Tambavintsika
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tambavintsika, Health/Beauty, Antananarivo.
10/04/2026
Samy ho salama e👋👋
Ho an'ireo nanontany sy ireo mila azy 😉 ity ilay 🌿 Thé AIDE MEMOIRE🌿 nozarainay omaly 😍 .
👉 Manampy amin'ny fitadidiana
👉 Manampy amin'ny fifantohan'ny saina
👉 Miaro amin'ny aretin'ny tsy fitadidiana ''Alzheimer''
👉 Ampiasaina amin'ny SEVRAGE koa anh😉
Bisous de bonne journée daholo😘😘👋
**“Bonjour à tous 😊
Manana olana amin’ny fitadidiana ve ianao ? 🤔
Sa te hanatsara ny fitadidiana hahazoana vokatra sy ny fanadinana ? 📚✨
💚 Ity ny Vahaolana NATORALY sahaza hanampy antsika !
👉 Jereo ny 1er commentaire ny produit'tsika 👇dia midira mp @ Tambavintsika 😉 raha hanao commande✅
📞 034 78 687 78/038 98 299
Samy salama e👋👋😉
Mirary tontolo andro feno fifaliana sy fahombiazana ho antsika rehetra e🤗
Amin-kafaliana no iarahaban'i Tambavintsika sy ireo followers anareo followers vaovao e 😍👋 ! Rija Harimanana Randriambeloson, Sinclair Ross Raymond, Tojo NY Aina Atjn, Valsu Layllah Rkt, Faniryna Kanto Harintsoa, Prin Scĩ, Neodine Razafindrazanaka, Emil Ien
Soava ny andro isika rehetra😘💌
Samia ho salama e👋
Mankasitraka indrindra anareo rehetra izahay
amin’ny fanohanana sy ny fanarahana ity pejy vaovao ity 🤍
Tena sarobidy aminay ny fahatokisanareo 🙏
Nandalo ny fankalazana ny Paka isika. Ny hafaliana sy fiadanana ombam- pitiavana ary fanantenana vaovao no rariana ho anareo sy ny ankohonanareo 🌿
🌼 Aoka ho fotoana hanombohana indray,
hanavaozana hery, ary hanamafisana ny nofinofy rehetra!
Misaotra indrindra ❤️
Ary mbola hiaraka lavitra isika!
30/03/2026
✨
“Bonjour & Bon Lundi ☀️
Que cette nouvelle semaine
vous apporte énergie, paix et réussite.”
🌿
“Prenez soin de vous, naturellement.”
Bisous😘
Samy ho salama e👋👋😊😍
Zaraiko secret lisany😉 hananana vatana tomady lalanadava. 😘 👌
Fiainana isan'andro sady fihetsika tsotra fa adinontsika sy hamaivanintsika nefa tena zava-dehibe ...
Jereo ao amin'ny commentaire anie eee...👇
26/03/2026
🔥 Fantatrareo ve ny maha samy hafa ny thé sy ny tisane ? 🍵🌿🤔
👉Ny thé dia avy amin’ny ravin’ny hazo thé (théier )🌱
➡️ Manome hery… satria misy caféine ⚡
👉Ny tisane kosa dia avy amin’ny zavamaniry, voninkazo ary zava-manitra 🌸🍃
➡️Malefaka ho an’ny vatana… satria tsy misy caféine 💚
Ampiasaina kokoa ny tisane ho amin'ny fitsaboana na fissorohana aretina sy fanamafisana ny hery fiarovana.
✨ Raha mila hery → thé
✨ Raha mila fahatoniana → tisane
👉 Ianao kosa, inona no tianao kokoa? Thé sa tisane?
26/03/2026
👋Bonjour et bienvenue à bord de Tambavintsika ! 😊🌿
Prenez un moment pour vous détendre et savourez un instant de bien-être avec votre tasse de tisane. ☕✨
Partagez-nous vos tisanes préférées en commentaire ! 👇
Samy ho salama e😊👋👋
Ankasitrahanay feno ianareo marobe nanaraka ny pejy Tambavintsika 😉🤍❤️💚
Rarianay ny soa sy fanambinana ary fahasalamana ho antsika rehetra 💌
⚠️Araho tsy tapaka ny pejy hizanay ireo VOKATRA NATORALY VITA MALAGASY 🇲🇬 hikoloantsika ny fahasalamana.😉
⚠️Hifampizara mahakasika ny tambavy sy ny fikoloana ny fahasalamana koa isika.😉
🤔Inona no vokatra mahaliana sy ilainareo 😊😊😊
Lazao anay ao amin'ny taria (commentaire) eee!!!
Soava ny andro daholo👋👋👋💌
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo