Jhensi beauté

Jhensi beauté

Share

Izahay ato amin'ny jhensi beauté dia faly mandray antsika rehetra foana na efa client atramizay na

26/12/2022

Prix : 32000ar izy (2) en promo
Cream solaire eau thermale made in france + gold skin turmeric
Araraoty 🏃‍♀️

🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCR

26/12/2022

Bdb nitady anilay cream solakre uriage eau thermale authentique made in france en promo izy zao ko aza tara ho anizay tsy mbola nahazo
Prix : 27000ar
LIVRAISON TANA PROVINCE
🤳 0342189310

04/11/2022

🌠 Gel ho any balita kely lesy ti an vahaolana pommade manalava balita sy mahabe tsara azy authentique originale🌠

👏 ho antsika nampiasa zavatra maro nefa tsy nahita vahaolana mihintsy aty maso ary aza tara fa efa tonga izy ity. Tsy miandry ho anizay tsy mahatoky ny vokatra stock efa fatadaza tsara fihasany sy vokatra azo amin'ny 👏

- Balita mitombo tsara
- Balita manalava azy
- Balita mamerina tanjany

Aza tara hoy izay fa efa ity ilay niendrasana 🏃🏻 aza menatra tonga dia midira mp mandefa laharana sy toerana anaovana livraiso. Amafisina tsara commande

Prix : 30000ar
LIVRAISON TANA PROVIMCE
🤳 034 21 893 10

Photos from Jhensi beauté's post 20/10/2022

🌠 Botox professionnel haïr Mask caviar 🌠

💫 Ity mask botox ity dia mitsabo tanteraka volontsika ra toka manana volo tena ngita sy maina ary tapataka sy vakivaky sy simbany produit. Manampy be volo tsy salama vita aviam'ny kératine et collagène Ary efa misy vitamine A vitamine D pro-vitamine B5 ho antsika avy mandoko volo avieo mampiasa azy tsy ho Simba sy tapataka mihintsy ko aza Tara 💫

- Maha tsotra volo ary tsy miova mihintsy na tsy manao volo
- Mampagirana volo
- Mitsabo volo vakivaky sy tapaka
- Manamafy tahombol
- Manalefaka mazava ho azy
- Ary mampaniry volo aingana Ho antsika tsy mety ho lava volo mihintsy
- Ary tsy mampa vasoka volo mihintsy

Tsy misy tsy mafantatra hasany ko araraoty fa vitsy kely sisa stock

Prix : 40000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Jhensi beauté's post 18/10/2022

🍃 Maro isika vehivavy sy lehilahy Dia manana tarehy tena rakotra mony be sy mony kely ary tena mamela faritra izy ireny no mandavaka ny tarehy ihany ko ity ary vahaolana mahomby ra tsy naita vokatra mihintsy isika🍃

- Manala mony be sy mony kel
- Manala tasy navelany mony
- Mamerina hodi-tava ra toka lasa nandavaka ilay iz
- Manala faritra mena sy mainty ary mangana
- Manala point noir sy point blanc
- Manala loto rehetra
- Manidy masokoditra sy mampa-mandina ary manalefaka
- Mamerina hodi-tava atevina tsara ra toka lasa manify

🌠 Ho antsika nampiasa Zavatra maro nefa tsy nahita vahaolana Dia aza misalasala manjifa fa tsy mahadiso fanatenana antsika izahay tsisy ataorana Ary tsisy effet secondaire 🌠

Prix : 30000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

18/10/2022

💜 Shampooing anti-jaunissement authentique original 💜
Mamerina lokombolo ho blonde tsara sy ho gris tsara.

- Manala reflet jaune
- Manazava tsara Ilay lokombolo sy mampagirana azy
- Mitazona lokombolo tsy hiova mihintsy
- Tsy mampa vasoka ilay lokombolo
- Mampalefaka sy manakona Ilay vakivaky

🍃 Ho antsika izay tsy Mbola nahazo Dia araraoty satry tsy maro stock tonga fa vitsy ihany. Tsisy effet secondaire mety amin'ny volo rehetra ary miaro couleur volo tsika tsy hivadika mihintsy 🍃

Prix : 30000ar (100ML)
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Jhensi beauté's post 18/10/2022

🌠 Cc cream moisture authentique original tsy mataotra masoandro 🌠
Manakona tasy rehetra sy imperfection rehetra amin'ny tarehy.

🍃 Mety amin'ny Loko tava rehetra Ary tsy ataorana iala na lena rano na tsemboka izay maha waterproof azy tsisy ataorana Ary tsy atao iavaka ihany ko izy effet naturel manaraka ho azy ny loko-tava azy manazava endrika 🍃

- Manakona karazana tasy rehetra n'a panda
- Manakona tattoo sy holatra amin'ny tarehy
- Manakona point noir sy point blanc
- Manakona mony kely na mony be

Fond de teint moisture tena couvrant

Prix : 35000ar
📞 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Jhensi beauté's post 10/10/2022

✨ Ho antsika izay mbola tsy nahatratra dia araraoty fa amarana sisa izahay ✨

🍃 Anti- ronflement authentique original tsisy effet secondaire tsisy produit fa appareil no miasa. Azon'ny rehetra ampiasaina tsara.

- Tsy mampiherotra mihintsy
- Manazatra ilay olona iala tsikelikely fihesonana
- Mihaina normal tsara
- Tsy mavesatra ary tsy maneligelina

Manana Havana namana ve isika miherotra be tsy ahitana Tory mihintsy ? Azontsika atao cadeau tsara ho azy izy ity ary tena mahomby

Prix : 25000ar
Mividy (2) 40000ar au lieu 50000ar
📞 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Jhensi beauté's post 07/10/2022

Prix : 32000ar izy 2 (promotion )
Cream solaire + Gold turmeric 4in1 manala panda sy karazana tasy ary anti-ride sy blanchissement mahafotsy.

🍃 izahay dia tsy maintsy mampifaly client fona sy mihezaka manena prix mba afahan'ny rehetra manjifa azy cream solaire + Gold skin cream turmeric 🍃

- Miaro masoandro sy miaro tarehy tsy ho mangana sy ivaramena
- Manala panda sy karazana tasy rehetra ary point noir sy point Blanc
- Manala ride sy cerne mampa tanora lalandava
- Mamerina peau antsika raha toa ka manana tarehy tena manify
- Manidy masokoditra sy mahamandina ary manalefaka
- Manala faritra mangana, mainty sy mena
- Manala loto rehetra @ tarehy

Araraoty, tolotra authentique hatrany, produit tsisy ataorana mihintsy

📞 034 21 893 10
LIVRAISON : TANA-PROVINCES

Photos from Jhensi beauté's post 31/08/2022

✨ spray cream solaire 3in1 original authentique vita aviam'ny orange 🍊✨ manala panda sy karazana tasy rehetra ary miaro masoandro.

- Miaro masoandro
- Manala panda sy karazana tasy rehetra
- Manala faritra mangana sy mena ary faritra mainty
- Manala point noir sy point Blanc
- Manala mony be sy mony kely
- Manidy masokoditra ary mampalefaka tarehy
- Mamerina hodi-tava Ra Toka manana peau manify sy saropady
- Mamerina Loko-tava sy manazava endrika
- Manala ride sy manenjana ary maha tanora lalandava

🍃 Tena manana tombony be tsika rehetra mampiasa azy satry sady manasitrana olana rehetra amin'ny tarehy izy no manakona imperfection rehetra amin'ny tarehy. Mahasolo bb cream mazava hoazy amin'ny maha original authentique azy dia azony rehetra ampesaina tsara satry tsy ataorana hisy effet secondaire mihintsy ny produit dia efa misy vitamine C+E ambony be fierovany ko aza tara ho antsika mbola tsy nahazo efa maro nahita vokatra 🍃

Prix : 35000ar + cadeau blender 1
📞 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itaosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Itaosy