Jenny's Beauty Arivonimamo

Jenny's Beauty Arivonimamo

Share

🥰👑Votre satisfaction est notre bienfaits 💋😻

Photos from Jenny's Beauty Arivonimamo's post 10/02/2025

🎉Promo saint valentin 🎉
Air force vrai cuir 2em choix 🤎
- Avo tsara mintsy ny vodiny✔✅
-Tsy ilay mora mivadika mavo rehefa sasaina matetika ✔️💯
-8 lacet ✅✔
*Prix promo 40.000ar ❤🫶*
Disponible en pointure 36 à 43
Manao livraison n' aiza n' aiza mandefa any faritra ihany koa 🚐🛵
Afaka miditra mp na miantso ny laharana
038 21 559 22
034 82 409 02

Photos from Jenny's Beauty Arivonimamo's post 21/10/2024

Coucou les filles 🥰😍
Araka ny nampanantenaina anareo hoe isy zava baovao be ho atolotray ho anareo ☺️ koa ity ary izy ity 😍🤩:
☆Faly izahay manambara aminareo fa misokatra amin' ny fomba ofisialy ny service traiteur eto amin' ny JennJenny's Beauty ArivonimamoNa hikarakara:
-Mariage 💍🥰
- Fiancaille 💍
- Baptême 😻
- Anniversaire 🥳 ...
Ianareo dia afaka mandray anareo foana izahay ☺️
Sady asintsika promo fisokafana izy ty koa fandriho dieny izao ary ny daty mety aminao 💋😽

Contacte: 034 82 409 02
Na mandefa hafatra miafina ato @ pejy
Na manantona mivantana ety @ salon de coiffure antsika saromilanja apitan ny biraom pokotany 🙂

Category

Website

Address


III A Saromilanja
Arivonimamo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jenny's Beauty Arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Arivonimamo.