Kool Glace et Kool Boutique Antsirabe
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kool Glace et Kool Boutique Antsirabe, Health/Beauty, Star Antsirabe, Antsirabe.
15/04/2025
salama tompoko
MIVAROTRA VARY MENA sy VARY FOTSY TSARA sy MADIO BE IZAHAY izahay!!
2600ar ny Kg Livré any aminao!!(conditions+100kg)
afaka itondrana échantillons ianao aloha!
manao commande sisa ianao dia aterina!! ao ny échantillons 🥰
tsy mbola nandiso fanantenana anao izahay Kool Glace et Kool Business Antsirabe 🥰
07/05/2024
SHORT CARGO
QUALITÉ IMPORTÉE
Tena tsara ny lambany 🥰
Visible à Antsirabe 🥰🥰
Couleur noir vert armé et jaune
Mety na ho an'ny lehilahy na vehivavy
Misy taille S M L Xl
Seulement 20 000ar
07/05/2024
🟩Iphone 15 Pro Max *Super Copie*
Configuration :
😊Ram: 12 Giga Réel
😊Rom : 256 Giga Reel
😊Apn : 48/20
😊Double sim 4G LTE
😊 Batterie 🔋 5070 Mah
😊Sous carton deja avec silicone ,cable, boitier
😊 système IOS
😊Avec facture mazava hoazy
Tsara tena tsara ny Finday mitovy tsy misy valaka @ vraie iphone 15pro max ny paozy!!😊
Prix mora anefa livraison gratuite Antsirabe 🥰
07/05/2024
Salama tompoko ☺️ Kool Glace eto Antsirabe dia afaka mamatsy Tsam na Glace hafakely indray ho atsika, mamy tsara, hafa kely, manantona mp fa vonona ny @ fiaraha-miasa izahay tompoko ☺️ ☺️ ☺️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Star Antsirabe
Antsirabe