Tarah's fashion

Tarah's fashion

Share

✨"Une beauté parfaite, une coiffure harmonieuse !"✨
N'hésitez pas appeler☎️ 034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 25/09/2025

🙏iza no tia volo bouclé?😍

À domicile ny service eto an sady eto Tana😍🥰,
Alaivo ary ny rendez-vous anao e😁❤️
☎️034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 12/05/2025

Tsetsetseeee 😍🥰
- Photo n°1 Illustration
- Photo n°2 réalisation
Iza koa ny atao?❤️😁

034 41 582 72

09/05/2025

Inty ilay nampanatenaina o🤗❤️ mazotoa mamaky hatramin'ny farany😁😍

👉👉👉 Eau de ROMARIN
▶️▶️Rano romarin: fomba fanamboarana ao an-trano ho an’ny volo.
Ny rano romarin dia mora atao ao an-trano, ary manome hatsarana voajanahary manoloana @ fanatsarana volo amidy.
Ity fomba tsotra ity dia ahafahanao manamboatra “potion” mamelombelona ny volo ho salama sy mamirapiratra.
➡️Akora ilaina:
- Rantsan-kazo romarin vaovao (2 tanany),
- 4 kaopy rano voadio (na rano voasivana)
👉Dingana:
⏩1. Fanasana romarin: Sasao tsara amin’ny rano madio ireo rantsan-kazo romarin mba hanesorana ny loto sy poti-javatra.
⏩2. Fanomanana ny rano: Ataovy ao anaty vilany ny rano voadio ary ampangotrahana.
⏩3. Fandroana ny romarin: Rehefa mahamay sy efa mangotraka ny rano, dia esorina eo ambony afo ilay rano ka ampidiro ao anaty vilany ireo rantsan-kazo voasasa. Avadika ho hafanana malefaka avy eo ny afo, ka avela hangotraka moramora mandritra ny 15 hatramin’ny 20 minitra.
⏩4. Infusion: Rehefa avy nesorina tamin’ny afo ilay vilany, dia avela hilona ao anaty rano ilay romarin mandritra ny ora vitsivitsy. Ny tsara indrindra dia 2 ka hatramin’ny 3 ora, mba ho feno tsara ilay infusion.
⏩5. Fanivanana: Rehefa vita tanteraka ilay infusion, dia sivanina tsara, amin'ny lamba madinika sy madio. Hahazoanao rano romarin madio sy manitra izany.
⏩6. Fitahirizana: Afindrao ao anaty tavoahangy madio sy misokatra tsara (tsy misy rivotra). Tehirizo ao anaty vata fampangatsiahana (frigo) izany, mba haharitra ela sy hanome hatsiaka mahafinaritra rehefa ampiasaina.
👉Fampiasana:
Ampiasao ho toy ny rano fanasana farany rehefa avy manasa volo amin’ny shampoo. Rehefa voasasa ny volo, dia arotsahy moramora amin’ny volonao ilay rano romarin, ka ataovy azo antoka fa mandrakotra ny hodi-doha manontolo. Avela ho maina amin’ny rivotra izany, na koa kobanina araka ny fanao mahazatra.
Io dingana farany io dia hanome fiainam-baovao ho an’ny volonao, ho lasa mamirapiratra sy manitra amin’ny fomba voajanahary.
➡️➡️➡️Fanamarihana: Azonao ampitombona ny hamafin’ny fangaro arakaraka ny safidinao manokana. Andramo sy halalinina io fomba fototra io mba hanamboatra rano romarin mifanaraka amin’ny filàn’ny volonao!

Mazoto ary o!😍🥰

08/05/2025

Iza no tia volo lava?🥰😘
Andaho hiaraka hikarakara volo hiaraka aminay e😁😍🥰
Ataovy ao fotsiny hoe " " dia atoroko fika2 tena mahaomby ianareo❤️😘😍

Photos from Tarah's fashion's post 30/04/2025

Manja kely e🥰❤️
Izahay ato amin'i Tarah's fashion dia faly manolotra ny service Manucure sy Pédicure ho anao🤞😘 koa aza misalasala ary miantso ny 034 41 582 72 avy hatrany.

Mirindra Raz

Photos from Tarah's fashion's post 21/04/2025

Izao izy zao😍🥰🥰🥰
Tana izahay izao no sady à domicile ❤️🥰
034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 21/04/2025

Wavy mamy be🥰🥰🥰
À domicile hatrany oa zahay❤️❤️❤️sady disponible Tana 🤩
034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 21/04/2025

Tsetsetseeee😍😍🥰
Iza ny atao??🤭❤️
À domicile sady disponible eto Tana😍
034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 04/04/2025

Eto Tana indray isika izao🥰😍
Miantsoa avy hatrany fa ho avy izahay🙏♥️
034 41 582 72

Photos from Tarah's fashion's post 24/03/2025

Lava ilay volo nefa natao bouclé 😁😍
Tsara e?❤️
A domicile hatrany😊😍

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Rn7
Antsirabe