Bio Mahatsara
Vente de produit bio idéal pour le soin capillaire et le soin de la peau
05/09/2026
Beurre de karité 🥰🥰🥰
Iza daholo no efa nampiasa?
👌🏼Tena tsara
👌🏼natoraly 💯
👌🏼anti-age tsara be🤩
Dispo Antsirabe 🥰
26/08/2026
Efa manomboka mafana ny andro🥵
Tsemboka daholo izay tsy tsemboka tamin'ny andro nangatsiaka😁
Indrindra fa ny helika miteradrano mihitsy🥱
Ity ny Vahaolana amin'ilay tsemboka helika sy ilay fofona
Ny mampiavaka azy ity amin'ny déodorant hafa dia izy maharitra 21 andro be izao😇
Dispo Antsirabe
25/08/2026
Ilay sady menaka no zezika ho an'ny volo😍
Dispo daholo na ilay 60ml na ilay 100ml ho antsika eto Antsirabe🥰
Ity ilay mampaniry ny solo😍
Masque cheveux à base de beurre de karité 😍😍😍
Zavatra ilaina:
👉 Beurre de karité 1c.a.s
👉 Avocat 🥑 atsasany
👉 Rano iray ny vera
👉 Maïzena 2c.a.s
Ny fikarakarana azy
👉 Afangaro ilay beurre de karité sy avocat 🥑 dia mixena
👉 arotsaka anaty casserole eo ambony afo malefaka ilay Rano sy maïzena d aroharohana mandraparihitra. hatao marihitra tsara izany dia batana hiala teo ambony afo.
👉 Rehefa mangatsiaka dia hafangaro daholo amin'izay
👉 Dia vita ny masque🥰😘😍
Ny Fampiasana azy
👉 Hosorana amin'ny tahombolo.
👉 Alohan'ny hanasa loha no hatao
👍 Tena tsara satria tena mampalefaka volo be mihitsy😍🤩
📢 Tandremo tsy asiana masque ny hodidoha
👋🏼 Coucou daholo👋🏼
Ela ela izay isika no tsy teto fa efa vita ny vacances dia ho avy amin'izay izahay amin'ny torohevitra sy ny produit maro isankarazany.
Iza daholo no liana amin'ny fanamboarana masque cheveux à base beurre de karité🥣?
Raha maro no liana dia alefatsika eto amin'ny pejy rapitso izany.
Antsoy daholo Ireo namana tia mikarakara volo sy tokony hikarakara volo ary e🥰
27/05/2026
Mijaly be amin'ny ranokelika?
Mijaly sy msmpijaly olona amin'ny fofonkelika?😤
Hataovy veloma izany amin'ny fampiasana ny déodorant COSMOSORA.🤩🤩🤩
Dispo Antsirabe 🥰
28/04/2026
Raha manana olana amin'ny volo dia aza misalasala mampiasa cream ZEZIKA.
🫰🏾Maniry ny sola🤩
🫰🏾Mijanona ny mihintsana 🤩
🫰🏾Voaro tsy ho vakivaky sy tapatapaka ny tahombolo🤩
🥰🥰🥰Tena hoe tsara raha samy tsara 🥰🥰🥰
Dispo Antsirabe 🥰
Un grand merci à nos nouveaux followers ! Zarasoa Dina Sandrine, Holy Tiana Razafinimanana, Nirisoa Rakotonaivo 🥰🥰🥰
13/03/2026
✨ ASTUCES ✨
5️⃣ ERREURS qui abîment la peau noire !
1- Ne pas utiliser de protection solaire
2- Utiliser des produits trop décapants
3- Multiplier les produits sans routine claire
4- Toucher ou gratter ou percer les boutons
5- Négliger l'hydratation quotidienne
❓ Iza tamin'ireo no efa nataonao ?
Tadidio fa mbola misy foana ny produits bio naturels ato aminay an 😊
✍️ Sorato eo amin'ny commentaire izay produits tadiavinao ...
07/03/2026
crème mahafotsy.
Maro no mitady azy.😱
Tsy aleo ve karakaraina tsy ho antitra aloha loatra Ilay hoditra dia tazomina ny lokony natoraly?😘
Ny beurre de karité tena anti age tsara be 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110