Mivarotra Argile VERTE Madagascar

Mivarotra Argile VERTE Madagascar

Share

CONSULTATION EN LIGNE

Produit naturel ARGILE VERTE MADAGASCAR
Pour nos soins du visage, soins du corps, soins des cheveux

Services : Consultation en ligne/ controle en ligne/ Livraison partout Γ  Madagascar de nos produits

22/06/2026

πŸ©·πŸ©΅β€οΈπŸ’š Akora Natoraly mati-paika mikarakara ny Hatsarantarehy
πŸ©΅β€οΈπŸ’šπŸ©· Torolalana mahomby manadio ny tarehy
πŸ€π‘Ίπ’π’Šπ’π’” 𝒑𝒓𝒐𝒇𝒐𝒏𝒅𝒔 𝒂𝒖 π’π’‚π’•π’–π’“π’†π’πŸ€
❀️ Ù𝒏𝒆 π’‹π’π’π’Šπ’† 𝒑𝒆𝒂𝒖 ❀️

🩷 𝑻𝑨𝑹𝑬𝑯𝒀 𝑺𝑨𝑳𝑨𝑴𝑨 𝑺𝒀 𝑴𝑨𝑫𝑰𝑢
πŸ©·πŸ©΅β€οΈπŸ’š Akora Natoraly mati-paika mikarakara ny Hatsarantarehy
πŸ©΅β€οΈπŸ’šπŸ©· Torolalana mahomby manadio ny tarehy
πŸ€π‘Ίπ’π’Šπ’π’” 𝒑𝒓𝒐𝒇𝒐𝒏𝒅𝒔 𝒂𝒖 π’π’‚π’•π’–π’“π’†π’πŸ€
❀️ Ù𝒏𝒆 π’‹π’π’π’Šπ’† 𝒑𝒆𝒂𝒖 ❀️

🩷 𝑻𝑨𝑹𝑬𝑯𝒀 𝑺𝑨𝑳𝑨𝑴𝑨 𝑺𝒀 𝑴𝑨𝑫𝑰𝑢

10/02/2026

Ma routine Manja
Mahatanora lalandava ireto akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy, izay mitaiza Ilay fahamanjanao hatrany :
- crème M.A.V.M anti Òge : Mahafatifaty hatrany ny tarehy satria izy no akora Natoraly afaka miady am fahaterana toy ny ketrona, tarehy miroraka, reraka sy marefo. Manome hery ( collagène naturel) mahatanora lalandava
- Crème anti rides ( nourrissante): kanto noho izy manankarena otrikaina mampatanjaka ny hoditava afaka manohitra ny fahateran'ny hoditra, feno hery fiarovana manalefaka ( élasticité) ny hoditra ka mahatanora lalandava.
- Crème Solaire SPF 40 : Manolotra fiarovana lehibe kokoa noho ireo crème de jour ambany SPF izy, izay mifanaraka am toetany ( climat tropical) eto Madagascar. Mety am'reo mivezivezy matetika am masoandro sy Miaro am'reo loto ( pollution) isakarazany...etc
Raha mahaliana anao ireo akora mitaiza ny hatsarantarehy narosonay anao teo dia aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao na manantona ny shop tsika, hisitraka Ilay hatsarantarehinao tompoko

16/11/2025

Hoantsika rehetra mpankafy ny tontolony fahamanjana na vehivavy na lehilahy na tanora na efa nahazo taona. Tongasoa eto am'reo :
- Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy
- Torolalana mahomby manadio ny tarehy
- miaraka am'reo akora argile verte mati-paika manala tasy, panda, lavadavaka Mony, menamena, rides isakarazany. Manadio ny tarehy ka mamerina Ilay mahafatifaty sy Manjakely indray
Raha mahaliana anao ireo tolotra sy Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, dia manasa anao hiditra ao anatiny tahiri-kafatra na manantona ny shop tsika hisitraka izany.

07/11/2025

Hoantsika rehetra mpankafy ny tontolony fahamanjana na vehivavy na lehilahy na tanora na efa nahazo taona. Tongasoa eto am'reo :
- Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy
- Torolalana mahomby manadio ny tarehy
- miaraka am'reo akora argile verte mati-paika manala tasy, panda, lavadavaka Mony, menamena, rides isakarazany. Manadio ny tarehy ka mamerina Ilay mahafatifaty sy Manjakely indray
Raha mahaliana anao ireo tolotra sy Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, dia manasa anao hiditra ao anatiny tahiri-kafatra na manantona ny shop tsika hisitraka izany.
MIVAROTRA

24/10/2025

Savon Argile manadio tasy, panda, mony, lavadavaka mony
Ny antony itiavatsika azy:
- Natoraly sy manana toetra mampiavaka azy manala ny loto toy ny sela efa maty...etc. Manasitrana ny hoditra misy tsy fahatomombanana ( imperfections). Mahomby am hyperpigmentation, manala ny tasy pentipentina (points noirs) sy ny takaitra vokatry acnΓ© ary manazava ireo tasy maizina toy ny tasy panda aterakiny masoandro sy fahaterany hoditra mΓ©lasma.
Mety am hoditra misy menaka ( mixte Γ  grasse), mora mony sy mora tohina am tasy ( acnΓ©ique, terne et sensible).
- manome hatsarantarehy sy hazavana vaovao hatrany aoriany fampiasana azy
- Raha fintinina: ny tadiavintsika dia mba miala ireo imperfections hita taratra, mahamenatra, sarotra saronana...etc ireny. Veloma ry fond de teint rehetra fa te hahatsiaro ny tarehiko mahafatifaty kely sy mahatehotia iny ndray o
Raha mahaliana anao ny akora narosonay ho anao androany dia manasa anao handrotsaka ny tahiri-kafatra (mp), miantso ny service commercial am laharana voantondro. Mandefa am faritra rehetra manerana Madagascar izahay tompoko

21/10/2025

- Akora Natoraly mati-paika sy torolalana mahomby manadio ny tarehy:
- Soins du visage et diagnostic visage en ligne
- Soins des cheveux : π‘½π’π’π’π’‡π’π’•π’”π’š (π‘΄π’‚π’π’π’Žπ’† π’π’π’Œπ’ π’Žπ’‚π’Šπ’π’•π’š) π’Žπ’‚π’Žπ’‘π’‚π’π’Šπ’“π’š 𝒗𝒐𝒍𝒐, 𝒔𝒐𝒍𝒂, π’Žπ’Šπ’‰π’Šπ’π’•π’”π’‚π’Ž-𝒃𝒐𝒍𝒐...
- Produits Naturel Argile Verte Madagascar.
Livraison partout Γ  Madagascar

19/10/2025

- Akora Natoraly mikarakara ny hatsarantarehy, Vita Malagasy
- Torolalana mahomby manadio ny tarehy
-Produits Naturel Argile Verte Madagascar pour nos soins du visage, diagnostic visage en ligne, soins des cheveux,...
Livraison partout Γ  Madagascar
MIVAROTRA

05/08/2025

Crème éclaircissante
Kanto dia kanto ny hatsarantarehy omen'ity crème ity noho izy manana ezaka manadio ny tarehy izay manaja ny natiorany hoditava ho Natoraly hatrany, manalefaka sy manarina ireo lalandrà mandinika kely sy hoditava mihamanify izay aterakan'ireo akora chimique mahery vaika nohon'ny fanadiovana sy fanafotsiana ka manarina ny fanatevenana ireo sela ( hoditava) am endrika maotina sy mandravona indray ny lokony hoditava sy manome endrika mazava izay miramirana isan'andro. Voalanjalanja tsara ireo singa nanodinana ity vokatra ity ka afaka mampiasa azy daholo ny rehetra ( lehilahy, vehivavy) , tsy mifidy sokajin'olana toy ny mony, rides, tasy panda isakarazany fa voafehy avokoa.
Fampiasana azy : hosorana tarehy avy voadio , afaka oentina matory in 2 - in 3 isakerinandro na ampiasaina 30 min - 1 h . Hariva ihany no ampiasaina azy fa tsy afaka ampiasaina jour.
Raha mahaliana anao ary ny vokatra naroso anao androany Dia aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao na manatona ny shop tsika misitraka ny Akora Natoraly mati-paika mikarakara ny hatsarantarehy tompoko
MIVAROTRA

18/06/2025

Bye bye panda
Anti tasy panda MΓ©lasma ( panda sarotra eso***a + fahaterany hoditra + vokatry ny fanafody contraceptive isakarazany + climat tropical + tasy panda tamin'ny bevohoka tsy mety sitrana...) hita soritra eo amin'ny laingo tarehy, o***a, ny handrina, ambony molotra otrany volombava, ny saoka...miteraka complexe marobe Ary mahamenatra no sady mampalaelo ny mijery ilay endrika nahafatifaty iny no niova.
Valiny fikarohana nataon'ireo tanora manampahaizana Malagasy ( expert en argile, laborantins, spΓ©cialiste visage... ) Eto anivony o***asa tsika dia mamokatra akora natoraly mati-paika maromaro mitsabo ireo tasy panda isakarazany sy manadio ny tarehy :
- Savon argile manadio tasy panda
- purification en argile : gommage spΓ©cial, Mask d'argile anti tΓ’che, Mask anti rousseur, Mask anti rides
- lait manala tasy panda jour et nuit
- lotion manala tasy panda jour et nuit
- crème manala tasy panda jour et nuit
- crème du jour/ écran solaire/ crème protectrice
- sΓ©rum visage super bio SP
- Crème de nuit
- Crème 000 ( 0 tÒche, 0 rides, 0 imperfections)
Réhefa mihena kosa ny tasy panda vô afaka mampiasa crème éclaircissante, Izay manadio sy mampiravona ny hoditava.
Noho izany dia arakarakan'ny sokajiny hoditra ( type de peau) sy ny sokajiny tasy panda misy eo amle tarehinao ihany no akora tokony hampiasainao mitsabo ireo tasy sy manadio ny tarehy. Koa aza misalasala mandrotsaka ny tahiri-kafatranao Ary miangavy anao izahay hanatanteraka ny diagnostic visage en ligne ( gratuit / maimaipoana) ahafahana misitraka ireo akora mati-paika miaraka am'reo torolalana mahomby manadio ny tarehy.
Aza adino fa maimaipoana avokoa ny fanarahamaso akaiky ( contrΓ΄le/ suivis) mandritra ny fitsaboana rehetra eto tompoko.
Raha mahaliana anao ny tolotra rehetra dia afaka miantso ny laharana voatondro . Ary afaka mandefa am faritra rehetra eto Madagascar izahay tompoko

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antsirabe