Yrma beauté
đź’„ makeup et onglerie đź’…
02/10/2026
mankasitraka amin fahatokisanareo ahy.
❤❤❤❤
24/09/2026
🌸 Torohevitra ho an’ny fikarakarana hoho:
✔️ Diovy tsy tapaka ny hoho sy ny manodidina azy
✔️ Hetezo sy alaharo araka ny tokony ho izy
✔️ Aza kikisana na rovitra ny cuticules
✔️ Omeo hamandoana ny hoho sy ny hoditra manodidina azy
✔️ Mampiasà fitaovana madio sy voadio tsara
✔️ Aza manao pose na dépose amin’ny fomba manimba ny hoho voajanahary
✔️ Omeo fotoana hialana sasatra ny hoho rehefa ilaina
💖 Ny hatsaran’ny hoho dia manomboka amin’ny fikarakarana tsara.
✨ Manarapenitra ny fikarakarana = Hoho salama + tanana madio + hatsarana maharitra. ✨y hoho tsara tarehy dia tsy ny lokony ihany, fa indrindra ny fahasalamany sy ny fahadiovany. ❤️
03/09/2026
misaotra mahatoky foana
đź’Żđź’šđź’šđź’šđź’Ż
ShaĂŻnah Nason
Iza daholo ilay mpankafia jaune kely??💛💛
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Chez Moi
Fort-Dauphin
614
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Yrma beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.