AKILY manja

AKILY manja

Share

💇‍♀️ AKILY manja
Ma signature, mon art au service de votre bien être.

Mikarakara ny volo amam-bikanao .

📍 TSILAZAINA Ambohijanaka

📞0️⃣3️⃣4️⃣ 5️⃣5️⃣ 0️⃣6️⃣5️⃣ 3️⃣4️⃣

21/01/2026

📶 Wi-Fi disponible chez AKILY

Besoin d’internet pour discuter, travailler ou naviguer ?

Nous proposons un accès au temps :

⏱️ 15 minutes → 500 Ar
⏱️ 30 minutes → 1 000 Ar
⏱️ 1 heures → 2 000 Ar

💬 Paiement à l’avance
📍 Chez AKILY

Photos from AKILY manja's post 13/01/2026

Androany : brûlage + soin ✂️🧴
Volo tena simba, feno fourche…
👉 Esorina ny simba tamin'ny fanaovana BRÛLAGE, tsaboina ny sisa.

Izao no vokany : tendrony madio, volo malefaka ary voaaro kokoa.
Ny fikarakarana volo tsara dia famantarana amin’ny hoe rahoviana no manapaka.

13/01/2026

🚫 ATSAHARO NY FOURCHE – TOROHEVITRA TSOTRA 💇‍♀️

📌 Torohevitra 1 :
Aza miborosy volo mafy ❌
👉 Atombohy any amin’ny tendrony, dia miakatra miadana mankany amin’ny fakany.

📌 Torohevitra 2 :
Aza mampiasa borosy mafy ❌
👉borosy malefaka ampiasaina

📌 Torohevitra 3 :
Tsy fahampian-drano Rehefa maina ny volo dia mora vaky.
👉 Misotroa rano ampy 💧.

📌 Torohevitra 4 :
Ny satin dia miaro ny volo amin’ny alina 🌙
👉 Bonnet, foulard na ondana satin = tsy dia tapaka, tsy dia misy fourche.

📌 Torohevitra 5 :
Tandremo ny volondamba dia manimba ny volo ❌

📌 Torohevitra 6 :
Aza ahodina na tsindriana na kosehina mafy ny volo rehefa avy manasa.
👉 Tsindrio moramora amin’ny lamba malefaka na coton rehefa hamainina.

📌 Torohevitra 7 :
Ny tendron’ny volo no mora simba indrindra.
👉 Asio menaka kely amin’ny tendrony alohan’ny hivoahana.

👉 Iza amin’ireto no efa ataonao ?
👉 Tehirizo ity raha te hampihena fourche
👉 Zarao amin’ny namana manana volo mora tapaka

Photos from AKILY manja's post 04/01/2026

Merciiiiii à vous ✨❤️ AKILY manja vous souhaite une heureuse fête 🎉♥️

Les promotions continuent, n'hésitez pas à prendre rendez-vous

01/01/2026

✨ Bonne année 2026 ! ✨

Merci à tous ceux qui font confiance à AKILY manja pour leur beauté et leur bien-être 🌸
Que cette année soit remplie de lumière, de confiance en soi et de moments qui vous font rayonner ✨

On continue ensemble à révéler votre beauté naturelle 💄🤍

30/12/2025

Merciiiii ✨✨✨✨

Photos from AKILY manja's post 30/12/2025

Coupe légèrement dégradée ✂️

Apporte du mouvement, du volume et un rendu naturel tout en gardant la longueur ✨
Cliente satisfaite avec AKILY manja

30/12/2025

Avant / Après 🥰🥰🥰 , AKILY manja vous souhaite une excellente journée ✨

Photos from AKILY manja's post 29/12/2025

Leo ny fiharatana matetika? Fotoana izao hifindrana amin’ny épilation! Hoditra malama, madio, ary tsy misy volo mandritra ny herinandro maro. Ataovy loha-laharana ny hatsaran'ny hoditrao! ✨

Adieu le rasoir, bonjour la douceur ! Optez pour l'épilation et profitez d'une peau lisse et nette pendant plusieurs semaines. Un geste simple pour une confiance en soi totale au quotidien.✨

Photos from AKILY manja's post 28/12/2025

Les promotions continuent chez AKILY manja 🥰🥰🥰 on vous invite à prendre soin de vous et de votre beauté 🥰♥️

Photos from AKILY manja's post 27/12/2025

Merciiiiii à vous 🥰♥️ bonne et heureuse fête🎉

24/12/2025

AKILY manja vous souhaite une magnifique Christmas 🎄🌲🎍.

Category

Website

Address


Alasora
Antananarivo
102

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKILY manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.