ISMI bio beauté

ISMI bio beauté

Share

🌻Vente des produit naturel pour les bien etre de tous🌺. En gros et en detail. Votre satisfaction est notre plaisir

Photos from ISMI bio beauté's post 14/06/2026

fantatray fa tsy vitsy isika any no ampijanlian'ny kongona, izay anisany biby tena sarotra vonoina, mandreraka ary tena mampijaly. ireto insecticide roa tavoangy reto no vahaolana mahomby indrindra hanafoanana tanteraka azy.
vidiny nefa tena mirary satria natao
😱😱 22000 ar izy roa tavoangy 👌😱
👌ny iray tavoangy ampiasaina amin antoandro ary ny iray kosa amin alina.
👌tonga dia hita avy hatrany ny vokatra ref manaporitsitra azy ianao
👌efa miaraka amin'ny pulverisateur ka tonga dia mampiasa avy hatrany.
😱tonga dia maina mihintsina miaraka amin'ny atodiny.
disponible eto TANA sy TAMATAVE
fa mandefa manerana ny nosy.
📞0382838755/0376727390☎

Photos from ISMI bio beauté's post 08/06/2026

Ataontsika ringana, ripaka tanteraka , tsy misy miangana ary maina mihintsana miaraka amin'ny atodiny ireo kongona manelingelina anao sy ny ankohonanao io. satria:
😱 fanafody 2 tavoangy be izao no omena anao rehefa mividy ato aminay.
👌tonga dia miasa avy hatrany fa ts miandry ela zany.
👉ilay iray ampiasaina amin'ny antoandro ary ny iray ampiasaina amin alina satria mifameno ny asany.
👉tsy tapohana fa tonga dia mampiasa avy hatrany ary efa miaraka amin'ny pulverisateur
🤜mandringana bibikely hafa koa toy ny kadradraka, parasy, vitsika,...
vidiny tena tsy mampino aaa
🎆22.000 ar na 110.000 fmg🎇
izy roa tavoangy io( 1,5 litre total)
DISPO TANA ET TAMATAVE fa mandefa manerana ny nosy izahay
☎📞0382838755/0376737390📠

Photos from ISMI bio beauté's post 03/06/2026

Ataovy veloma hatreo ireo kongona sy ny atodiny satria ho ringana tanteraka rehefa ampiasana an'ity ody kongona 2 tavoangy be ity. Miavaka be satria:
👌tonga dia miasa avy hatrany ka maty eo no ho eo ny kongona tratrany
😱mihintsina maina miraka amin'ny atodiny mihintsy
👊tonga dia mampiasa avy hatrany
👉mandripaka biby maro hafa ihany koa toy ny parasy, lalitra, kadradraka, moka, tsingotra,vitsika.
vidiny nefa tena tsy mampino satria dia 22000 ar ihany izy roa tavoangy io. disponible TANA sy TAMATAVE
CONTACT🤙
📞0382838755/0376727390☎

Photos from ISMI bio beauté's post 27/05/2026

Nareo koa ve mb marikoriko sy leo mahita ny kongona sy ny atodiny mitangorona reny. indrindra fa izy efa mirongatra tena tsy ahitan-tory mihintsy 😬😬, azonao fongorina tsara nefa reo amin alalan'ity insecticide ity. 2 tavoangy be izao no omena anao ka sady ripaka ny kongona no maina mihintsana ny atodiny. nefa dia mora ny vidiny:
PRIX: 22000 ar
ouiii izy roa tavoangy io, 1litre ny iray dia demi litre kosa ny iray.
👉mora ampiasaina
👉tonga dia mandaitra avy hatrany
👉mamono biby hafa ihany koa toy ny kadradraka, moka, parasy,lalitra,...
contact :(0382838755/0376727390)
dispo TAMATAVE et TANA fa mandefa manerana ny nosy.
livraison a partir de 3000 ar.

Photos from ISMI bio beauté's post 20/05/2026

ENFIN,😇 tsy hampijaly anao sy ny ankohonanao intsony ny kongona, hahazo torimaso tsara amazay ianao satria ef misy an'ity insecticide magique ity izay tena hoeee
haingana ny fiasany ary miavaka satria
👌mora ampiasaina ary efa miaraka amin'ny pulverisateur.
👉tsy tapohana tsony fa tonga dia vonona.
💪tsy vitany mandringana ny kongona fotsiny fa maina mihintsana miaraka amin'ny atodiny mihintsy
💪roa tavoangy be izao(1litre ny iray dia demi litre ny iray)
😱mandringana kadradraka, parasy, tsingotra, moka, lalitra,vitsika,..
vidiny nefa tena mora satria
🎆22000 ar fotsiny izy roa tavoangy.🎆
TAMATAVE/TANA
TEL:0382838755/0376727390
EFFICACE 100%

Photos from ISMI bio beauté's post 19/05/2026

Ndao ho fongorin amzay ireo bibikely ao antranonao indrindra fa ny kongona izay manelingelina taorimaso io.
💪fanafody miasa eo no ho eo omena anao ary 2 be zao(1litre sasany)
samy manana ny asany nefa tena mifameno. mampiavaka azy:
👌 mora ampiasaina satria efa miaraka amin'ny pulverisateur ary tsy tapohana tsony
👉tonga dia miasa avy hatrany fa tsy miandy ela
👌mandringana tanteraka ny kongona sy ny todiny ary ireo bibikely hafa toy ny kadradraka, vitsika, parasy, moka, lalitra,..
🎯toereana ahitanao anay🎯
( TAMATAVE sy TANA)
contact azahoana anay: (0382838755/0376727390).
mandefa manerana ny nosy ihany koa zahay .hoanareo mbola hivarotra any amin'ny faritra hafa mandray fiaraha-miasa zahay.

Photos from ISMI bio beauté's post 18/05/2026

🚫🚫🚫TAPITRA HATREO NY KONGONA SY NY KADRADRAKA 🚫🚫 mihintsana , maina miraka amin'ny atodiny mihintsy 😱😱tratran'ity fanafody tena efficace ary magie magie mihintsy 👌👌raha hanala bibikely rehetra ao antranonao.
hoantsika eto TANA sy TAMATAVE rehetra. ndao ho fongorina amzay ireo bibikely manelingelina anao. 2(roa) tavoangy be izao ny insecticides magique miaraka omena anao .
👉🏻mora ampiasaina
👉🏻tsy tampohana fa tonga dia mampiasa
👉🏻tonga dia mahita vokatra vao mampiasa
👌🏻azo antoka tsara ny fiasany
🎯toerana misy anay🎯
isotry (Tana:0376727390)
Mangarano 2(TAMATAVE:0382838755)
mandefa manerana ny nosy ihany koa.

Photos from ISMI bio beauté's post 17/05/2026

Huile coco au feu du bois tena hoeee waouh be ny fofony mampite hihinana mihintsy. Hafa raha samy menaka satria sady pure avec garanti no vao vita sady masaka tsara.
👉ahosotra amin"ny zazakely
👉atao fanafody
👉afangaro sakafo
👉atao amin'ny volo na vatana
Misy coco koa zahay 1300 ar, 1500 ar ary 2000 ar, ny vidiny, matavy, matoy ary matevina be.
😋tsy hadino ny garateau le mampilendalenda, afangaro m**o, oanina amzao sy afangaro vary maraina.
mandefa maerana ny nosy
cont:0382838755
0376727390
diso Tamatave et Tana

Photos from ISMI bio beauté's post 14/05/2026

Na kongona efa mirongatra be, na ilay vao manomboka. aza kivy mihintsy na efa tsisy tsy nandramana fa ity insecticide magique ity no vahaolana.tsy vitany mamono kongona ihany fa sady manamaina ny atodiny no mandringana biby hafa koa toy ny kadradraka, parasy, vitsika,... ataonao amin'ny faritra rehetra ahitanao kongona sy ny atodiny. mora ampiasaina, tonga dia hita avy hatrany ny vokany nefa ny vidiny tena tsy mampino:
👉22000 ar izy roa tavoangy🎆
TEL:0376727390(TANA)
0382838755(TAMATAVE)
mandefa amin'ny faritra rehetra manerana ny nosy.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo