Longrich Aina
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Longrich Aina, Health/Beauty, Itaosy.
14/10/2021
Salama tompoko 💖
Mbola misy anti-moustique 1 sy Dentifrices 2 (200 g) ato aminay.
Tongava mp raha liana ianao.
(𝗔𝗹𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗼𝗿𝗮)
11/10/2021
Miarahaba tompoko!!!💖
Misy ireto vokatra vitsivitsy ireto atolotra ho anao
𝗗𝗲𝗻𝘁𝗶𝗳𝗿𝗶𝗰𝗲𝘀:manamafy ny nify sy manafotsy ary misoroka ny areti-nify maro.
𝗦𝗽𝗿𝗮𝘆 𝗯𝘂𝗰𝗰𝗮𝗹:manala ny fofona ratsy ao anaty vava.
𝗦𝗮𝘃𝗼𝗻 𝗻𝗼𝗶𝗿:manala mony,manala menaka amin'ny tarehy
𝗔𝗻𝘁𝗶-𝗺𝗼𝘂𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲:miaro amin'ny kaikitry ny moka.
Raha liana na mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka mandefa hafatra miafina.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Itaosy
102