Bellicious

Bellicious

Share

✨ Bellicious Beauty & Wellness

💆‍♀️ Soins | Produits naturels | Énergie positive

🌹Votre beauté, votre énergie, votre lumière💫

25/08/2026

☀️✨ SUN KISSED TINTED SUNSCREEN SPF 50+ ✨☀️

Aza miandry ny hoditrao ho simba noho ny masoandro vao mikarakara azy ☀️
Ataovy isan’andro ny sunscreen-nao, satria ny glow tsara indrindra dia glow voaaro ✨👑

📩 1Dispo sisaô! Tonga dia Mp Aina Laya izay haka azy

Bellicious — Reveal your natural beauty ♡

24/08/2026

☀️ Efa mafana be izao ny andro ☀️ surtout hoanareo izay andeha vacance 🏖️👙

Aza adino mihitsy mihitsy miaro ny tarehinao 🙏🏻

Inty sady primer no écran solaire teinté ✨tsy mila manao fond de teint intsony ✨✨

📩1dispo , Tonga dia Mp Aina Laya izay haka azy💋💋

24/08/2026

Ka mirary anao ho tahian’Andriamanitra aho 🤍
Tononiko aminao ny fahatsaran’ny lanitra,
ny fahasoavany anie hanaraka anao isan’andro💖✨✨

🌸 Ho feno fahasoavana anie ny fiainanao.
Ho voatahy anie ny dianao. Ary enga anie Andriamanitra hialoha lalana anao amin’izay rehetra ataonao. Amen 🤍✨

23/08/2026

🌸 Show me Your Glory ✨

Andriamanitra ô, asehoy amiko ny voninahitrao.
Sokafy ireo varavarana izay tsy vitan'olona akatona🙏🏽✨

Ento any amin'ny toerana tsy noeritreretiko hahatongavana aho.

Mino aho. Matoky aho. Miandry ny fotoanako aho🤍

👑 Ho tonga ny vanim-potoanan'ny voninahitra.
Bellicious — Rise Higher ✨

22/08/2026

Mankasitraka mankatelina anareo hatrany fa na dia mbola tsy mivoka publication aza ny produits mamikelintsika dia laninareo fona ❤️🌹❤️

Mazotoa mihosotsosotra dia ataovy ampinoana sy am-pitiavana ary ho tonga aminao izay irian'ny fonao ❤️🌹❤️

Mitomboa fahamanjana andro aman'alina ❤️✨✨

21/08/2026

Tena hoe anahy irery ny salle 😍🥰

Vendredi jolie 💖 bonne nuit mes Bells 💋💋

My spark of life tomorrow koa day 😘

20/08/2026

Mikaroka produits voafantina sy tsara kalitao hoanareo fona aho 😍😍

Tsy produits vaovao akory ireo fa produits efa nentiko anareo teo aloha ary nazahoana retour tsara be dia naverina nafarana daholo hanomezana fahafaham-po anareo hatrany 🤗💗💗

18/08/2026

✨ NIACINAMIDE + ARBUTIN – WHITENING SERUM LOTION ✨

Te hanana peau lumineuse, uniforme ary tena glow ve ianao? 💕
Ity no sérum lotion kely mety ho lasa must-have amin’ny routine beauté-nao! 😍

🌸 Niacinamide → manampy hanatsara ny endriky ny peau sy ny teint
✨ Arbutin → manampy amin’ny fampitoviana ny teint sy ny fisehon’ny taches
💧 Hyaluronic Serum → manampy mitazona hydratation sy peau souple
💖 Manome aspect plus lisse, plus lumineux ary plus éclatant.

🌷 Raha mitady peau propre, lumineuse ary bien hydratée ianao… mety aminao ity 👌🏻

📩 Mp Aina Laya fona raha hanao commande na mila fanazavana be be kokoa 🤗

💗 Bellicious — Reveal your natural beauty.

17/08/2026

🌸 Bonjour mes Bellicieuses 💕

Nouvelle semaine, nouvelle énergie… et surtout, nouvelle occasion de choisir SOI ✨✨

15/08/2026

Allez les filles 😂💕 Bon kotrana Bon week-end & stay active ! 🌸

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo