BIOL Street Food
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BIOL Street Food, Health/Beauty, Antananarivo.
15/06/2026
🎁Voyage gratuit makany grèce miaraka amin'ny BIOL Street Food , 🆕 sandwich vaovao be , tsiro mampiavaka firenena iray 🌏
🇬🇷SANDWICH GREC - 📏45 cm de longueur - 🔹17.000🔹, 🍹miampy jus sy 🛵livraison gratuit atrany 🎁
⚠️Ahitana :
✅🥣-Sauce tzatzíki (sauce Grecque ): fraîche,léger ,...
✅🍗-poulet
✅🧀-fromage
✅🥪-...
🛑NB: Mbola misy foana ihany ko ny sandwich B 15.000ar izay nafantaranareo anay atrizay
Mp 📩 na
📞:0349565985 - 0385452391
🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷
30/05/2026
🚨♥️ spécial fête des mères, stock limités ny sandwich B poulet laqué miampy jus offert sy livraison gratuit pour 15.000ar♥️
♥️45cm
♥️[Poulet laqué,fromage,sauce cocktail,...]
♥️15.000ar
♥️ 0349565985 - 0381482958
♥️ Ra périphérie vo manampy frais 2000ar
27/05/2026
Tonga dia alefao ny numéro anareo rehefa micommande ianareo mba ahafahana miconfirmer ny commande-nareo 😚,
bonne journée de io ny sandwich B fa efa tonga eny amny mont Everest koa rehefa nokarakaraina sy nohomanina tsara 😉✨👌
26/05/2026
🚨 Sandwich poulet laqué 45cm de longueur, LIVRAISON GRATUIT + JUS OFFERT pour 15.000ar🚨
🥪:[poulet laqué, fromage,sauce cocktail,....]
🔰:45cm
💵: 15.000ar
Mp ou 0381482958 ou 0349565985
🚨 Sandwich poulet laqué 45cm de longueur, LIVRAISON GRATUIT + JUS OFFERT pour 15.000ar🚨
🥪:[poulet laqué, fromage,sauce cocktail,....]
🔰:45cm
💵: 15.000ar
Mp ou 0381482958 ou 0349565985
19/05/2026
Raha sanatria tsy hitanay ny MP anareo na mety helaela vo hita, tonga dia miantsoa ry reto ah 😚, na ihany ko misy commande ilainareo amin'ny lera tinao na fotoana tianareo , tonga dia miantsoa 😉✨
Ho'an'ireo périphérie kosa 🗺️, angatahana ianareo mba andefa ny commandenareo tena mialoha na miantsoa avy hatrany mba hafahanay manao priorité ny commande-nao 👌🙃,
Tianay ho afa-po daholo isika eto Antananarivo,oroka mamy kosa ho anareo efa marobe nanjifa 💌😘,
Farany, vohaharo sy voatandrina tsara ny entanareo mandrapahatongany any amnareo 💐
15/05/2026
❌Tsy misy frais de livraison, misy jus bien concentré miaraka aminy ✅, nefa 15000ar ftsn 😙, SANDWICH 45cm , feno poulet laqué ao anatiny, sauce cocktail, fromage ,... ✨
🇲🇬📞Téléphone : - 0349565985
- 0381482958
Alefao mialoha ny commande na tonga dia miantsoa ra misy lera ana livraison tinareo enjehana mba andaminana ny lalan'ny livreur 😊
🔰Nb: ⭕RA TSY CENTRE VILLE IANY NO MISY ANAO VO MANAMPY FRAIS 2000AR ⭕
🗺️dispo à ANTANANARIVO
12/05/2026
❌ Tsisy frais de livraison zany, fa rehefa tsy centre ville no misy anao vo manampy 2000ar😌
📢ankotrizay, pain batard 45cm (tsy m**o 600ar eny amny épicerie no ampiasaina )
❌tsisy kisoa ny entana fa poulet laqué misy sauce cocktail sy fromage be ny anatiny
✅1️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣AR no vidiny, QUINZE MILLE ARIARY 😚
🗨️Ataovy mialoha ny commandenareo Raha ohatra ka tinareo hisy lera fixe tsara na fotoana hahatongavany mba handaminana ny lalanireo livreur 😊
🔰 Antananarivo
07/05/2026
🚨Aizeee...15000ar : 🥪sandwich de gamme , 😚0ar frais de livraison, inona daholo zany ?
🔸🍗sandwich B (poulet laqué avec du sauce cocktail,fromage,...)
🔸0ar frais de livraison
🔸🍹ary jus bien concentré, vraiment concentré
📬Pour commander:
☎️Contact :📞0349565985
📞0381482958
😚na alefao mp ,
🎁De vita ny sokolaaaaa !
🛑Nb: ra tsy centre ville no misy anao izay vo mandoa frais 2000 ar fotsiny sisa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101