Maeva Hair and Beauty
Salon de beauté specialisé en soins de beaute
✨ Cheuveux
✨Ongles
✨ Visage
01/06/2026
Coucou ❤️ arivariva oo❤️❤️
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity volana vaovao ity indray😍😊😊
Misasaka sahady ny taona ry reto aa😌😌
Ndao atomboka milay be ity volana ity.
Hizara kilalao indray aloha isika fa ela2 kely izay.
izay commentaire tsy misy réaction eo aa ???vakio tsara🤔🤔🤔😏
izay commentaire tsy misy réaction mahazo anio Cadeau 🎁 ioo
dia conditions abonnés ny page dia partage mentioneo ny namana fa aza tia tena😍😊😌
Eo amin page ihany no manao commentaires a??
Jeudi ny fotoana ary ee
Alefa ary ee
hair and beauty #
ampovoany #
sapan tsihitamaso #
31/05/2026
Coucou ❤️ les mamans manja be♥️😘😘
Androany aho dia miarahaba manokana izay reny rehetra🙏❤️❤️
Ny hoe reny dia mitaky andraikitra sy adidy ngeza be fa tsy tononona fotsiny hoe reny😍♥️
Androany aho ampahery ny reny rehetra fa mafy be isika .Ampifalio ny tenantsika na dia kely fotsiny ihany aza aminy izay fahafahana hananantsika.aza miandry misy manome fanomeaana izany 🎁♥️♥️ efa fanomezana ngeza be ny maha reny 🤩♥️.Maro no te ho reny saingy samy nomen 'Andrimanitra ny anjarany ny tsirairay fa ianao raha reny ianao dia fahasoavana be izany 😊😊😊😍
Mahatsiaro manokana ireo reny izay mamelona ny zanany manokana sady ray no reny mafy be isika❤️🙏🙏 Ho tahina miohatra anie ianareo🙏❤️❤️❤️
Mirary fety sambatra maman aa samy ho tahian'ilay nahary daholo bisous
Farany **aza ampitahana aminy hafa ny tenanao sy ny fiaianao fa io no maha tsara anao**rary soa be🙏🙏🙏❤️❤️
Gratitude 🙏🙏
# hair and beauty #
# eo mahazoarivo # #
#0349701999 #
coucou 💗😊
Aza tara fa mbola feno foulard sy châle ato aminay a?? bisous 😘😘
vidiny mirary hatrany
Mahazoarivo sapantsihitamaso avaratran'ny fiangonana Ste Thérèse
24/05/2026
coucou 💓 arivariva oo.Miala tsiny raha zao vao afaka miarahaba fa sahirana kely nikarakaraka anareo❤️🙏🙏 ♥️ Miarahaba antsika nahatra ny fetiny nidinan'ny Fanahy Masina🙏🙏♥️
Ho feno ny Fanahy Masina hanazana ny sain_tsika dia mba handroso daholo❤️🙏😘😘
coucou ❤️ daholo ooo.Misy ty ilay châle sy lambalamba ataontsika déco ireny?tongava aty fa be dia be ato aminay vidiny mirary🎁🎁🙏 ity misy idée iray afaka hataonao
22/05/2026
coucou mirary zoma mafinaritra oo❤️❤️😘
Aza adino fa vonona hikarakara anareo izahay aa
tongava manao volo sy fahamanjana aty aminay🙏❤️😘🎁
17/05/2026
coucou 💗💗 ry manja isany oo.
Tongava mirandrana fa afaka mandrandrana ihany koa izahay aa,♥️😍😍
sarany mirary hatrany🎁♥️
Iza ilay namanao tia mirandrana be iny??
12/05/2026
coucou 💘 daholo oo..Te hiona aminareo cliente ♥️♥️🤩 mamy kely maro be ireny indray izahay dia ndao atao indray aloha ny promotion ary ee🎁🎁🎁♥️
7000ar fotsiny finition steam pood.
produit tena top 👍👍
Malaky ary alaivo ny rendez vous na afaka tonga dia makaty aminay mahazoarivo apovoany avaratran Ste Thérèse sapantsihimaso
10/05/2026
coucou ❤️ daholo oo.Mitohy foana ny fanaovana manja ry retoo.❤️❤️
ity misy parfum fofona mpanakarena nefa tena mora be😍🎁🎁 ❤️❤️
,🎁🎁tena cadeau 9000ar fotsiny ..
Manao livraison izahay aa bisous
06/05/2026
Coucou ❤️ daholo oo.Inona no vaovao izay ela2 kely izay ry manja a??Tinay be ianareo dia nohony fangatahanareo❤️❤️😍😍 dia apitsika promotion indray androany sy rapitso koa malaky ary ee❤️😍
Afaka maka rendez tsy milahatra.
Alefa ary ee bisou 😘😘 miandry anareo izahay.
7000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Mahazoarivo , Sapanan'ny Tsy Hita Maso
Antsirabe