Soin Naturel
Torohevitra momba ny fitsaboana sy fikarakaram_batana amin'ny alalan'ny vokatra natoraly 100%
12/09/2020
ROYAL JELLY
•Mampihena ny vokadratsin’ny fijanonan’ny fadimbolan’ny vehivavy
•Mampihena ny menaka ratsy (cholesterol)
•Misoroka ny ratra anaty
•Miaro sy misoroka ny ratra anaty
•Miaro sy misoroka amin’ny sery (rhinitevchroni
que)
•Mampihena ny havizanana ara-batana sy ara-tsaina
•Mampihena ny fikorotanan-tsaina na fiketrahana ara-tsaina (stress)
•Mampiakatra ny tanjaky ny hery fiarovana
•Manome hery ireo avy narary mafy
Fatrany: 2 maraina sy 2 hariva (aorian’ny sakafo)
Apetraka amin’ny toerana maina tsara ary azo antoka
Raha liana na mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala mandefa mp na miantso ny 0341612575/0329613162
09/09/2020
Bonjour daholo☺
SOY PROTEIN POWDER
•Mamadika ny tavy ho lasa hery sy tanjaka
•Mety ho an’ny olona mpanao fanatanjahanten
a
•Manatsara ny kalitaon’ny rà sy ny hozatra
•Mampiakatra ny tahan’ny collagen ao amin’ny vatana
•Mandanjalanja ny hormona
•Mampitombo sy mampantanjaka aingana ny zaza
•Mety ho an’ny reny mitondra vohoka sy mampinono
•Mampiakatra ny hery fiarovana ho an’ireo rera-dava sy vao nivoaka hopital
Fatrany : 2 sotro lahibe isa-maraina alohan’ny sakafo
Tehirizina amin’ny toerana maina tsara sy azo antoka
Raha mila fanampim_panazavana dia ALEFASO ny MP na antsoy ny 0341612575/0329613162
08/09/2020
ESSENCE OF KANGAROO
Ny essence of kangaroo dia ampiasaia ho an’ny:
· Tsy fahatomombanan’ny filahiana; manampy ny filahiana malemy hatanjakaka havita tsarany asany fa tsy tonga dia lasa alohan’ny fotoana, mitsabo sy misoroka ny vokadratsin’ny ma********on sy ny tsy fahampian’ny tsirin’aina,misoroka ny fandehanan’ny ranonaina amin’ny alina sy ny tsirin’aina mandeha ho azy
· Misoroka ny fikorotan’ny fitaovam-panana
hana tahaka ny filahiana kely, izany hoe mety hanalava sy ampangeza izy eo ampanaovana ny asany, voan-dehilahy mikainkona
· Voa-reraka :ranjo sy valahana mavesatra vizana sy tsy misy herijika, tsy ampy hery, fanina , aretin’andoha lava , volo maina sy mihitsana, tsy fahitana tory , fanadinodinoana, tsemboka amin’ny alina
· Miaro sy misoroka ny aretin’ny prostaty: poritra lava sy te hipipy matetika ,tsy mahatanà pipy
ity votrana ity dia tena voadio tanteraka (hautement purifié) sy mandry (concetré) ny fiasany amin’ny vatan’olombelona dia maharitra 72 ora no mihoatrany fikarohana koa dia tena nahitana fa essence of kangaroo dia mahery vaika tokoa satria izy dia ahitana tsiry mpanentana (hormones)voajanahary ambony , protein, zinc , sy ny fer be dia izy be, izay singa mampitombo ny herim-batana sy ny herin’ny fitaovam-pananahana.
Ny tombotsoa azo avy amin’ny essence of kangaroo dia :
· Mampitombo ny herim-batana
· Manatsara ny taovam-pananahana
· Manavao ny taova rehetra iankinan’ny fahavelomana
· Manala ny fahareran’ireo rantsam-batana
· Misoroka sy manala ny aretina prostaty
Aorinan’ ny fihinanana azy dia mety hatsapa hafanana malefaka ianao (toy ny hoe voan’ny tazo, sns) izay zavatra ara-dalana io. Ny fibotsinan’ny filahiana (élargissement) mba hanamaivana na hanafoana ireo dia mila misotro rano mafana matetika fotsiny ianao dia misinda izany .
Ity vokatra ity dia miasa avy hatrany 30 minitra na adiny iray ao aorinan’ny hinananao azy.
Fatrany: 1200 mg
Fomba fihinanana azy : 1 na 2 isaky ny 3 andro na mihoatra arakaraky toe-batanao ny vokatra andrasanao aminy
08/09/2020
COLLAGEN SOFTGEL
•Mampatanjaka ny hozatra, maha bokonozotra ny lehilahy
•Mahatsara ny tarehy ary azo ahosotra mivantana
•Manamafy ny taolana sy ny nify
•Manampy amin’ny fiforonanan’ny sela vaovao ka mahatanora lalandava
•Mampaniry tsara ny volo satria mitondra otrikaina ho azy ary mampitsahatra ny fihintsanany sy mampangirana azy ary manaela ny fipotran’ny volofotsy
•Mitazona ny firindran’ny hoditra (forme et stricture de la peau), ny sela sy ny taova rehetra .mampalefaka hoditra ka manatara ny fisian’ny lazo, ny ketrona, ny mony,. . .
•Manampy ny fery mandinika hanolatra haingana
•Miady amin’ny fiketrahana(relachement )
•Manala tsikelikely ny tasy eny amin’ny hoditra
•Manatsara ny fitohizan’ny taolana,ny vanin-taolana sy ireo rehetra olan’ny taolana
•Manampy ny olona voan’ny rohana (arthrite,arthose,…)
•Manala ny fanaintainan’ny fadim-bolana
•Manatsara ny fi vaviana na ovaire
•Manatsara ny fikorian’ny rà
•Mitondra vitamine E
Fatrany : 2 maraina / 2hariva (alohan’ny sakafo)
Apetraka amin’ny toerena maina tsara sy azo antoka
ALEFASO MP 0329613162/0341612575
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Itaosy