Tsoa'Nail
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsoa'Nail, Beauty Salon, Akadindramamy Total, Antananarivo.
💅 Prothésiste Ongulaire Passionnée
✨ Transformer les ongles en œuvre d’art
🌸 Beauté • Élégance • Confiance
📍 Prendre soin de vos mains, c’est mon métier
💖 Chaque détail compte, chaque cliente est unique
📩 Réservation en message privé
🏠à domicile
30/08/2026
❣️Hifarana sahady ity ny mois Août 🥹
N'y volana no mifarana fa n'y fanaovana manjamanja mitohy hatrany 🥰💅
❤️ Rouge avec Polka 💅
📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️033.60.340.96 (whatsapp)
26/08/2026
Homano tsara amin’izay ilay tanana sy tongotra oooh👋
Misokatra ny salon manomboka Vendredi 28 Août 😊 à 8h 😅
Manaova présente eto ilay nalahelo anah rehetra ireny 😅🥹 be manko nareo ilay niantso sy nandefa message anah
Eto dia miala tsiny amin’ilay Appel tsy voaray fa tena Nanao vacances eee😅🥹
📍Ankadindramamy 100m midina eo amin’ny Total ampitan’ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️033.60.340.96
19/08/2026
❌FERMÉ ❌
16/08/2026
Miala tsiny fa somary sahirana kely dia tsy afaka namoaka ny zava-bita 🥹
Samy ary mijery ny hoho any ao eeehh🥰💅
📍Ankadindramamy 100m midina Total ampitan’ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️033.60.340.96
😅 Lyra Kelly Razakarivony merci be ❤️🥰
09/08/2026
Tsy voatery hoe atao uni be foana anie ilay hoho eee😅
Afaka asiana effet otrizao 😍
Pose faux ongles 💅 avec rose n**e et effet perle🥰
📍Ankadindramamy 100m midina eo amin’ny Total ampitan’ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️033.60.340.96
⌚️7h30-17h
07/08/2026
Hanao lalao Kely isika ☺️
Ataovy ao amin'ny commentaire Ilay Hoho mamy Kely nataonao tato amin'ny Tsoa'Nail 💅 Inviteo n'y namana Ary asio teny mamy Kely🥰
Fa jereo aloha ity Rouge ❤️ be ity ☺️ Pose vernis sur ongles naturels 💅avec rouge rouge😻❤️
Izay mandona fo amin'ilay teny mamy no mahazo n'y loka😅😹fa marina nefa io teny mamy io an 🥹 Dimanche 09 n'y valiny lalao ☺️
📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️033.60.340.96
Malaz'Art Beauty 🥰💅💅👈
Tsy misy tantaraina be fa merci beaucoup ☺️ 🥰
Faniry Anjarasoa 💅
Tena fafinaretana ho ahy mihitsy ny mamoaka ny asa vitako 🥰❤️
Francia Fanomezantsoa merci beaucoup ☺️ ❤️
Partagez et Abonnez-vous sur Tsoa’Nail 💅
30/07/2026
Ho avy indray ny weekend 🥰 Ndao ndray ijejojejo 😅💅
Extension gel sur demi-caspule 💅 avec french rose 🩷 petits pois rouge ❤️ et fleurs 3D 🌸
📍Ankadindramamy 100m midina eo @ Total ampitan’ny Poissonnerie Jordi à gauche 👈
☎️ 033.60.340.96
Category
Website
Address
Akadindramamy Total
Antananarivo