Mode by Fah
Laissez-nous révéler la meilleure version de vous ! 🌼
17/05/2026
ENCORE CETTE COUPE 😍❤️
🦋 Nouvelle tête, nouvelle vibe 😍
Coupe papillon + mèche réalisée chez Mode by Fah ✨
Resultat naturel sy tendance 💖
Tsy maintsy afa_po rehefa mivoka ato aminay 😍
0340317071,0342576609
15/05/2026
Jereonareo ity coupe ity ❤️
Ity ilay coupe tinareo be 🥰🥰🥰 5000ar fotsiny ny manao azy ato aminay 😍😍😍
Inona ary ny anaran'ilay coupe raha hainareo😁
14/05/2026
❤️❤️❤️
PRIX UNIQUE 6000ar brushing+finition lisse
Itaosy bemasoandro ambadikin'ny gendarme akaikin'ny fiangonana adventiste no misy anay
6000ar daholo na lava na fohy ny volonareo 😁
0340317071,0342576609
10/05/2026
JEUX D'INTERACTION indray ary aloha ny lalaontsika amin'ity herinandro ity 🚨
Izay mahazo points ambony indrindra mihoatra ny 2000 dia manao hoho gratuit ato aminay +décoration+strass
_inviteo ary ny namana
_mentionneo ny namana handray anjara
_partageo ny publication
Amin'ny alahady 17Mai no hivoka ny valiny lalao
BONNE CHANCE DAHOLO😘
0340317071,0342576609
Ho asiantsika jeux kely indray fa otrany nangingina ny kilalaontsika tato ho ato😁
07/05/2026
Andao indray hanao manjamanja amin 6000ar rahampitso 🥰
0340317071,0342576609
06/05/2026
Toujours en promotion 6000ar 🥰 ato amin Mode by Fah ..ny tsara tsy voatery ho lafo 😁❤️..ataontsika petit prix fona dia amin'izay ianareo manja be daholo 💞 ...
0342576609,0340317071
04/05/2026
Aza hadinoana fa mbola 6000ar fona promotion ato amn Mode by Fah 🥰♥️
Tongava fona ki an brushing+finition steam :6000ar 😍
Pose Faux ongles+vernis permanent uni :5000ar 🥰
Soins de visage+finition mask led :10.000ar🥰❤️
Bemasoandro itaosy ambadiky ny gendarme akaikiny fiangonana adventiste ambohijafy ❤️
0342576609 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Itaosy
Antananarivo
Opening Hours
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |
| Sunday | 07:00 - 12:00 |