘π
Kala Bota Agency
Kala Bota Community
Kala Bota Company
Kala Bota
βοΈ 0348100819
21/08/2026
Coucou les loulous πππ
Coucou fotsiny aloha anio avy aty aminay sy i Chriscy Arivola Vonimboahangy Ainirina Chriscy ππ , dia hiteny a hoe miomana ianareo any AMBATOLAMPY fa ho avy tsy ho ela ny date nareo ππ₯°π₯°π₯°
βοΈ 0348100819
18/08/2026
Joyeux anniversaire manokana ho any PDG any Pinah Cosmetics ππ₯° Mirarisoa hatrany akia dia mirary vola sy fahasalamana ππππ
Coucou les loulous βΊοΈπ
Tsy ny tarehy iany no afaka tsaboina ato aminay fa mitsabo hoho π
iany koa anie aki izahay e π€π
Ndao anie jerena kely fomba fikarakarana azy e π€π
βοΈ 0348100819
Mankasitraka hatrany akia Chriscy nandalo a π₯°π₯°π₯°ππ mandrapihaona dia gros bisous ma cherie π₯°
βοΈ 0348100819
15/08/2026
Ato aki miandry anareo a ...
Ndao anao manjakely androany π₯°π₯°π₯°
Soin &diagnostic Visage
Epilation
Brushing & Coloration
βοΈ 0348100819
14/08/2026
Ny routine ako rehefa maraina ππ₯°
π«° Savon Blanc
π«° Lotion Activator
𫰠Crème du jour
Tena tsara anie oa e ... fa tsara foana ny manao diagnostic izay vao mampiasa azy , dia ho ataotsika Gratuit ny Diagnostic anareo ary e ππ€©π€©
Tongava fa ato foana aho ry malala a ππ
βοΈ 0348100819
12/08/2026
Salama daholo ve π€β€οΈ
Misokatra izahay anio ... ato foana aho miandry anareo ry malala isany o ππ«Ά
βοΈ 0348100819
10/08/2026
Coucou les loulous π₯°π₯°π₯°
Tsy ny vehivavy iany anie aki no afaka manao soin e ....
Teto izahay dia nampiasa anireto :
π€ Lotion Anti septique
π€ Mousse de savon a base de comcombre
π€ gommage Γ lβargile rouge
π€ PrΓ© masque Curucuma & FΓ©cule
π€ Masque Γ la fraise
Dia ireo rehetra ireo no 10 000ar hatrany , ny diagnostic moa dia Gratuit hatany π€π€π€©
Tongava fa ho afapo anie nareo e ...
βοΈ 0348100819
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 19:00 |
| Tuesday | 09:00 - 19:00 |
| Wednesday | 09:00 - 19:00 |
| Thursday | 09:00 - 19:00 |
| Friday | 09:00 - 19:00 |
| Saturday | 09:00 - 19:00 |