Glory Beauty Mdg

Glory Beauty Mdg

Share

Vente des accessoires et prêt à porter

10/06/2026

Cliente satisfaite
Gaignage ❤️

Photos from Glory Beauty Mdg's post 06/06/2026

Cliente fidèle mamy kely🥰
-coupe
-brushing
-pose faux ongles
Sns …
Mandroseza en face Église Catholique
038 48 714 16

06/06/2026

Waouh 🥰 cliente satisfaite

05/06/2026

Pose Vernis Permanent rose transparent 🥰

04/06/2026

Mangirana eria ny volo tratran’ny produit ampiasaintsika 🥰
Afapo loatra ny cliente

03/06/2026

Offre D’emploi

Mitady coiffeuse mahay ary matotra mipetraka manodidina mandroseza, Ambohipo, Ambatoroka, Alasora
Tsara raha efa zatra niasa ary manana notion amin’ny resaka esthétique .
Raha liana ianao dia alefaso mp na WhatsApp amin’ny 038 48 714 16 ny CV anao

03/06/2026

Tongava ato amin’ny glory Beauty Mdg Mandroseza en face Église catholique fa tena manja ianao vao avelanay mivoaka ato ❤️

02/06/2026

Avant et après ❤️

01/06/2026

Misaotra an’izy mianaka nahatoky ❤️
Afapo izy ireo tamin’ny prestation makeup sy volo dia nalefany taty @ salon daholo ireo fianakaviana keliny handeha hamonjy mariage 🥰 Mamy kely 💕

30/05/2026

Manao Dressage curly ihany koa izahay ho antsika te hanao curly rehetra ❤️
Cliente satisfaite

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Mandroseza
Antananarivo
101