Evolu'tifs beauty studio
Votre beauté, notre signature
13/07/2026
✨ Tsy mila mivoaka intsony!🏡✨ Ny salon no manatona anao!
👉 Evolu'tifs Beauty Studio dia manolotra service à domicile 🏡 ho an'ny coiffure💇 , esthétique💆 ary onglerie.💅 Ankafizo ny fikarakarana hatsarana ao an-tranonao miaraka amin'ny Evolu'tifs Beauty Studio.
💇 Coiffure • 💅 Onglerie • 💄 Esthétique
💥 GRATUIT NY DÉPLACEMENT ho antsika eto antsirabe ville 💥
📞 Réservation amin'ny alalan'ny hafatra na antso.
❤️ Votre beauté, notre signature❤️
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ando Ny Aina Àndrian, Isaia Andrianjato, Rojo Riias, Fanomezana Natolotra, Mariana Nomentsoa, Thy Nah Laylah, Fyh Tiih, Na Nah
05/01/2026
❌40000ar🥰 ouiiiii40000ar❌ oaaa
👉amin'ity semaine ity iany io anh
🥰FORMATION ONGLERIE 💅 1journe izy io azahoana attestation aoriany fianarana
👉4 isanandro iany ny mpianatra ho raisina mba ho tsara suivie
👉eto aminy salon EVOLU'TIFS BEAUTY STUDIO eto amin CM iany ny toerana ianarantsika
👉rahampitso dia efa afaka manomboka 8h maraina no miditra ary 4h harivano mirava
👉misorata anarana dien'izao ary sao tara eeee
📞0337804050
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Frederic Tantely, Lahatra Faratina, Rakotoarisoa Artinah, Eveline Rasoarimalala, Ra Soa, Koly Randriamanantsoa
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kiala Fara, Oldinah Finaritra, Domoina Randriarisoa, Antoka Fiti
05/03/2025
🚨🚨🚨BIG PROMO 🚨🚨🚨
Formation d’onglerie débutante pendant 3 jours a 85000ar
📍 hygiène
📍 Préparation de l'ongle ( manucure combiné)
📍Pose capsule.
📍Gel sur ongle naturel.
📍Vernis permanent.
📍 Apprendre tout les formes ( amande , styleto , ronde , carré , ballerine )
📍 Pose capsules avec décoration(sticker gliter feuille d'or .....).
Les effets : babyboomer - la frensh-effet mirroir 📍
📍 la Dépose
📍 le remplissage
🎊Avec une attestation 🎓
Lieu:AMBALAVATO farany bus 18
✅ Pour plus d informations contactées moi au telephone : 📲0337804050📞
🌹 Soyez les bienvenus 🌹
31/01/2025
_👋👋 miarahaba antsika eto antsirabe ooo👋👋
💓 Formation onglerie ho anareo💕 mponin'Antsirabe maniry NY ahafeha izany .
Ianarana avokoa NY momban'ny hoho rehetra ka ireto avy ary NY fandaharampotoana amizany :_⏺️manucure
-⏺️pedicure
-⏺️pose faux ongle
-⏺️pose vernis permanent
- ⏺️extension gel
Koa aza misalasala manoratra hafatra miafina raha toa ka mahaliana anao izany
Toerana :AMBALAVATO SUD
Tel:0337804050
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Bodomalala Syl, Zorah Raholiniaina, Miã Mÿh
Category
Telephone
Website
Address
Mahazina
Antsirabe
110
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Evolu'tifs beauty studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.