Michou Beauté
Produits naturels, secret de beauté Alliez détente et savoir-faire chez Michou Beauté dans sa bulle de douceur.
Apprenez les vraies techniques du massage : relaxation, amincissant, shiatsu...
Découvrez également les secrets de beauté au naturel pour le visage, le corps, et même les cheveux des plus simples aux plus élaborés. N'attendez plus, ajoutez à votre savoir-faire les différents massages, les produits naturels et bien d'autres encore!
30/08/2026
Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.Sal.25.4.
AM n'ny Zava-drehetra!!!
Voninahitra Ilay Ray Tsitohz any Andanitra any!!!
Alahady Heniky ny Famindram-po no hirariako Hoan'ny isambatan'Olona.
-dalana Antsika anie ny Fanahy Masina amin'ny Atao rehetra.
Asandratray any Andanitra any amin'ny Anaran'i Jesoa Kristy Tompontsika
Amen 🙏
fans
29/08/2026
TORO-HAY.
# Tsarovy fa na inona Aretina Anaty misy ao
Anatinao.
Tanteraka
:Tsinay. Aty. Voa...
Sanatria efa Marary.
Vao mahita ity Tonga dia Ampiaro.
?? ny Voa marary.
Miaraka ireto. Tongolo be Mena mba ahazo ranony. + Tantely. +Ranom-boasary Makirana+Papay
Atao Mitovy Fatra amin' ny Rano Azo amin'ireo
1Sotro L.isaky 1ora.
2/Persily 1Fehezana.+Ranom-boasary Makirana 5isa
# Miara Totoina ireo +Rano mafana 1 litatra .
, ary misotro 1 vera maraina; 1 vera atoandro ; 1 vera hariva Ary sotroina mafana sy 30min alohan'ny sakafo
Tsy azo hafanaina fa manamboatra vaovao foana.
mandritra ny 3 Andro misesy.
Miaraka atao izy roa reo...
Manaova analyse ,fa tokony ho efa salama ny Voa nao.
Fa raha mbola tsy sitrana tsara dia tohizo ho Herinandro.
# Nahita Soa ? ??
# Sitrana ? ??
Zarao hoan'ny Hafa.
Vavolombelona eo Amin'ny Com.
Mba ho Famporosihina ny Hafa.
lafo ny Mitsabo io.
Maimaim-poana.
Maimaim-poana
Michou Beauté
Villa Mahatazana Fort Voyron akaiky ny Sinibendrano
032 02 027 90
034 26 566 87
fans
Michou Beauté
Michou Ramarobandro
Michou JM Ramarobandro
Michou Ramaro
Michou RBandro
27/08/2026
Mba mitsikitsikia!
Zay Zava- mitranga Mampalahelo zay Tato ato hein 🤨
Aleo mba asina Tsikitsiky☺️ Ary e . Zarao
o amin'ny Com koa n'y any aminareo Ary eeeee
*Ty ndray ary é!😂
*Nisy Tovovavy 2 tao Anaty Taxi-be!
hoany Ambatofotsy Gare
*Niakatra teo Anosy .Zareo
Ary tsy niresaka afa-tsy t@ teny Frantsay.
*Malagasy ireo an!
-Gaga ny Résevéra.
*Nijanona teo @ Arrêt. Iray:
*Tonga dia Nivazavaza Be izy. Miakara zé Maimaika ao é!
Vite! Vite!
Monter ici!
C'est nous qui mandeha premier an!
*Raha hoany
-Gros Feuille!
-But Pierre!
-Tête de l'eau blanc.
-Grand pistache
-Vendredi Petit
-Pierre Blanc.
Any @ Caillou Blanc c'est la Fin d' Arrêt é! vite!vite!
Le Soleit rentre .le jour Noire! 🤣
Gaga koa izy 2 Vavy 🤨
NIHAINO ny tabataban'ity Resévera Nivazavaza sy . Nihirahira ireo!
ARY Naverimberiny.teo foana 🥹
-Eh!. Azafady ngah ity tsy makany Ambatofotsy ???
*Eh! Calme nareo mi .deux é!
le But C'est .Pierre Blanc ka!🤣
-A.a.a.aleo izahay hidina fa tsy hoany izahay ka!!!
*eh.non.non.non!
Pas midina zany eo.
é!
*Rester vous deux Mipetraka! ok?
*Calme! Calme!
Mba samy mahay miteny Vazà eto.an!
Fa ngah.nareo irery.🤣
*Vas-y Sofera an! Roule Vite! Vite! Alefa à!
Les 2 Vazagasy ne pas midina an!
Moi tsy hamerina Frais???.
A.Non an!🤣
eo amin'ny Com....
mitantara koa nareo eeeeee🤣🤣🤣🤣🤣🤣
😆😅😂🤣😊
fans
27/08/2026
Category
Telephone
Website
Address
Villa Mahatazana Fort Voyron
Antaninandro