Menaka Mahagaga

Menaka Mahagaga

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Menaka Mahagaga, Health/Beauty, Antananarivo.

Izaho Mr Santatra dia DISTRIBUTEUR ato @ Menaka Mahagaga
Nanokatra ity pejy ity aho mba ahafahako manampy anareo amin'ny Facebook 😊
Manao ny service rehetra aho
Hanazava ny fampiasana azy 🤝
Hi'commande ianao 📦
Livraison Rapide 🏍️
Tel : 038 52 410 08

19/02/2026

Akory aby e👋❤️
Ho anareo any amin'ny FARITRA, Mba hialana amin’ny hosoka 🚫, dia araho tsara ireto:
✅ Mandefa colis amin’ny anaranao izahay
✅ Alefa aminao ny coordonnée avieo
📍 Mandefa mankany amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara
📦 Fonosana azo antoka sy voaaro tsara.
📩Raha misy fanontaniana tiana hapetraka na hanao commande, dia manasa anao handefa MP📲📩, Na hiantso ny lahara-telephone :
🧑‍💼DISTRIBUTEUR (Mr Santatra) :038 52 410 08 /033 91 432 36
👰Créatrice(Mme Rondro) :034 62 656 88 /033 79 404 09

19/02/2026

Salama Tompoko ❤️👋
Mahatsiaro reraka ve ianao?
✨ Menaka Mahagaga no vahaolana!
✔️ Manala ny fanaintainana sy ny havizanana
✔️ Manasitrana ny karazana aretina rehetra
✔️ Tsara ho an’ny hoditra sy ny vatana mangidihidy.
❤️Afaka manao livraison izahay 🚲🏍️, mandefa amin'ny faritra ihany koa 📦🎁🚐.
🏘️Na koa afaka manatona ny point de vente ety ANOSIPATRANA ianao🏘️
📩 raha mahaliana anao ary, dia mandefasa MP📲 na
📞 Antsoy ny :
👳DISTRIBUTEUR (Mr Santatra) :038 52 410 08 /033 91 432 36
👰Créatrice (Mme Rondro) :034 62 656 88 /033 79 404 09

06/02/2026

Salama Tompoko ô👋
Mankasitraka anareo mpanaraka ny PEJY sy ny mpanjifa ny MENAKA MAHAGAGA izahay, noho ny fanohanana sy ny fahatokisana omenareo anay hatrany. ❤️🙏
Ianareo no antony iasanay sy hanatsaranay hatrany ny vokatray. Misaotra amin’ny safidy sy ny fahatokisana, miaraka aminao izahay, ho amin’ny tsara kokoa.

Ka manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️📲

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
🙍‍♀️ Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 / 033 79 404 09
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️🙏

06/01/2026

Salama daholo Tompoko ôô ❤️❤️
🎇Mirary taona vaovao, sambatra ho anareo mpanaraka ny PEJY 📲, ho feno fahasalamana, fahombiazana ary fotoana mahafinaritra.
🙏Te-hiala tsiny ihany koa aho noho ny fahatarana.
🙏Miala tsiny aminareo izahay noho ny tsy fahatomombanana 🙏
Fa ambonin'izany rehetra izany dia misaotra betsaka noho ny fahatokisanareo❤️❤️.
🎁Amin'ity taona ity dia hanao ny tsara kokoa izahay - ho anareo🎇🎇🥰🥰.
🔰 Ireto ny services disponibles 🔰
✅ Fanazavàna ny hampiasana azy sns
✅ Mandray commande sur MP na Miantso
✅ Livraison toujours disponible 7/7j 🏍️
✅ Eto Antananarivo na amin'ny Faritra (colis) 🚛
✅ Natao ho antsika rehetra izay tsy afaka manantona io 😊

Manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
👰Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 /033 79 404 09

26/12/2025

Salama Tompoko 👋👋🥰🥰
Izahay ato amin'ny Menaka Mahagaga dia faly mampahafantatra anareo fa azo tsaboina tsara amin'ny MENAKA MAHAGAGA ny hozatra manaintaina sy ireo aretina maro.
🔰 Ireto ny services disponibles 🔰
✅ Fanazavàna ny hampiasana azy sns
✅ Mandray commande sur MP na Miantso
✅ Livraison toujours disponible 7/7j 🏍️
✅ Eto Antananarivo na amin'ny Faritra (colis) 🚛
✅ Natao ho antsika rehetra izay tsy afaka manantona io 😊

Manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
👰Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 /033 79 404 09
Mankasitraka Tompoko❤️🙏

25/12/2025

Salama Tompoko ❤️🥰
Izahay ato amin'ny MENAKA MAHAGAGA🫙🌿 dia Mirary fety sambatra ho antsika mpanaraka ny pejy 🎄🎄🎉🎉

Photos from Menaka Mahagaga's post 19/12/2025

Salama Tompoko 😊
Betsaka no nangataka azy ity ka indro amizay ary ilay ahafahanay manampy anao izay hanantona 🏠
Ny Point de Vente-nay dia hita ety ANOSIPATRANA eo anelanelan'ny Clinique MIADANA 🏥 sy ny Fiangonana FVKFM ANOSIPATRANA ⛪

N'aiza n'aiza no misy anao eto Antananarivo atoronay hatramin'ny numéro-ny bus 🚌 tonga eto ianao raha hanantona ❤️😅
Raha mitondra fiara 🚘 na moto 🏍️ na bisikileta 🚵 aza atoronay raccourci ianao ka 😁

Manao livraison izahay na eto Antananarivo ianao na any amin'ny Faritra (colis 📦)
Aza misalasala miditra mp na miantso mivantana avy hatrany 🗨️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
🙍‍♀️ Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 / 033 79 404 09
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️🙏

19/12/2025

Salama Tompoko 👋
Ireto hitantsika ireto no boîte disponible ho hitantsika ato amin'ny pejy na eny amin'ny ny Point de Vente-nay dia hitan-tsika ety ANOSIPATRANA eo anelanelan'ny Clinique MIADANA 🏥 sy ny Fiangonana FVKFM ANOSIPATRANA ⛪

Antony : lany tanteraka ilay karazany nampiasaina teo aloha, ilay hotrany kely io no forme-ny tamizay ❤️
Manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
🙍‍♀️ Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 / 033 79 404 09
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️🙏

19/12/2025

Salama daholo Tompoko 😊
Izahay ato amin'ny Menaka Menaka Mahagaga dia faly mampahafantatra anareo fa azo sitranina amin'ny Menaka Mahagaga daholo ireo nataoko amin'ny sary ireo Tompoko 🌿
Efa nataoko ao amin'ny commentaire ny fanazavana hoan'ny tsirairay 💬
Ny Point de Vente-nay dia hitan-tsika ety ANOSIPATRANA eo anelanelan'ny Clinique MIADANA 🏥 sy ny Fiangonana FVKFM ANOSIPATRANA ⛪

🔰 Ireto ny services disponibles 🔰
✅ Fanazavàna ny hampiasana azy sns
✅ Mandray commande sur MP na Miantso
✅ Livraison toujours disponible 7/7j 🏍️
✅ Eto Antananarivo na amin'ny Faritra (colis) 🚛
✅ Natao ho antsika rehetra izay tsy afaka manantona io 😊

Manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
🙍‍♀️ Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 / 033 79 404 09
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️🙏

19/12/2025

Salama daholo Tompoko 😊
Izahay ato amin'ny Menaka Mahagaga dia faly mampahafantatra anareo fa azo sitranina amin'ny Menaka Mahagaga daholo ireo nataoko amin'ny sary ireo Tompoko 🌿
Efa nataoko ao amin'ny commentaire ny fanazavana hoan'ny tsirairay 💬
Ny Point de Vente-nay dia hitan-tsika ety ANOSIPATRANA eo anelanelan'ny Clinique MIADANA 🏥 sy ny Fiangonana FVKFM ANOSIPATRANA ⛪

🔰 Ireto ny services disponibles 🔰
✅ Fanazavàna ny hampiasana azy sns
✅ Mandray commande sur MP na Miantso
✅ Livraison toujours disponible 7/7j 🏍️
✅ Eto Antananarivo na amin'ny Faritra (colis) 🚛
✅ Natao ho antsika rehetra izay tsy afaka manantona io 😊

Manasa anao izahay hiditra MP raha hanao commande na mila fanazavàna amin'ny fampiasana na miantso avy hatrany ❤️

🙍 Mr Santatra (Distributeur)
038 52 410 08 / 033 91 432 36
🙍‍♀️ Mme Rondro (Créatrice)
034 62 656 88 / 033 79 404 09
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️🙏

Category

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaka Mahagaga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.