Beauty K
ITAOSY BERAVINA
Coiffure - Esthétique - Onglerie
• Conseils pratiques tous les matins à 06h
• Promos chaque fin du mois
02/09/2024
🌟😄
Bon lundi et excellente semaine !
Mirary soa hatrany.
26/08/2024
💨💆♀️😄
Bon lundi et excellente semaine !
Mirary soa hatrany.
23/08/2024
NY VOLO SY NY HODITRA 🌟✨
👉 Aza misalasala mangataka torohevitra amin'ireo manam-pahaizana manokana momba ny hoditra sy ny volo ianao mba hahazoanao toromarika mifanaraka amin'ny filànao manokana!
22/08/2024
LOKO HOHO TENDANCES 💅✨
👉 Sahia mampiasa loko toy ny "pastel" amin'ny hohonao! Ny "bleu ciel", "lavande" ary loko paiso no ankafizin'ny rehetra amin'izao.
21/08/2024
VOLOMASO AM'LE OUI 💄✨
👉 Mba hananana volomaso manendrika tsara anao dia mila hogoina miakatra ilay volomaso ary sorito na fenoy amin'ny "crayon à sourcils" mitovy loko amin'ny volonao ilay faritra kely manaraka anazy iny.
20/08/2024
VOLO MIBONTSONA 💁♀️✨
👉 Te hanana volo mibontsona kokoa ve ianao?
Rehefa manamaina volo iny dia mila miondrika tsara ianao, ny loha any ambany.
✨ tsara kokoa raha asiana "Mousse coiffante" kely ny amin'ny fotony.
19/08/2024
💅😄
Bon lundi et excellente semaine !
Mirary soa hatrany.
16/08/2024
FADIO NY VOKATRA SIMIKA 🍃✨
👉 Mizàra ianao mampiasa vokatra natoraly ary ahenao na koa fadio ireo vokatra simika izay manimba ny volo sy ny hoditra!
15/08/2024
FIKARAKARANA HOHO AO AN-TRANO 💅✨
👉 Aza hadinoina ny manao ny "base" sy ny "top coat".
✨ Ny "base" izay natao hiaro ny hohonao ary ny "top coat" kosa izay natao hampaharitra ny loko manify.
14/08/2024
MAKIAZY MAHARITRA 💄✨
👉 Mba haharetan'ny makiazinao mandritra ny indray andro manotolo, alohan'ny hanaovanao ny "fond de teint", dia mila asiana "base" aloha ary "fixé"-na amin'ny "poudre translucide".
✨ Tsy ilaina intsony ny manao "retouche" avy eo !
13/08/2024
VOLO MIOLANA TSARA 💁♀️✨
👉 Mampiasà "Fer à friser" ary ahodino na aolano tsara manodidina azy ny volonao. Izany dia avy any amin'ny fotony ka hatrany amin'ny tendrony.
✨ Ampiasao ny "Spray texturisant" mba hampaharitra azy ela kokoa!
12/08/2024
🌈🦄
Bon lundi et excellente semaine !
Mirary soa hatrany.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Rue Ratsimamanga
Itaosy
102
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 16:00 |
| Sunday | 06:00 - 16:00 |