Mode & Senteurs
✨ PARFUMS Chogan
🌸 Parfums inspirés des grandes marques
💯 Qualité à prix accessible
👜 Accessoires chic/authentique
📦 Livraison 🇫🇷 🇲🇬
💌 Infos & commande en MP
02/07/2026
👋 MANOMANA ZAVA-BAOVAO BE DIA BE HO ANAREO AHO ! ✨
Tena Challenge be ilay manao vente en ligne an ! 😅
🥰Ho ahy manokana, tsy sanatria fametahana sary fotsiny ihany ilay izy, fa tena fikarakarana tsara ny entana tsirairay mba hanomezana sary tena izy (photos réelles) anareo.
✨Ny tanjoko dia ny hanjifànareo am-pitokisana tanteraka, mba tsy ho diso safidy mihitsy ianareo. 📸📦
👉Ny teny filamatra eto amin'ny pejy dia tsy miova : « ny hanome fahafaham-po anareo foana » ary mbola hitohy izany 🫶🏼
🤗Na tsy mitovy amin'ny miantsena any am-pivarotana (magasin physique) aza, zava-dehibe ho anay loatra raha hita mazava tsara ny pitsopitsony amin'izay ho azonareo! ✅❤️
👉Aza miala lavitra àry fa mbola betsaka ny ho atolotray ho anao eto 😉
📸 Mon coin shooting produits 📸✨ 🙈🥰
👋 Coucou Mananjary ! ☀️ 🇲🇬
🌴 Efa afaka hataotsena gny mi tester ny parfums Olfazeta - CHOGAN rehetra amin’ny alalan’ity mallettes d’echantillons test ity. Hafa my izany hoe magnandragna vao mivanga izany, ny fahafahampo-tsena no tanjogna 🥰
🌴 Koa aza misalasala fa mandray anao am-pitsikiana hatrany ny ekipanay 🥰🤗
📍Andakoro Ankadirano no ahitanao anay.
☎️ 0346842811 raha hangala RDV sady afaka magnantogna anao koa izahay.
ℹ️Raha mila fagnazavana fagnampiny dia afaka miditra MP amin’ny page fa mandray anao hatrany izahay 🤗🥰
19/06/2026
🔥 🔥 FETIN’NY RAY 21 Juin ! 🔥
Hay efa tena akaiky tanteraka ny Fetin’ny Ray 💙👔
Aza avela hangina ity fotoana miavaka anehoana fitiavana sy fankasitrahana an’i Papa, mihoatra noho ny andavan’andro ity😍
🎁✨👉 Tolory Cadeau kanto sy manitra izy miaraka amin’ireto parfums Olfazeta disponible de suite ireto 👇🏼
💥 Afaka raisina avy hatrany, 🚚 Livraison Tanà et province
👉 Parfum style hommes d’affaire & classe 🤩
👉 Extrait de parfum maharitra hatramin’ny 8h mahery
👉 Miala maraina, mandrapariva i Papa mbola manitra foana 😍
⚠️ STOCK TRÈS LIMITÉ
➡️ Premier arrivé = premier servi 😉
💌 Mp direct ho an’izay te hanao réservation
Fa tena vitsy dia vitsy sisa an 🥰😉
👉 NB : remise 5% spéciale Fetin’ny Ray 😉🎁
________________________
📌 Autres parfums disponibles sur commande
⏳ Délai : 15 à 20 jours ouvrés max 🇲🇬
18/06/2026
Akory arivariva o! ✨
Te hiova gel do**he ve ianao? 😍
Ireto ary ny gel do**he AURODHEA 🧴💛
𝘉𝘦𝘵𝘴𝘢𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘱𝘳𝘰𝘥𝘶𝘪𝘵𝘴 𝘊𝘩𝘰𝘨𝘢𝘯 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘯𝘢𝘴𝘦𝘩𝘰𝘬𝘰 𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘦𝘵𝘰 𝘧𝘢 𝘢𝘮𝘱𝘢𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘢𝘳𝘪𝘬𝘰 𝘮𝘪𝘢𝘯𝘥𝘢𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘦𝘯𝘺 𝘪𝘩𝘢𝘯𝘺 😊
Ohatra amin’izany ireto gel do**he AURODHEA ireto:
✔️ Testé sous contrôle dermatologique
✔️ Formule douce, natao ho an’ny hoditra rehetra, na dia ny peau sensible aza
✔️ Manaja ny hoditra, malefaka ary tsy mahery be.
✔️ Misy ingrédients voafantina (aloe vera, argan, sns…) ho an’ny hydratation sy soin
✔️ Ambany be ny risque d’allergie
✨Ho an’ireo tsy mahazaka gel do**he eny amin’ny supermarket dia tena mety izy ity 👌
➕ TOMBONY : Tsy mila betsaka akory dia efa mandroatra be ary mamela fofona manitra maharitra 😍 apiarahanao amin’ilaybparfum OLFAZETA nosafidinao dia tena mety tsara 😉🥰
𝗜𝘇𝗮𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗮𝘀𝗲𝗵𝗼𝗸𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗲𝘁𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗼𝘁𝗲𝘀𝘁𝗲𝗿-𝗸𝗼 𝗮𝘃𝗼𝗸𝗼a🤍
📦 Disponible sur commande
🇲🇬 Livraison Madagascar : 15 à 20 jours ouvrés max
📩 Mp ary e 😉
Ankoatra ny parfums,
misy ihany koa ny produits Chogan ho an’ny cheveux… anisan’izany ny gamme anti-chute AURODHEA, izay efa nandraman’i La page de Lilou Rav. Aleo izy ihany no hizara ny expérience-ny 😊 merci pour ce retour
👇🏼 Détails des produits en commentaire
11/06/2026
Bonjouuur daholo 💛
Efa elaela ihany izay no tsy dia nisy publication teto, somary sahirana kely tamin’ny déménagement 😊
Fa efa miverina tsikelikely izao…
Misaotra anareo izay mbola mandefa MP sy manao commande hatrany 🙏
📍 Ao amin’ny Maya Épilation's – Ambolokandrina raha liana hi tester isika a , ary azo atao ihany koa ny manatona raha tsy afaka mihetsika ianao (disponible sur RDV)
Tsy miova ny service fa toy ny mahazatra ihany ✨
Misokatra foana ny MP 😊
Mankasitraka 💛
31/05/2026
Bonne fête à toutes les mamans 💐
Une pensée particulière et beaucoup de courage à celles qui ont perdu leur maman,
à celles qui ont perdu un enfant,
aux mamans anges,
et à toutes celles qui désirent profondément devenir mères 🤍
Je vous souhaite à toutes force, courage et patience,
et surtout que vos vœux les plus chers se réalisent 🙏
14/05/2026
🇲🇬 📢 FAMPAHAFANTARANA sy FAMPAHATSIAHIVANA– FANDAMINANA NY COMMANDE
Koa satria ny stock tsika any Italie 🇮🇹, dia misy fandaminana manokana ny fandraisana commande.
Indroa isam-bolana ihany no andraisana azy :
➡️ manodidina ny 15
➡️ ary amin’ny faran’ny volana (30 na 1)
🛒 TOY IZAO NY FANDAMINANA:
• Ny commande rehetra voaray alohan’ny 15 dia karakaraina ny 15
• Ireo commande voaray aorian’ny 15 kosa dia hiandry ny faran’ny volana na voalohany volana
🙏 Misaotra hatrany amin’ny fahatokisanareo
‼️ Efa misokatra ny fandraisana commande !
Raha tianao ho voaray sous 15 à 20j ny commande-nao, dia izao no fotoana tsara hanaovana commande 📩😉
———————————————
🇫🇷 📢 INFO/RAPPEL IMPORTANT sur l’Organisation des commandes
Afin de garantir la qualité de vos produits, notre stock étant situé en Italie 🇮🇹, les commandes sont regroupées et passées deux fois par mois uniquement :
➡️ autour du 15
➡️ et en fin de mois (30 ou 1er)
🛒 Comment ça fonctionne ?
• Toute commande passée avant le 15 sera traitée le 15
• Toute commande passée après le 15 sera traitée en fin de mois
🙏 Merci de votre compréhension et de votre confiance !
‼️Les commandes pour le 15 sont ouvertes !
Si vous souhaitez recevoir vos pépites dans environ 15 à 20 jours, c’est le moment de commander 📩
11/05/2026
✨ OLFAZETA parfums disponible de suite eto Tanà ✨
🚚 Mandefa province ihany koa 🇲🇬
👉 Inona no mampiavaka ny OLFAZETA ?
– Inspirations des grandes marques
– Extrait de parfum maharitra tsara : 6 à 8h amin’ny hoditra
– Maharitra hatramin’ny 24h na mihoatra amin’ny akanjo
✅ Qualité haut de gamme 🥰
📩 Iray isaky ny parfum sisa, koa aleo mandefa message dieny izao raha mila
‼️Mbola misy remise 5% hatramin’ny 31 mai 😱
10/05/2026
👋 Mbola betsaka ny tsy mahazo ary ao koa ny misalasala ka averiko hazavaina tsara 👇🏼
✅Ny parfum Chogan dia original à 100 %, marque authentique fa tsy “fake” na vokatra tsy azo itokisana.
💎 Made in Italie 🇮🇹
💎 Manaraka ny norme européenne
💎 Avo be ny “concentration” ka maharitra ela amin’ny hoditra
💎 Akora avy any Grasse 🇫🇷 renivohitry ny parfum eran-tany no nanaovana azy
💎 Hanitra mifanakaiky ny an’ny grandes marques, fa amin’ny vidiny mora kokoa.
🔴 INONA NY DIKAN’NY HOE ?
Mbola betsaka no mihevitra fa rehefa tsy marque malaza dia tsy authentique hono 🤭
Ny atao hoe authentique dia:👇🏼
✔️ vokatra tena izy fa tsy “copie” na “contrefaçon”
✔️ vokatra ara-dalàna
✔️ Manaraka ny fenitra sy kalitao takiana
✔️ Tsy sandoka na “imitation”
👉 Ka rehefa hoe parfum Chogan dia authentique, midika izany hoe parfum TENA IZY, vokatra ofisialy.
Aza afangaro ny hoe “marika malaza” sy ny qualité 😉
Satria tsy ny anarana no mamaritra ny qualité na ny hatsarany, fa ny vokatra mihitsy.
Misaotra anareo rehetra efa mahatoky 💖
📩 Aza misalasala mifandray amiko raha mila fanazavana fanampiny😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Antananarivo