Makoa M'senge

Makoa M'senge

Share

Apprenons à aimer,à révéler et à accepter la beauté naturelle de nos cheveux. ❤️

10/09/2026

Est-il possible d’avoir les cheveux texturés et d’être élégants ?

Oui.

La norme nous a appris que l’élégance devait être lisse,disciplinée,uniforme.

Mais l’élégance n’a pas de texture.
Elle peut être bouclée,frisée,crépue,naturelle. 🤎

Chez Makoa M'senge ,
nous croyons qu’il ne faut pas changer la nature de vos cheveux pour révéler votre élégance.

Venez au salon et laissez-nous vous montrer tout ce que vos cheveux naturels peuvent révéler. 🥰

📍 Rendez-vous chez nous
Votre texture mérite aussi d’être sublimée.

Photos from Makoa M'senge's post 08/09/2026

Fantatrareo ve ireo Vokatra ato amin'ny Makoa M'senge ?
Ireto avy ny momba azy ☺️

Photos from Makoa M'senge's post 07/09/2026

Misy fotoana tena reraka,tsy salama ary misy andro tena sarotra 🥹

Fa rehefa mahita anareo tonga,mametraka ny fitokisanareo aminay dia mahita hery foana izahay hanohy,handray anareo am-pifaliana ary hanome ny tsara indrindra ho anareo. ❤️

Ny tena fahafinaretanay dia ny mahita ilay tsikinareo rehefa mody ☺️🥰
Satria eo no tsapanay fa mendrika ny ezaka rehetra.

Misaotra anareo tamin’ny fitokisana,tamin’ny fitiavana ary tamin’ny fanohanana tsy tapaka. 🤍

Mankasitraka indrindra EE! 🙏
Raha tsy teo ianareo,tsy nisy Makoa M’Senge. 🥹❤️

Misokatra izahay rahampitso ary mbola afaka mandray rendez-vous ☺️

Photos from Makoa M'senge's post 06/09/2026

Mesdames, vos messieurs aussi méritent d’être au top le Jour J 😌 😊

Parce que oui,lui aussi doit être beau sur les photos du mariage ! 😂📸

Messieurs,fini le fameux « je vais juste mettre un peu d’eau sur les cheveux » 😭😂
Pour vos mariages,cérémonies et événements, pensez aussi à sa coiffure. 👌🏾

📍 Makoa M’senge — zoadahy près sk DISTRIBUTION Route Andranovisy, Antsirabe

02/09/2026

Vita indray ny Volana Aogositra ☺️

Feno fankasitrahana ny fo nohon'ny fisianareo 🥰

Mbola Vonona hatrany handray anareo izahay tompoko

30/08/2026

Raha mandalo kely ao Tana izahay ny semaine de 7 miaraka amin'ny produits sy diagnostic dia iza avy no ho avy isika ? ☺️

Mety afaka handray soins kely ihany koa fa tsy afaka mandray maro fa izay mahavita manao rendez -vous mialoha ihany ☺️

30/08/2026

❌Volo maina tsy mety mangirana
❌tsy mety mitana hydratation,
❌tsy mety mitana boucles,
❌type 3-4?

Tsy iresaka maro be intsony aho fa cas-ko izany teo aloha ☺️
Leave 𝑹𝒊𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 no nampiasako nanome izao effet Izao.
👉Méthode : SHINGLING
👉Volo Maina 100%

28/08/2026

Volo mihintsana,
Volo tsy mety maniry,
Volo maina,
Volo mangidihidy,

Ny olan'ny volo Rehetra mihitsy ee..

Fantatrao ve ny tena mahatonga azy? Azavainay anaty vidéo ny hahafantarana izany ☺️

Oroka mamy anareo baka Morondava agny 😘❤️

27/08/2026

Salanitra eee,

Anisany ao anaty Bucketlist-ko ity zavatra iray resahako anio ity 🥰

Tsy inona izany fa ilay ATELIER CAPILLAIRE izay tsy mety tanteraka mihitsy ,

Tena hoe "ce projet me tient vraiment à cœur" fa tsy mety tanteraka mihitsy ka hotanterahantsika amin'izay e?

Hianatra ,hifaly,haka sary,hifampizara, ... Isika amin'io fotoana io ☺️

Oviana ianareo no afaka? Ary andro inona?

27/08/2026

Nosy be, Allemagne, Afrique,....

Mamy anie ianareo e 🥰 Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisanareo tompoko,fantatray fa tsy kisendrasendra matoa ianareo nisafidy anay.

Ity cliente nay mamy be ity izao avy Nosy be, efa nanjifa ny Vokatra moa izy ary izao hitanareo izao ny repousse 🥰 MISAOTRA NAHATOKY tompoko

Mamy ery ny fotoana niarahana,feno tsikitsiky foana aloha raha mbola ato amin'ny salon e 😁

(Eto moa mbola tokony vahana sy omena volume ny volony fa efa harivariva mihitsy izy vao tafiala tato aminay,tsy vaoala ny sary,ny méthode nampiasana nahazoana boucles Satria lasa somary lâchés ny loko ihany koa vao maika nampisy shrinkage,ny sanga somary efa notapahany kely hono, hihihi)

Misokatra izahay anio ☺️
Mandray diagnostic ihany koa fa sur rendez-vous foana aloha aan.

Bisous Layanne nanao ny voix off ❤️

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Makoa M'senge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.