Ma Beauté

Ma Beauté

Share

Salon de Beauté

Photos from Ma Beauté's post 18/03/2025

💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖
Ho afa-po tsara ianao rehefa manao SOIN DU VISAGE MIRACULEUX aty @ 🌺MA BEAUTÉ🌺. Afaka mifampiresaka sy manantona anay mivantana ianao fa tsy en ligne ihany.
Raha misy tsy mahafa-po anao dia ❌TSY MANDOA VOLA❌ @ soin izay atao. (Aiza ry reto no ahita ohatr'izany indray ? ) anefa tsy MANIMBA TAREHY VELIVELY 🥰
💸Prix SOIN anie ka 25.000Ar monja nefa 😍MANJA BE😍 vao vita soin indray mandeha fotsiny e !
💓Misy traitement @ alalan'ny GAMMES DE PRODUITS ihany koa hitsaboana ny PANDA, MONY, MENAMENA,......
Afaka manantona anao ihany koa izahay raha tsy manana fotoana ianao mandeha aty Itaosy 🤗
🌴Ho anao any indray, afaka mandefa produits any aminao izahay miaraka @ fomba fomba fampiasana fampiasana ny produits rehetra hatramin'ny produit SOIN DU VISAGE koa alefa any aminao daholo fa mba ianao ihany no mikarakara ny tarehinao😉
💙LIEU : Ambadikin'ny Banque Sipem Banque Sipem Banque Sipem ITAOSY (sur rendez-vous)
☎️0381055703

08/03/2025

🎀🎀🎀🎀PROMOTION🎀🎀🎀🎀
💠08 Mars au 15 Mars💠
🌺SOIN DU VISAGE MIRACULEUX à 20.000Ar seulement (au lieu de 25.000Ar)
🌺TOUS LES PRODUIT sont à 20.000Ar l'unité ( crème du matin, soir, jour, nuit, Lait&lotion)
☺️😉Ne ratez pas cette occasion exceptionnelle.
♨️LIVRAISON ou PRESTATION À DOMICILE possible ( frais de déplacement en sus)
↪️Lieu Banque Sipem Itaosy ( sur rendez-vous)
🥰N'hésitez pas à me contacter pour avoir plus d'information sur nos produits ☎️0381055703

04/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miora Randriamahadimanana, Lysianah Rakotoarivelo, Invitation Mada, Sie Sie, Kiala Soa, Nala Varotra, Rabearisoa Haingo, Layanah Leihat, Alexia Calvina Queen

02/12/2024

💆SOIN DU VISAGE MIRACULEUX avec 🌺MA BEAUTÉ🌺.
MIRACULEUX satria vita ny soin du visage dia :
✨MIA MADIO
✨MANDINA, MALAMA ary MALEFAKA
✨MAZAVA ny hoditrao.
✅Eo no eo dia ho hitanao fa misy fiovana tokoa.
🥰Vita ny SOIN ka tsy afa-po ianao dia TSY MANDOA VOLA.
❌Tsy misy atahorana ny produits fa vita avy @ zava-maniry natoraly sy produits pharmaceutique avokoa, izany hoe TSY MISY EFFET SECONDAIRE, TSY MISY CORTICOÏDE, TSY MISY AMMONIAQUE , TSY MISY HYDROQUINONE.
⏩⏩Prix du SOIN : 25.000AR
🌝Raha misy tâche ny tarehinao dia manana traitement manokana ho amin'izany izahay ka tsara manantona mivantana.
⏩⏩Prix du traitement avec soin du visage à partir 40.000ar
Toerana : Toerana BANQUE SIPEM ITAOSY ( Sur rendez-vous foana)
☎️0381055703 /0335106801

30/11/2024

🎊🎀🎉 ALERTE GIVEAWAY 🎉🎀🎊

Participez au jeu organisé par 🌺 Ma Beauté 🌺 et tentez de remporter l’un des 3 lots exceptionnels !
🎀🎀🎀 Les lots à gagner 🎀🎀🎀
1️⃣ Pack n°2 :
💆Soin du visage MIRACULEUX
💆Gommage + Masque
🍶Lait & Lotion
🌞Crème du Jour
🌝Crème du Matin et du Soir

2️⃣ Pack n°1 :
💆Soin du visage MIRACULEUX
💆Gommage + Masque
🍶Lait & Lotion
🌞Crème du Jour

3️⃣ Soin du visage 💆 MIRACULEUX uniquement
---
✅Conditions de participation :
1. 👍 Aimer la page
2. Inviter des amis à participer
3. Partager la publication dans trois groupes en mode public

✨ Le participant avec le plus de réactions sur son commentaire et respectant toutes les conditions remportera le lot ✨
---
⏩⏩Détails des packs :
Pack n°1 - 💥 40.000 AR 💥

💆 Soin du visage MIRACULEUX : Nettoie, soigne, illumine la peau, et réduit les rides.
❌❌GARANTIE SATISFACTION OU REMBOURSEMENT IMMÉDIAT❌❌
💆 Rituel Gommage : Élimine les peaux /cellules mortes et resserre les pores.
🍶 Lait & Lotion : Nettoie les impuretés et revitalise les peaux fragiles.
☀️ Crème du Jour : Protège contre les agressions externes (pollution, soleil, vent,.... ).
🔹 Convient à tous types de peau, avec ou sans tâches.

Pack n°2 - 💥 80.000 AR 💥
💆 Soin du visage MIRACULEUX
💆 Rituel Gommage
🍶 Lait & Lotion
☀️ Crème du Jour
🌝 Crème du Matin et du Soir : Élimine les tâches (tâches de grossesse, boutons, cernes type panda, etc...)
🔹 Adapté aux peaux présentant des problèmes spécifiques.

---
Pourquoi choisir nos produits ❓❓

🌿 Produits à base naturels mélangés avec les produits pharmaceutiques
✅ 100% sûrs, sans effets secondaires.
🔥 Efficacité garantie à 100%.
⏳ Fin des participations : dimanche à 17h.

🥰Participez maintenant et faites briller votre peau !

05/04/2024

‼️ALERTE NOUVEAUX PRODUITS ‼️
⚡⚡GAMMES de produits SIMPLE MAIS TRÈS TRÈS EFFICACE⚡⚡
💆‍♀️Soin visage : Eclaircissant, Anti-tâche et Anti-âge.
GAMME =🎀Crème Anti-tâche + 🎀Crème éclaircissant + 🎀Lait.
➡️Mamerina ny hoditra ho SALAMA TSARA
➡️Manala PANDA, MONY, MENAMENA, RIDE, SIMBAN'NY PRODUITS MARO SAMIHAFA.
Vita avy @ voankazo(🥑🍌🍉FRUIT🍑🥝🥥)
❌SANS EFFET SECONDAIRE❌
LIEU: Banque Sipem ITAOSY
Livraison tanà / province
☎️0381055703

05/04/2024
12/03/2024

♥️TAREHY MADIO
♥️TAREHY MALANDINA
♥️TAREHY MAMPITSIRIRITRA
🥰Mila mahakarakara vao manana ny tsara.
1️⃣Manao 💆‍♀️SOIN DU VISAGE💆‍♀️
💲Raha tsy afa-po eo @ soin du visage ianao dia TSY MANDOA VOLA ( ho an'izay manantona any manao soin du visage ihany)
2️⃣Mampiasa PRODUITS izay mifanaraka tsara @ hoditrao hanalana ny tâche sy imperfection rehetra
3️⃣Manaraka tsara ny indication sy traitement tokony atao
Manala: PANDA, mony, MENAMENA, SIMBAN'NY PRODUITS, KENTRONA,...
😍Averina ho madio sy malandina ary maha te ho tia tsara ny tarehinao.
❌PRODUITS EFFICACE
❌ SANS EFFET SECONDAIRE
❌AZO ANTOKA TSARA
✅Afaka mandray anao mivantana eto ambadikin'ny Banque Sipem ITAOSY (sur rendez-vous)
✅Afaka mandefa any rehetra
✅Afaka manao LIVRAISON ihany koa ho anao tsy afaka manantona anay
⭕Mandefa ny produits rehetra any aminao hatramin'ny SOIN DU VISAGE miaraka fampiasana ny produit rehetra
(ianao ihany no manao ny soin anao)
☎️0327173039 /038 10 557 03

08/03/2024

🎀🎀🎀PROMOTION 8 MARS🎀🎀🎀
Androany ihany ity tolotra ity fa aza tara🤗
💆‍♀️Soin du visage miraculeux 20.000ar ( tsy mandoa vola foana raha vao tsy afa-po raha manantona anay ianao)
💝GAMME de produit avec SOIN 55.000Ar = CADEAU surprise
💝GAMME de produit avec SOIN 100.000Ar = Gommage offert
💝GAMME de produit complet avec SOIN 130.000Ar au lieu de 150.000Ar + 1 SOIN du VISAGE offert.
Lieu Banque Sipem Itaosy
☎️038 10 557 03
Afaka tsy maka rendez-vous androany fa izay tonga dia raisina.

Photos from Ma Beauté's post 31/01/2024

Promotion CRÈME ANTI-TÂCHE à 15.000Ar seulement
Manala ny tâche rehetra eo @ tarehy, PANDA sy MONY ary ny tâche avy @ fampiasana produit chimique.
Raha misy MENAMENA ny tarehinao dia ampiarahina @ 🍶Lait&lotion🍶 ny crème Anti-tâche dia sady manala ilay tâche no manala ny menamena.

Photos from Ma Beauté's post 13/01/2024

🎀🎀Cadeaux BONNE ANNÉE🎀🎀
Fanomezana mamy be no atolotra ho anareo @ ty taona vaovao ity.
🎁GAMME de produit complet🎁
Soin du visage + Crème du MATIN et SOIR (Anti-tâche) + Lait&lotion + Crème du JOUR + Crème de NUIT = 100.000Ar.
🎁GAMME de produit Spécial 🎁
Soin du visage + Crème du MATIN et SOIR + Crème du JOUR + Lait&lotion =
80.000Ar.
🎁SOIN du visage complet : 20.000Ar
🎁Rituel GOMMAGE : 15.000Ar
❤️💕Raha manao partage ity publication ity ianao sady mividy produits dia mahazo cadeaux LAIT&LOTION gratuit avy aminay.
🤗Araraoty fa @ ity volana JANVIER ity ihany ireo prix cadeau ireo.
Manao LIVRAISON eto Antananarivo ary afaka mandefa produits rehetra any .
➡️➡️Tsy voatery manantona anay ny manao SOIN DU VISAGE fa omena anao ny mode d'emploi ny produits rehetra dia ianao ihany no manao azy any antrano
🤗Afaka manantona anay ihany koa eto ambadikin'ny Banque Sipem ITAOSY (sur rendez-vous)
📞 032 71 730 39 / 038 10 557 03

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itaosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Itaosy