Tsena Fenosoa

Tsena Fenosoa

Share

🌿☘Produit Naturel☘🌿
🌿❤🌿
Livraison à domicile

02/09/2025

Ho avy amin'izay izahay😍

10/07/2025

𝐌𝐀𝐒𝐘 𝐀𝐓𝐘 𝐕𝐀𝐕𝐀 - Inona no ilàna ny bain de bouche ?🦷
Ny bain de bouche na rano fanotsanam-bava dia rano manokana ampiasaina fanotsanam-bava sy hanadiovana ny Vava Ary indrindra hitsaboana ny aretinin'ny ativava
👉 Manampy amin'ny fahadiovan'ny vava
👉Manampy amin'ny fanesorana ny bacteria sisa tavela tsy tratran'ny borosy nify 🪥
👉Manala ny fofona ratsy ao am-bava🗣
👉Mitsabo ny aretin'ny ativava toy n'y Aphtes 😁
👉Miaro amin'ny fahapotehan'ny nify (carie)
👉Manasitrana n'y fery madinika,na aorian'ny fandidina odontolojika
Masy ativava no bain de bouche vokatra Masy
🌿Jifao eny amin'ny farmasia sy tranombarotra lehibe 🛒Ary ireo mpivarotra ny vokatra Masy rehetra ny Masy Ativava Bain de bouche IMRA 🌿
Vokatra natoraly🍃 sy vita malagasy 🇲🇬

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101