Tontolon'ny Fanabeazana Aizana
Sehatra ifanakalozana mahakasika manokana ny fandrindram-piterahana
Un grand merci Ă mes nouveaux followers ! Ashminah Ushley, Manohy Sitrakniavo
27/04/2023
Ligature et section des trompes!!!
09/11/2022
Miarahaba antsika rehetra liana amin'ny fanabeazana aizana.
Natao handrindrana fiterahana ny fanabeazana aizana : na fanelanelanana na fampitsaharana. Maro karazana sy misy ho an'ny tsirairay. Ny fangataham-panazavana sy ny fizaham-pahasalamana no miantoka ny fahombiazana sy ny safidy tsara ho an'ny tsirairay. Mandefasa hafatra miafina raha mila fanazavana misimisy.
26/08/2021
Ho antsika rehetra efa miditra eo @ sehatry ny fitiavana na fiarahana na fanambadiana dia azo arindra tsara ny fiterahana ary azo sorohina ny vohoka tsy irina!!!
MIFIDIANA FANDRINDRAM-PITERAHANA!!!
Mangataha fanampim-panazavana ahafahanao mifidy.
Ho antsika rehetra efa miditra eo @ sehatry ny fitiavana na fiarahana na fanambadiana dia azo arindra tsara ny fiterahana ary azo sorohina ny vohoka tsy irina!!!
MIFIDIANA FANDRINDRAM-PITERAHANA!!!
Mangataha fanampim-panazavana ahafahanao mifidy.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Tontolon'ny Fanabeazana Aizana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.