AINA service

AINA service

Share

Articles pour tous ! ❤️😍🎁

30/08/2026

Bonne vacances daholo miaraka versace 😂


Bisous abonnez-vous

Photos from AINA service's post 26/08/2026

Article mamy kely
Ceinture taille S VAL eo am sary ny détail

Photos from AINA service's post 20/08/2026

Vert pomme 💚💚💚

Pochette avec Anse argentée

Prix 28 000ar sans défaut en cuir
Merci bisous

18/08/2026

Tonga vahiny ny zandriko vavy ry malala dia miala tsiny izaho amin'ny fahasahiranana rehetra mety tsy afaka mamaly za ❤️🥰

15/08/2026

Hello hello ❤️

Pas plus de 15 000ar ny iray amin'ny ireo
anontanio izay tianareo bisous 😘

Dia mbola mankasitraka anareo tamin'ny liventsika omaly 🥰🥰🥰

14/08/2026

Arrivage be isika❤️

14/08/2026

⏰ Live à 13h30 anio
🚨 Arrivage sacs friperie
‼️Tsy manome détails avant live ‼️

Condition antsika tsy miova araho foana ny page AINA service

Bisous malala dia rehefa avy eo mihaona

08/08/2026

⚠️RESERVE ⚠️

Coucou ! Io sisa ilay arrivage omaly dia mbola merci foana malala 😘
Hisaorana mitafotafo aki dia bisous tsy adinoko izany e 🙏😘😂
Dispo io façon Lo io ataontsika.

‼️20000ar ‼️

Araho tsy tapaka ny pejy AINA service ❤️

07/08/2026

Arrivage sacs friperie

Telephone

Address


Soavimbahoaka
Antananarivo
101